Association Malagasy Iray Fery officiel

Association Malagasy Iray Fery officiel Fikambanana manampy sy mivelatra eo amin'ny lafin-javatra maro

23/12/2023

πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡ ho avy tsy ho ela
HANORATRA HO ANAO and.2

'Ndao ary ohπŸ•­πŸ•­πŸ•­πŸ•­πŸ””Amin'io 20 DESAMBRA 2023 io no fotoana ✊Iza moa ireo mpandresy RominRomina Miarina Fanahy Mhef BlohaHaj...
08/12/2023

'Ndao ary ohπŸ•­πŸ•­πŸ•­πŸ•­πŸ””
Amin'io 20 DESAMBRA 2023 io no fotoana
✊
Iza moa ireo mpandresy
RominRomina Miarina Fanahy Mhef BlohaHajia Farany

Tohin'ilay fifaninanana "HANORATRA HO ANAO" and.1
πŸ””πŸ””πŸ””
ALAROBIA 20 DESAMBRA 2023
Manomboka amin'ny 2ora sy sasany
TRANOMBOKIM-PIRENENA => EFITRANO DOX

πŸ‘‰fanolorana ilay loka "Boky mirakitra ny tonokalon'ireo mpandresy"

Mhef Bloh
Hajia Farany

πŸ‘‰Fanakatonana ny fifaninanana "HANORATRA HO ANAO" and.1

πŸ‘‰fisokafan'ny Fifaninanana "HANORATRA HO ANAO" and.2

πŸ””πŸ””Manasa AnaoπŸ””πŸ””
Tongava manotrona sy maka fafiny ny Literatiora

Tsy misy vidim-pidirana!
Ho an'ny Literatiora

Hisy mpiantsa maro be

Romina Miarina Fanahy
Tamby Madagasikara II
Aina Sandafitia
Charmelah Raharisonn

miara-miasa amin'ireo andrarezin'ny soratra

NY IRAKA RAMBOLAMANANAA
Mina Ilarionn
Zara Aingaa

05/12/2023
Ho antsika mpikambana ato amin'ny A.M.I.F &SCAR Prod. Tsy adino ny maneho ny fisahorana πŸ™πŸ™πŸ™"TANORA MIVONONA, ANTOKY NY H...
19/06/2022

Ho antsika mpikambana ato amin'ny A.M.I.F &SCAR Prod. Tsy adino ny maneho ny fisahorana πŸ™πŸ™πŸ™

"TANORA MIVONONA, ANTOKY NY HO AVY" A.M.I.F

Address

Rn2 Mahazo
Antananarivo
103

Telephone

+261349483823

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Malagasy Iray Fery officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share