Betsileo Tsa Magnavaka

Betsileo Tsa Magnavaka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Betsileo Tsa Magnavaka, Nonprofit Organization, Siège IVM 133 L Antentezanafovony, Antananarivo.

Ny savika dia anisany kolotsaina Betsileo Tovolahy aloha hatram Zao no misavika fa vana tsa misy hoe Vehivavy misavika 🤣...
20/04/2026

Ny savika dia anisany kolotsaina Betsileo Tovolahy aloha hatram Zao no misavika fa vana tsa misy hoe Vehivavy misavika 🤣🤣
arahina akora sy mozika bé bapampa bé hatrany matetika savika ary ahitana tovovavy manja bé manondraka rano omby savihina
Atao ny savika amin'ny andro firavoravona toy lagnona ,fitokanantrano ,hasoavan-jazalahy ,fahaterahana sns .
Ankehitriny ihany koa dia afaka atao am faritra rehetra Savika ,ka am 3 Mai ho avy Zao dia hatao eo Ambatomirahavavy ny savika goavanam-Be karakarainy koloSavika anasana antsika rehetra mba hagnotrogna sy ho tonga hijery ny fomba amam-panao Betsileo
Lazao ao am com's momba savika fantatrao ,tantarao ao ihany zava misy rehe efa nijery savika agnao
Tongava maro ara moa hijery savika ao Ambatomirahavavy amin'ny 03 Mai
dia SOA hahazo Andro eee

“Ny asa soa tsy mila feo avo… fa ny fo no miteny.Ny firaisankina tokoa no hery Amin’ny anaran’ny BTM – Betsileo Tsa Magn...
22/03/2026

“Ny asa soa tsy mila feo avo… fa ny fo no miteny.
Ny firaisankina tokoa no hery
Amin’ny anaran’ny BTM – Betsileo Tsa Magnavaka, dia fifalina lehibe ho anay ny mizara ary fa tanteraka ny adidy maha-olona sy antompisiany fikambana izay hita ao Anaty satan'ny Fikambana dia ny mifanampy sy mifampitsinjo amin’ny fotoan-tsarotra.
Taorian’ny loza navelan’ny cyclone Gizani tao Toamasina Tokoa mantsy dia maro ireo fianakaviana niharan’ny fahasahiranana, very fananana, very asa, ary sahirana amin’ny fiainana andavanandro ,tao ihany koa ireo fotondrafintrasa simba . Tsy afaka nijery fotsiny izahay BTM, ka nanolontena nanapa-kevitra ny handray andraikitra,hanao izay mba mety ho vitanay na dia amin’ny Zay kely vitanay aza.
ka noho izany dia
- Nisy ny fizarana Raha kely izay tena Ilaina am fiainana andavanandro
- Nisy ihany koa ny fanadiovana ny manodidina nateraka faharavana , mba hamerenana indray ny fahadiovana sy ny fahamendrehan’ny tontolo iainana,olona anjatony no nahetsikin'ny fikambana BTM tam'zany
- Ary nisy ihany koa ny fanomezana fanofanana maimaim-poana ho fanohanana ireo very asa, mba hahafahan’izy ireo mijoro indray sy manangana fiainana vaovao.100 latsaka Téo no afaka nisitraka fiofana
de hoy BTM hoe
👉fiadanampo lehibe rehefa vana afaka manampy fa tsy Ilay ampina no Toerana misy fikambana Betsileo Tsa Magnavaka -BTM.
Izany hoe tsy mangataka fa mbola afaka manome sy mizara na tsy manana be aza eo Antanana aza
etoana dia
Misaotra antsika ekipa rehetra nitoto nahafotsy ka nahavitan'ny hetsika teto Toamasina, isika rehetra nandray anjara, na tamin’ny hery, na tamin’ny fotoana, na tamin’ny fanohanana isan-karazany. Tsy ho vita izany raha tsy firaisankina sy fahavononantsika
Mirary hery sy faharetana ho an’ireo mbola miatrika fahasahiranana rehetra.
Ary enga anie ny firaisankina sy ny fitiavana hitoetra ho fototra iorenan’ny fiarahamonintsika.
🙏 Misaotra tompoko
ALEFA BTM aaaa

Koa satria nanapa-kevitra hanao Hetsika amin'ny fanampina amin'ny fanarenana ny Tanan'ny Toamasina ny Fikambanana Betsil...
18/03/2026

Koa satria nanapa-kevitra hanao Hetsika amin'ny fanampina amin'ny fanarenana ny Tanan'ny Toamasina ny Fikambanana Betsileo Tsa Magnavaka -BTM dia tsy hionona am fanampina amin'ny Fanadiovana sy fanarenana ireo Rava noho cyclone ihany ny hetsika, fa ho fanampiana ireo very asa noho ny fandalovan'ny cyclone Gizani, dia hanolotra fampiofanana arak'asa maimai-poana ho an'ny mponin'ny Toamasina iany koa ny fikambanana

🔶 Ireto avy no hianarana amin'izany :
✓savon : solide, liquide, shampooing, lave vitre
✓Savoka
✓lokon-trano
✓pate de fruits

Asa azo atao ary tsy ilaina fampiasana jiro ireo.

👉Misoratà anarana dieny zao.

👉Fanazavana fanampiny antsoy ny 0330892336

⚜️Betsileo Tsa Magnavaka⚜️
"Tsa mifidy zay hasiantsoa"

Salama aby eee 💙 Ny firaisankina Tokoa no hery!Anisany tanjony Fikambanana ny mifanampy am mpiarabelona koa noho izany d...
14/03/2026

Salama aby eee
💙 Ny firaisankina Tokoa no hery!
Anisany tanjony Fikambanana ny mifanampy am mpiarabelona koa noho izany dia tsy hainy Fikambanana ny hitazampotsiny hijery Zava misy ao Toamasina taorina fandalona Cyclone Gizani , antsitrampo tanteraka ary no hihetsehana Fikambanana BTM hanaovana Hetsika hanampina ny mpiray tanindrazana.
Hiara-hientana isika ka olona anjatony ho hahentsika fikambana Betsileo Tsa Magnavaka -BTM hanampy am fanarenana vokatra fahasimbana naterakin'ny rivo-doza ka hanao izay Kely vita ho fanarenana ny Tanana isika BTM ho toy ny natao tao Fianarantsoa tam fandalovany rivo-doza Batsiray
ka toizao Ary ny fandaharampotoana am'zany

➡️ Hitodidoha ho any TOAMASINA
ALAKAMISY 19 Mars ny solontena Birao NASIONALY
* ZOMA 20 Mars Asa FANADIOVANA sy
FANARENANA

* 21 Mars Fampiofanana MAIMAIMPONA
fanamboarana
- Savony
- Loko
- savoka
- patte de fruit isankarazany
- fampianarana ronono mandry a
MAIMAMPONA IZANY REHETRA IZANY
ka misorata anarana
fa voafetra Toerana

💮 Miarahaba ny Ampela rehetra 💮 Arahabaina manokana ny Filohan'ny fikambanana Mme Mayah R.  sy ireo ampela mandrafitra n...
08/03/2026

💮 Miarahaba ny Ampela rehetra 💮

Arahabaina manokana ny Filohan'ny fikambanana Mme Mayah R. sy ireo ampela mandrafitra ny Birao Nasionaly

Ho Ampela mendrika, fitaratra, vonona, sahy, mijoro.

Ho Ampela mahaleo tena, ho fampandrosoana ny tenany, ny fianakaviany, ny fiaraha-monina ary firenena.

💮Soava aby e💮


Betsileo Tsa Magnavaka

Salama aby eeeeVita soamantsara fiofana MAIMAIMPONA NATOLOTRA BIRAO FOIBE NASIONALY fikambana Betsileo TSA Magnavaka het...
07/03/2026

Salama aby eeee
Vita soamantsara fiofana MAIMAIMPONA NATOLOTRA BIRAO FOIBE NASIONALY fikambana Betsileo TSA Magnavaka
hetsika nototosaina tao am BIRAO FOIBE NASIONALY 67 ha Antsimo
tamin'ny fampiofanana manambotra Savony
- Hitondra soa sy fanambinana ho anareo rehetra nanatrika izao fiofanana izao anie ny hietsika izay natao ho fankalazana sy fanamarihana ny Andro manerantany ho an'i Vehivavy
- Misaotra antsika rehetra namaly kaika ko e dia ialana tsiny ireo tsy tafiditra eee ,fa dia sefara koa manao misy misy eee
- Misaotra sy mankasitraka indrindra mpampiofana misaotra Me Mialy niasa antsitrampo ,misaotra ireo solontena birao niasa nanome ny tsara indrindra nahafoy fotoana .
Eto Fikambanana BTM dia mirary ny Vehivavy rehatra ho hery ,antoka ,singa ,pamaha olana fa ho sanatriavina hoe ho fototra olana
samia ho Vehivavy tompon'andraikitra tsy handositra adidy fa hahavita bé aby ho An'i taranaka

BTM eee izay Ilay fikambanana
Hijoro hanasoa aaa ny tanindrazana aaaa

Akory aby !!! Ho fankalazana ny andron'ny vehivavy ny 8 Martsa 2026, ny fikambanana Betsileo Tsa Magnavaka - BTM dia fal...
05/03/2026

Akory aby !!!

Ho fankalazana ny andron'ny vehivavy ny 8 Martsa 2026, ny fikambanana Betsileo Tsa Magnavaka - BTM dia faly manolotra antsika fiofanana manamboatra savony MAIMAIPOANA. Izay hatao ny Sabotsy 7 Martsa 2026 ho avy izao ao amin'ny Birao foibe, 67 Ha, ao amin'ny Nalugaro Hotel, manomboka amin'ny 1 Ora tolak'andro.

🔴🟢⚪ Hianarana amin'izany :

✅Liquide vaisselle
✅Savon solide
✅ gel do**he
✅ Lave vitre
✅ Shampooing

👉 Misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana
👉 Samia mitondra fitaovana fandraisana antsoratra
👉 Samia mitondra tsakitsaky iarahana miala hetaheta

Fanazavana fanampiny :
📨 Hafatra miafina ao amin'ny Betsileo Tsa Magnavaka
📞 0388299623

NY BETSILEO DIA TENA TSA MAGNAVAK'OLO TOKOA♥️
16/09/2025

NY BETSILEO DIA TENA TSA MAGNAVAK'OLO TOKOA♥️

o Le olona  aaaa! Nandeha nifampitalitalika nitsidika temple Xuzu ny BTM de lefa avieo nialaka nandeha nijely jet d'eau ...
17/08/2025

o Le olona aaaa!
Nandeha nifampitalitalika nitsidika temple Xuzu ny BTM de lefa avieo nialaka nandeha nijely jet d'eau le milehatsa teny amininy Lac Ialivo lefa haliva

jus tamalin sy luhma alange sotsoina zaleo tany Lefa nialaka sakafo iny zaleo lehetsa lehetsa ....!
nifankatia sy nilay hina be zaleo lehetsa tany

Faly bé Daholo daholo de amin'ny manalaka injay hono eeeee ho analeo lehetsa le tsy afaka eee

Tratry ny Asaramanitra e!
26/06/2025

Tratry ny Asaramanitra e!

26/06/2025

Miarahaba anao tratra fety asaramanitra ny birao Foibe Betsileo Tsa Magnavaka-BTM Ary mirary fety sambatra ieren-doza ho anao

Address

Siège IVM 133 L Antentezanafovony
Antananarivo

Telephone

+261348846475

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Betsileo Tsa Magnavaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share