19/04/2023
TIA AHY ANDRIAMANITRA, IZANY TOKOA VE? HATRAIZA? NAHOANA?
Tahian'i Jesosy daholo indray isika rehetra. đ
Alohan'ny hidiran-tsika lalina amin'ny resaka vavaka dia ilaina fantarina aloha oe iza ilay hivavahana!
Ka hoalazaiko aminareo izany hoe iza ilay Andriamanitra hifanakaikaizina!
Andriamanitra dia tia anao , mety hiteny ianao hoe "inona no porofo amin'izany ?" dia ireto omeko ireto ny sasany.Andriamanitra dia fitiavana ,tsy hoe toetrany fotsiny izany fa izay mihintsy ny natiorany.Tiako ho takatrao tsara izany ,ny trondro tsy miezaka ny hiaina any anaty rano fa efa zay ny natiorany .Mino aho fa azonao amizay izany.Efa nilaza i Apostoly Paoly ao aminâny efesianina 1.4 « araka ny nifidianany antsika tao aminy, fony tsy mbola ary ny fanorenan'izao tontolo izao, mba ho masina sady tsy misy tsiny eo anatrehany isika» Tsy isika no nisafidy ny hitia anâAndriamanitra fa Andriamanitra no nisafidy antsika ho azy.Izany dia noporofoiny taminâny nandefasany anâi Jesosy ho fanavotana antsika ,hividy antsika taminâny rĂĄny tany aminâny satana mba hanafaka antsika aminâny aizina ka hifindra ao aminâny fahazavany lehibe. Tokony io fitiavana io no hitarika antsika ,ny fitiavanâAndriamanitra dia ampidininâny ny Fanahy Masina ao am-pontsika (Ro. 5:5 ary ny fanantenana dia tsy mampahamenatra, satria ny Fanahy Masina, Izay nomena antsika, no nentiny nampidina ny fitiavan'Andriamanitra ho ao am-pontsika.)
Io ny fahafantarana sy fahatakarana ny halehibenâny fitiavanâAndriamanitra antsika dia hampiboiboika ilay rano velona(fitiavana anâAndriamanitra sy fiadanana izay efa nampanatenainâi Jesosy)
Dia io fitiavana io no mitarika antsika sy mitazona antsika ho ao Aminy mandra-pahatongany!
Vavaka: (RAHA AFAKA IANAO DIA TENENO/VAKIO MAFY ARY AMINâNY FO ITY VAVAKA ITY)
Misaotra betsaka Ray malala fa tia ahy ianao , mbola tsy nisy akory izao tontolo izao dia efa nisafidy ahy ianao,misaotra ny aminâilay fitiavanao tsy misy fetra. Misaotra jesosy fa nampihavananao taminâilay Dada tonga