Tanindrazako DIDY

Tanindrazako DIDY Bienvenue sur la page officielle TANINDRAZAKO DIDY. Page de l'Association des Didy Citizens.

🏞️ Fitateram-bokatra mahomby,  nefa mampisy risika ian no izy vohizin-tànana.🛶 Sao dia fotoana izao hampiasana lakana ms...
01/02/2026

🏞️ Fitateram-bokatra mahomby, nefa mampisy risika ian no izy vohizin-tànana.
🛶 Sao dia fotoana izao hampiasana lakana ms motera na vedette rapide, any Didy am tapany atsimo iny.
🌄 Ampirimina tsy ampesaina refa tsara ny andro, avoaka amoaham-bokatra refa tojo andro ratsy, moa azo ikaramana ian koa, no azo amonjehina ny mpiara-belona.

😭🌍 Cr Didy, Ambatondrazaka🛵 Tafakatra 80 000ar,  frais Taxi môtô🤔Mitokamonina Tanteraka ny Commune vokatry ny aratsin-da...
28/01/2026

😭🌍 Cr Didy, Ambatondrazaka
🛵 Tafakatra 80 000ar, frais Taxi môtô
🤔Mitokamonina Tanteraka ny Commune vokatry ny aratsin-dalana
👉💪 Mankahery ny havana sy namana any antoerana ny eto am pejy

💦Taona vaovao 2026🌍 Toerana Didy, tapany Atsimo - Zetra🚣 Ao anatin'ny rano bé tanteraka🙏Mankahery ireo Simba voly Maro s...
06/01/2026

💦Taona vaovao 2026
🌍 Toerana Didy, tapany Atsimo - Zetra
🚣 Ao anatin'ny rano bé tanteraka
🙏Mankahery ireo Simba voly Maro samihafa , vokatry ny rotsak'orana be loatra, izay azo avy amin'ny fiforonana rivo-doza GRANT zay ao Atsinanan'ny Vatomndry sy Mahanoro, Kasaina hiditra an-tanety amin'ireo Tanàna ireo, ampitso Alarobia, ka tsisy ahiana ny aminy fa mijanona ho toetr'andro ratsy hatrany .
📸Sary indrana

Crédit photo: Fianakams
14/08/2025

Crédit photo: Fianakams

Mankanimankany.Maneho Tanindrazana tsy foy n'y sary.Misaotra n'y pisera ato am fb.
06/06/2024

Mankanimankany.
Maneho Tanindrazana tsy foy n'y sary.
Misaotra n'y pisera ato am fb.

Handre Radio Akon'ny Ala, ny anaty zetra zany.
18/07/2023

Handre Radio Akon'ny Ala, ny anaty zetra zany.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261347838996

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanindrazako DIDY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share