Revival Messengers

Revival Messengers Ministère de louange et d’adoration. Mouvement de jeunes chrétiens.
(1)

Auteur-compositeur chant et danse
From Madagascar🇲🇬

Réunion de prière pour tous à Roxy Antaninarenina chaque vendredi à 16h30 Antananarivo et diffusé en direct

19/06/2026
Rariva ny fotoana 🔥🙏🏼🙌🏻
19/06/2026

Rariva ny fotoana 🔥🙏🏼🙌🏻

NOFORONINA HO ANY AN-DANITRA …

Fantatrao Ve misy toeranao any an-danitra?
Fantatrao Ve fa rehefa tapitra ny fiainanao eto an-tany dia izay vao tena manomboka ny fiainana?

Fantatrao Ve fa mandalo ny eto an-tany
Tsy maintsy hiala eto …
Ho aiza ianao? Hitondranao ho aiza ny décision anao eto an-tany? Eto antany no mamaritra ny mandrakizay-anao …

Tsara ny mahomby, tsara ny manan-javatra be dia be, tsara ny hajain’ny olona sy manana toerana eo amamonina
Fa‼️Mila mihomana ho an’ny mandrakizay

Vendredi béni - vendredi 19Juin 2026
16h30 - Roxy Antaninarenina
DESTINÉ À L’ÉTERNITÉ
Louange - Partage - Témoignage
Entrée libre

Viens tel que tu es

🔥🎶SORTIE OFFICIELLE « FIADAGNAKO »🔥🎶demain vendredi à 20h30 sur YouTube et sur Facebook Restez connectés 🙏🏼
18/06/2026

🔥🎶SORTIE OFFICIELLE « FIADAGNAKO »🔥🎶demain vendredi à 20h30 sur YouTube et sur Facebook

Restez connectés 🙏🏼

NOFORONINA HO ANY AN-DANITRA …Fantatrao Ve misy toeranao any an-danitra?Fantatrao Ve fa rehefa tapitra ny fiainanao eto ...
17/06/2026

NOFORONINA HO ANY AN-DANITRA …

Fantatrao Ve misy toeranao any an-danitra?
Fantatrao Ve fa rehefa tapitra ny fiainanao eto an-tany dia izay vao tena manomboka ny fiainana?

Fantatrao Ve fa mandalo ny eto an-tany
Tsy maintsy hiala eto …
Ho aiza ianao? Hitondranao ho aiza ny décision anao eto an-tany? Eto antany no mamaritra ny mandrakizay-anao …

Tsara ny mahomby, tsara ny manan-javatra be dia be, tsara ny hajain’ny olona sy manana toerana eo amamonina
Fa‼️Mila mihomana ho an’ny mandrakizay

Vendredi béni - vendredi 19Juin 2026
16h30 - Roxy Antaninarenina
DESTINÉ À L’ÉTERNITÉ
Louange - Partage - Témoignage
Entrée libre

Viens tel que tu es

HIVOAKA Tsy ho ela .... 🎶❤️FIADAGNAKO❤️🎶Stay connected
17/06/2026

HIVOAKA Tsy ho ela .... 🎶❤️FIADAGNAKO❤️🎶
Stay connected

16/06/2026

TSY NY OLONA REHETRA NO FALY HAHITA ANAO HAHOMBY …

16/06/2026

🇲🇬RÉSUMÉ GLOBAL DAY OF PRAYER 2026🇲🇬
🔥Diabe ho an’I Kristy🔥

Direct By Finaritra Andriamitantsoa

Address

II I 9 Ankadivato
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Revival Messengers posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Revival Messengers:

Share