Efiv-tana

Efiv-tana Association a but non lucratif, sans exclusion

🎨👕 FIFANINANA DESIGN T-SHIRT EFIV-TANA 🏆🎉Akory aby!Araka ny fifampiresahana tany amin'ny birao, dia hanao T-shirt ny EFI...
20/05/2026

🎨👕 FIFANINANA DESIGN T-SHIRT EFIV-TANA 🏆🎉

Akory aby!
Araka ny fifampiresahana tany amin'ny birao, dia hanao T-shirt ny EFIV-TANA.
Noho izany dia hisy fifaninanana design na conception T-shirt izay ampandraisan'ny rehetra anjara.
Ny mahazo ny voalohany amin'izany dia misy surprise hotolorana azy.

---

📌 Ireto avy ny zavatra tsy maintsy hita ao amin'ny design :

▫️ Logo EFIV-TANA
▫️ Logo Université d'ANTANANARIVO
▫️ Slogan : DIA RAIKY IAY LAHATAGNY
▫️ Soratra : Université d'ANTANANARIVO
▫️ Loko ho atao : 🖤 Mainty ❤️ Grenats 🤍 Fotsy

---

📢 Fomba fandraisana anjara :
Izay mahavita dia avoaka ao amin'ny groupe EFIV-TANA.
Hatao sondage izany, ary izay be réaction indrindra no ho voalohany ary hotanterahina avy hatrany ny fanomezana.

✅ Misokatra ho an'ny rehetra ity fifaninanana ity hatr@ny 31 May 2026 mitatao vovonana.
Andao hifaninana amin'ny zavatra tsara!

---

🎁 Miandry ny sangan'asanao izahay! 😊

Manatitra n'y arahaba antsika rehetra ato rangandria 🤗😍tontosa soa amatsara n'y lahady 10 Mai 2026 lasa Teo n'y sakandro...
12/05/2026

Manatitra n'y arahaba antsika rehetra ato rangandria 🤗😍tontosa soa amatsara n'y lahady 10 Mai 2026 lasa Teo n'y sakandro s'y fifamindram-pitantanana Teo aminy birao Teo aloha s'y birao vao2 izay mandrafitra n'y EFIV -Tana. Eto dia mitondra n'y teny fisaorana hoany rehetra tsy anavahana na n'y mpikambana na n'y vahiny nasaina. Misaotra indrindra tompoko ôôô❤️🙏 isaorana manokana ireo ray amandreny nanampy taminy fikarakarahana rehetra ,Sady Mbola Tonga nanotrona ihany koa...Tsongaina manokana aminizay ianao Atoa ministre Mickaël s'y ireo filoha mpikambanan-drazana isantokony avy ary ireo député nay rehetra avy aminy faritra Fitovinagny tsy nikely soroka taminy fanampina, ao ihany koa ianareo rehetra izay tsy voalaza anarana. Misaotra Misaotra rony eh❤️🙏🙏.
Ho ela velona anie EFIV -Tana ary mirary soa indrindra hoany birao voa2.

Akory aby rangandria, vao2 tsara vao2 mafana hoany fikambanantsika. Sakandro na "Bonne année 2026" n'y mpianatra Fito Vi...
28/04/2026

Akory aby rangandria, vao2 tsara vao2 mafana hoany fikambanantsika. Sakandro na "Bonne année 2026" n'y mpianatra Fito Vinangy n'y 10 Mai 2026 izao izay atao ao aminy Espace Terra nostra Ambolokandrina. Manomboka mandrainga da jusqu'à mansoadro mody tsika rehetra aminio. Amelomaso fikambanantsika Sady hitafana aminy zoky ray amandreny tsika ary handraisan'ny birao voa2 n'y fitantanana ihany koa io andro io. Mevia aby rô zalahy fa haresaka aminio.
Hisy artiste surprise zanaky faritra🎉👌🥰
Plus d'infos :0345299275 ou Mp.

15/04/2026

Résumé du l'événement national d'hier. Ensemble construisons un avenir durable, démocratique et prospère.
"CONCERTATION NATIONALE DES JEUNES"

Akory aby rangandria, ty raha nandrasatsika ela Zay💯💯💯🎉Aminy  12 avril Zao fotona tsika zalahy eh😍🙏.✅ Toerana : salle de...
04/04/2026

Akory aby rangandria, ty raha nandrasatsika ela Zay💯💯💯🎉Aminy 12 avril Zao fotona tsika zalahy eh😍🙏.
✅ Toerana : salle de loisir bâtiment R+3 Vert Ankatso2.
⏲️🕗: Manomboka aminy 7 ora maraina ka hatraminy 3ora hariva. Tongava aby rô zalahy.
📋Ireo entina mifidy:
1/ CIN na kopia naterahana
2/Karatra maha mpikambana
❌⚠️Ny olona afaka mifidy dia ireto avy:
-Tonga nivory farafahakeliny in-droa mialoha n'y fifidianana.
-Anaty lisitrin'ny mpifidy
-Manana Karatra maha mpikambana
✅✅✅Mameringa fanetanana antsika aby rô mba ho avy aneo safidy tsika. Miandry anao iay aminy 12 avril io. Misaotra.

✅ FIFIDIANANA NY BIRAO VAOVAO HITARIKA NY FIKAMBANAN'NY MPIANATRA AVY AMIN'NY FARITRA FITOVINANY ETO📌 ANTANANARIVO ‼️🗨️ ...
27/03/2026

✅ FIFIDIANANA NY BIRAO VAOVAO HITARIKA NY FIKAMBANAN'NY MPIANATRA AVY AMIN'NY FARITRA FITOVINANY ETO📌 ANTANANARIVO ‼️

🗨️ Tsy misy koragna lavabe any ragnandria fa da samby hoagny gn'amin'io🤭. Zakay mandy aby gnakama 🫢🤗.

Miarahaba anao ragnandria, mirary anao havita gn'adidy sy ny fitokisana zakabe napetraky
28/10/2025

Miarahaba anao ragnandria, mirary anao havita gn'adidy sy ny fitokisana zakabe napetraky

17/09/2025

𝗖𝗵𝗲𝘇 𝗹𝗲 𝗦𝘂𝗱-𝗘𝘀𝘁, 𝘀’𝗮𝘀𝘀𝗲𝗼𝗶𝗿 𝗻’𝗲𝘀𝘁 𝗷𝗮𝗺𝗮𝗶𝘀 𝘂𝗻 𝗴𝗲𝘀𝘁𝗲 𝗯𝗮𝗻𝗮𝗹 : 𝗰’𝗲𝘀𝘁 𝘂𝗻𝗲 𝘃𝗲́𝗿𝗶𝘁𝗮𝗯𝗹𝗲 𝗲́𝗰𝗼𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗿𝗲𝘀𝗽𝗲𝗰𝘁, 𝗱𝗲 𝗽𝗼𝗹𝗶𝘁𝗲𝘀𝘀𝗲 𝗲𝘁 𝗱’𝗵𝗮𝗿𝗺𝗼𝗻𝗶𝗲 𝗳𝗮𝗺𝗶𝗹𝗶𝗮𝗹𝗲.

Chez les peuples du 𝗦𝘂𝗱-𝗘𝘀𝘁 𝗱𝗲 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿, dont les 𝗔𝗻𝘁𝗲𝗺𝗼𝗿𝗼, l’organisation de la maison n’est pas laissée au hasard. 𝗔̂𝗴𝗲, 𝗳𝗼𝗻𝗰𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗲𝘁 𝘀𝗲𝘅𝗲 déterminent la place de chacun, que ce soit dans la maison familiale ou dans la 𝗧𝗿𝗮𝗻𝗴𝗼𝗯𝗲 lors des grandes cérémonies.

👴 𝗟𝗲𝘀 𝗮𝗶̂𝗻𝗲́𝘀 𝗲𝘁 𝗹𝗲 𝗽𝗲̀𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗳𝗮𝗺𝗶𝗹𝗹𝗲

Le père s’assoit contre la cloison Est, près d’une porte symbolique où l’on n’entre jamais. De là, il accueille les visiteurs :
▪️ S’ils sont de son âge, il les invite à s’asseoir à côté de lui, au Nord.
▪️ Si c’est un ancien ou un roi et que le père est jeune, il se déplace vers le foyer au Sud pour céder la place honorifique.

Les visiteurs âgés s’installent du foyer jusqu’au coin Nord-Est.

👨‍🦱 𝗟𝗲𝘀 𝗵𝗼𝗺𝗺𝗲𝘀 𝗷𝗲𝘂𝗻𝗲𝘀

Par respect, ils évitent de s’asseoir à l’Est. Ils préfèrent la cloison Nord ou la porte d’entrée à l’Ouest.

👩 𝗟𝗲𝘀 𝗳𝗲𝗺𝗺𝗲𝘀

Elles se regroupent toujours au centre de la pièce, mais s’assoient selon l’ancienneté. La plus âgée prend la place d’honneur à l’Est, puis les autres s’installent à sa suite, jusqu’aux plus jeunes qui se retrouvent près de l’entrée Ouest.

👶 𝗟𝗲𝘀 𝗲𝗻𝗳𝗮𝗻𝘁𝘀

Placés près de la porte Ouest, en bas. Ainsi, ils apprennent dès l’enfance le respect de leurs aînés et l’ordre établi.

📌 𝗨𝗻 𝗼𝗿𝗱𝗿𝗲 𝗮𝗻𝗰𝗲𝘀𝘁𝗿𝗮𝗹

La place occupée fixe 𝗹𝗲 𝗱𝗿𝗼𝗶𝘁 𝗮̀ 𝗹𝗮 𝗽𝗮𝗿𝗼𝗹𝗲 et détermine l’ordre des discours (lahatra). Il serait malséant de s’asseoir à une place trop élevée pour son âge ou son rang.

𝗣𝗮𝗿 𝗿𝗲𝘀𝗽𝗲𝗰𝘁, 𝗹𝗲𝘀 𝗷𝗲𝘂𝗻𝗲𝘀 𝗶𝗻𝘀𝗶𝘀𝘁𝗲𝗻𝘁 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗾𝘂𝗲 𝗹𝗲𝘀 𝗽𝗹𝘂𝘀 𝗮̂𝗴𝗲́𝘀 𝗽𝗿𝗲𝗻𝗻𝗲𝗻𝘁 𝗹𝗲𝘂𝗿 𝗽𝗹𝗮𝗰𝗲. Refuser trop longtemps ferait honte (mangalabaraka) au plus jeune.

Le grand sariry , autrefois réservé au roi, est le siège le plus honorifique.

Député Jolce Maminirina  misaotra honorable👏
28/08/2025

Député Jolce Maminirina misaotra honorable👏

Misaotra betsaka ragnandrena🙏🤝Député Jolce Maminirina
07/08/2025

Misaotra betsaka ragnandrena🙏🤝
Député Jolce Maminirina

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Efiv-tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share