Angovots'Art

Angovots'Art Pejy Angovots'Art
fampahalalàna ny Haitao
Enerjetika
(1)

😊@ Asabotsy 20 Septambra izao dia hizara ny fiainana mirindra ao anaty "equilibre" voajanahary fa tsy nofinofy fa kosa m...
15/09/2025

😊@ Asabotsy 20 Septambra izao dia hizara ny fiainana mirindra ao anaty "equilibre" voajanahary fa tsy nofinofy fa kosa mila vonona ny saina anatanteraka izany . Ny "bien-etre" tsy fanenjehana sy fanamboarana sy fanovàna kely etsy sy eroa fa fidirana sy fandraisana Anjara mivantana @ tena izy @ fiainana . Namaskar dia manamafy ny asa ateo @ tena ary miainga avy @ izay no isian'ny vokatra na consequences voajanahary ka ao anatin'izany ny mamy sy ny mangidy fa ny ankamaroantsika mandala ny fampivoara-tena dia manohatra ny voajanahary fa te-iaina ao anatin'ny tsara sy mamy foana any ka mandany enerjia etsy sy eroa fa tsy mandeha @ "essentiel" izay fototry ny tena fiainana .
Mankasitraka
Namaskar

12/09/2025

FILAZANA
Noho ny fandaminana eto @ Namaskar miova ho toy izao ny fidirana ho mpikambana :
👉 manomboka ny volana Desambra ho avy izao dia lasa Havaozina isaky ny enim- bolana na semestre ny karatra maha- mpikambana ka isaky ny Desambra sy volana Jiona no hanaovana izany.
Mankasitraka
PS : raha mila fanazavana fanampiny dia mandefa Mp na miantso ny 📞 0386810457
́sion2025

Pratika vao maraina
01/09/2025

Pratika vao maraina

Taichi walk tena tsara ❤️
16/08/2025

Taichi walk tena tsara ❤️

15/08/2025

FILAZANA

Pratika taichi 😊
13/07/2025

Pratika taichi 😊

Averina eto ity fa tena mahay😍
08/06/2025

Averina eto ity fa tena mahay😍

Mbola misy toerana fa efa antsasany sisa 😊
06/06/2025

Mbola misy toerana fa efa antsasany sisa 😊

⏳Misorata anarana dieny izao amin'ny MP na miantso ny 0386810457 na miditra what'sapp raha toa ka maniry ny hanao sortie Energetique miaraka amin'ny sy ianareo,afaka mandray anjara daholo ianareo mpianakavy.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261386810457

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Angovots'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share