The Only Way

The Only Way Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from The Only Way, Youth Organization, Analakely, Antananarivo.

𝐔𝐧 𝐒𝐞𝐮𝐥 𝐍𝐨𝐦, 𝐔𝐧 𝐒𝐞𝐮𝐥 𝐜𝐡𝐞𝐦𝐢𝐧, 𝐔𝐧𝐞 𝐒𝐞𝐮𝐥𝐞 vérité
« 𝐓𝐇𝐄 𝐎𝐍𝐋𝐘 𝐖𝐀𝐘 𝐈𝐒 𝐉𝐄𝐒𝐔𝐒 »
✝️🙌🏻
Unis pour élever le Nom de Jesus chaque Mercredi à Tranom-pokonolona Analakely à 16H.

𝐑𝐞𝐣𝐨𝐢𝐧𝐬-𝐧𝐨𝐮𝐬✨

14/08/2026

WORSHIP TIME 2026 // VEND 14 AOUT // LIVE FACEBOOK

WORSHIP TIME // VENDREDI 14 AOÛT 2026 // À 20H30 // Live Facebook 🔴
14/08/2026

WORSHIP TIME // VENDREDI 14 AOÛT 2026 // À 20H30 // Live Facebook 🔴

14/08/2026

👉IZAY OLONA REHETRA MANAO TSINONTSINONA ANAO ANDROANY DIA TSY MAINTSY HAHITA NY FISANDRATANAO☝️🙌.

MIALA NENINA AMINAO JESOSY😍🔥Ho anao latsaka anaty fanamelohan-tenaHo anao efa kivy, reraka, diso fanantenanaHo anao tsy ...
13/08/2026

MIALA NENINA AMINAO JESOSY😍🔥

Ho anao latsaka anaty fanamelohan-tena
Ho anao efa kivy, reraka, diso fanantenana
Ho anao tsy mety mino an’Andriamanitra satria mety mbola mandeha tsara ny fiainanao androany
Ho anao marary efa tsy misy fanafana intsony

MIALA NENINA AMINAO ANDRIAMANITRA‼️

Sabotsy 15 Août 2026 // 8H30 // COLISEUM DE MADAGASCAR

Tsy misy fomba fomba, tsy hanavahana na iza na iza, hanasana ny olona rehetra✅

Any mihaona eh🔥‼️

13/08/2026

DIOVY NY FO❤️✝️.

12/08/2026
12/08/2026

AFAKA MBOLA MANANGANA ANAO HO TSARA LAVITRA NOHO NY TEO ALOHA ANDRIAMANITRA☝️✝️
HINOY NY FAHASOAVANY SY NY FAMINDRAM-PONY ❤️

11/08/2026

JESOSY TSY MITSAPATSAPA FA TENA HAINY NY MANANGANA ANAO INDRAY… 🙌🏼

Marary ianao? JESOSY NO VAHAOLANA✝️Maratra ny fonao? JESOSY NO VAHAOLANA✝️Voafatotra lava ianao? JESOSY NO VAHAOLANA✝️Fe...
11/08/2026

Marary ianao? JESOSY NO VAHAOLANA✝️
Maratra ny fonao? JESOSY NO VAHAOLANA✝️
Voafatotra lava ianao? JESOSY NO VAHAOLANA✝️
Feno fahotana ianao? JESOSY NO VAHAOLANA✝️
Manamelo-tena lava ianao? JESOSY NO VAHAOLANA ✝️
Tsy mahatsapa fiadanana sy fifaliana mihitsy? JESOSY NO VAHAOLANA✝️
Tsapanao hoe misy blocage ny lafim-piainanao rehetra(ara-bola, ara-pitiavana, fianarana,...)? JESOSY NO VAHAOLANA✝️
Tsapanao hoe misy ozona manaraka anao sy ny fianankavianao? JESOSY NO VAHAOLANA✝️
Tsy mba misy olona tsapanao hoe tena tianao? JESOSY TENA TIANAO ANAO✝️
Manilika anao daholo ny olona? JESOSY TSY MANILIKA ANAO✝️
Tsy manana n'iza n'iza mba hitantarana izay mahazo anao ianao? VONONA HIHAINO ANAO JESOSY✝️
Tsy manana n'iza n'iza afaka hitokisana sy hianteherana? JESOSY VONONA HIARAKA AMINAO SY HANAMPY ANAO✝️

ANTSOY IZY FA HAMALY ANAO✨❤️

RELÈVE-TOI ❤️Ohabolana 24:16aFa potraka im-pito ny marina, nefa tafarina ihany,…Ho anao lavon’ny fahotana Ho anao nisy n...
10/08/2026

RELÈVE-TOI ❤️

Ohabolana 24:16a
Fa potraka im-pito ny marina, nefa tafarina ihany,…

Ho anao lavon’ny fahotana
Ho anao nisy nanafitohina
Ho anao manana fiainana tsy mety tafarina
Ho anao manamelo-tena lava
Ho anao nanangan-javatra kanefa rava foana

Tsy natao hijanona ao anaty fahalavona ianao.
Tsy natao hianjera mandrakizay.

Mbola misy fanantenana, ary afaka hiarina sy hitsangana indray ianao.

🚨 MERCREDI 12 AOÛT 2026 | 16H00
📌 TRANOM-POKONOLONA ANALAKELY

Anasana antsika rehetra tsy an-kanavana, tsy misy anaram-piangonana sady tsy misy vidim-pidirana.
Tongava @ maha ianao anao fa tsy hitsara na hanameloka anao izahay.

NDAO HITSANGANA INDRAY, NDAO HIARINA INDRAY 🙏

Address

Analakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when The Only Way posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share