Fy-Hina Boutique paysanne

Fy-Hina Boutique paysanne Fy-Hina boutique paysanne aide au developpement rurale

14/01/2026
16/10/2024
Confiture fraise
19/08/2023

Confiture fraise

19/08/2023

Salama aby o.Tonga soa eto amin'ny pejin'ny Fy-Hina boutique paysanne.Izahay dia coopérative manampy ireo tantsaha eto Madagasikara.Ny tanjonay dia ny hanome fihofanana Amin ny fanodinana ny vokatra, Amin ny famokarana zezika bio ary hanaparitaka ireo vokatra manerana an i Madagasikara.
Eto amin'ity pejy ity no hizaranay ny asa izay hataonay sy olona ary ny toerana izay hanaovanay izany.
Manasa anao ary izahay hanaraka ny pejy ary hanasa ireo namanao hanaraka ihany koa.
Raha misy fanontaniana na fiaraha_miasa tianao hatao dia manasa anao hiditra ao amin'ny hafatra miafina.
Ho fampandrosoana ireo tantsaha.

"Unity!Lead to success".

Recette: Lait de soja
09/07/2023

Recette: Lait de soja

Address

67 Ha Nord Ouest
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fy-Hina Boutique paysanne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share