15/08/2026
๐ข Manao mbola tsara ho antsika STK FJKM rehetra !
J - 11 isika anio โณ๐๏ธ
๐ I. Fandaminana any an-toerana
๐ค Toy izao ny fandaminana napetrak'ireo Komity any an-toerana momba ny transport maritime sy ny toerana hanaovana ireo hetsika samihafa.
๐ผ๏ธ Indro ampitaina amintsika eto ireo sary ahitana ny antsipirihany momba izany.
๐ II. Lisitra ho an'ny fiampitana
๐ Ataovy vonona hatrany ny liste ho an'ireo iray fiara, miaraka amin'ny vola frais amin'ny fiampitana eo Ankify mankany Nosy Be, mba hahafahana manafaingana ny fizotry ny fiampitana.
๐ III. Fanarahana ny toromarika
๐ข Mila manaraka hatrany ny toromarika sy ny fandaminana rehetra apetraky ny Komity isika, mba hahafahan'ny fihaonambe mandeha am-pilaminana sy milamina.
๐ IV. Momba ny hofan-trano
๐ Aza adino ny mandefa ny vola avance amin'ny hofan-trano, satria mila vola ireo Komity any an-toerana amin'ny fikarakarana rehetra momba ny fandraisana antsika.
๐ V. Fandaharam-potoanan'ny Fihaonambe
๐
Toy izao ny fandaharam-potoana rehetra mandritra ny Fihaonambe Nasionaly STK.
๐ผ๏ธ Indro ampitaina eto ihany koa ireo sary ahitana ny programme feno.
๐ Samia miomana tsara ary manaraka hatrany ireo vaovao sy toromarika rehetra.
โ โ โ
โ๏ธ๐ฟ "STK Voafidin'i Kristy, miasa amin'ny faharetana, mamokatra tsara"
๐ Jaona 15:16