Mon avenir Ny Ho Avy Mamiratra

Mon avenir Ny Ho Avy Mamiratra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mon avenir Ny Ho Avy Mamiratra, Nonprofit Organization, Ambodivoanjo Ankaraobato, Antananarivo.

09/07/2023

Salama
Ho valin'ny fanotanina mipetraka matetika Dia ireto:
1- association EFA mitsangana ara-panjakana ny association.
2- tsy misy zavatra zaraina maimaim-poana tsy lisy fizarana FONDS s'y vola ihany koa.
3- fanangana koperativa No hatao. izany hoe karazana orinasa Kely izy izany.
4- misy kotisation hatao hananganana ny fananana iombonana ankoatran'ny zavatra personnel ilainao @ asa.
5- @ fivoriana no hanomezana n'y andininy s'y hanangonana ireo vondrona izay AO anaty secteur d'activité iray.
6- Sady mahavita zavatra lavitra s'y Maro ary MBA maivamaivana rehafa mitambatra.
7- raha toa ka vonona ianao hamonjy n'y fivoriana. Dia afaka misoratra anarana s'y mandefa numéro téléphone. Sarany 5000ar participation hofan'ny salle.

06/07/2023

toa izao ny fandaminana:
1-tsy manome asa isika fa mamorona asa.
2-miditra ho mpikambana ato @ association
ka @ fihaonana no handraisana n'y CIN certifié s'y certificat de résidence.
3- asa miaraka No Ho foronina fa tsy isan'olona. olona Tia miaraka miasa s'y mifandray @ olona No ilainao araka izany.
4- arakarak'izay talenta sy passion anao No hanaovana azy fa kosa tokony ho ampy 20 isa vondrona iray vao afaka mitsangana ny asa hatao.

Salama eh. Izahay Dia association.Ny tanjonay Dia n'y hananan'ny tanora asa.Ary n'y tanjonay akaiky Dia n'y ahafahan'ny ...
03/07/2023

Salama eh.
Izahay Dia association.
Ny tanjonay Dia n'y hananan'ny tanora asa.
Ary n'y tanjonay akaiky Dia n'y ahafahan'ny tanora mamorona asa ho azy.
Noho izany: izay talenta ananao s'y tianao No entina hamoronana Ilay asa. Ohatra tia manjaitra n'a manao soudure n'a coiffure ianao. Kanefa mety Mbola tsy matianina @ izany. Tsy manana fitaovana koa ianao kanefa Ary tsy manasa Fonds hanganana.
Betsaka.
Mbola hisy fihaonana atao hampivondronana fa vao mandamina Kely.

Association Mon Avenir N'y Ho Avy Mamiratra.Hanangana asa isika. Iza no vonona? Miditra mp. Taomy n'y namana. Ho avy n'y...
02/07/2023

Association Mon Avenir N'y Ho Avy Mamiratra.
Hanangana asa isika. Iza no vonona? Miditra mp. Taomy n'y namana. Ho avy n'y fihaonana s'y fivoriana

Association Mon Avenir dia manampy antsika hanangana asa. Vadin'asa ary fanomezana traikefa s'y fampiofanana arak'asa. H...
02/07/2023

Association Mon Avenir dia manampy antsika hanangana asa. Vadin'asa ary fanomezana traikefa s'y fampiofanana arak'asa.
Hanomboka isika izao.

Manana talenta kanefa tsy an'asaTe hanangana nefa tsy ampy n'y Fonds. Te hiasatena kanefa misy fitaovana s'y associer. T...
02/07/2023

Manana talenta kanefa tsy an'asa
Te hanangana nefa tsy ampy n'y Fonds.
Te hiasatena kanefa misy fitaovana s'y associer.
Tia mifanampy s'y miara-miasa
Tia.
HANANGANA ZAVATRA @ 0 ISIKA.
Ataovy j'aime sy partage n'y page Dia midira mp.

Address

Ambodivoanjo Ankaraobato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mon avenir Ny Ho Avy Mamiratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share