Fisema Foibe - Pejy Ofisialy

Fisema Foibe - Pejy Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fisema Foibe - Pejy Ofisialy, Labor Union, Lot III H 8 ISOTRY, Antananarivo.

C'est la page Facebook de la Confédération Générale des Syndicats des Travailleurs de Madagasikara ou FIRAISAN'NY SENDIKAN'NY MPIASA ETO MADAGASIKARA - FI.SE.MA.

31/07/2026
23/07/2026

Vaovao tsara ho fantatsika mpiasa!
Afaka manontany ao @ https://fisema.mg/jurisbot/ isika raha manana olana na te-hahalala ny zontsika ! Voir moins

Contenu à compléter — FI.SE.MA.

Indro zaraina amintsika ny Didim-panjakana mamaritra ny Karama Farany Ambany (SME) izay navoakan'ny Ministeran'ny Asa, n...
03/07/2026

Indro zaraina amintsika ny Didim-panjakana mamaritra ny Karama Farany Ambany (SME) izay navoakan'ny Ministeran'ny Asa, ny Fampananana asa ary ny Asam-panjakana omaly.

Gaga sy talanjona ary nangasiasy ny mpiasa maro fa dia tsisy tokotaniny mihitsy, mandrak'ity ny androany, ny famoahana n...
25/06/2026

Gaga sy talanjona ary nangasiasy ny mpiasa maro fa dia tsisy tokotaniny mihitsy, mandrak'ity ny androany, ny famoahana ny Didim-panjakana momba ny Karama Farany Ambany - SME -; na dia teo aza ny fanambarana miezinezina tamin'ny 1 MAY 2026 nataon'ny Fitondrana.
Isaorana ireo mpampiasa izay nanao ny ezaka ho an'ny mpiasany amin'izao Asaramanitra izao.
Manaitra ny Fitondrana ny FI.SE.MA. tsy ho varimbariana amin-javatra hafa fa tena hanao ho vain-dohan-draharaha ny fikarakarana ny kitro ifaharan'ny fampandrosoana sy ny famokarana - dia ny MPIASA izany.
Ny FI.SE.MA. dia mirary ny rehetra hifety amim-pahamendrehana sy amim-pahamatorana amin'izao ASARAMANITRA 2026 izao.

Ho tontosaina rahampitso 30 APRILY 2026 amin'ny 9ora sasany ny valan-dresaka arahina adihevitra - Conférence-Débat - ho ...
29/04/2026

Ho tontosaina rahampitso 30 APRILY 2026 amin'ny 9ora sasany ny valan-dresaka arahina adihevitra - Conférence-Débat - ho fanamarihana ny faha-70 taonan'ny FI.SE.MA. sy ny faha-90 Taonan'ny SENDIKALISMA MALAGASY.
EZAHINA ALEFA MIVANTANA (EN LIVE) ETO AMIN'NY PEJY OFISIALIN'NY FI.SE.MA. FOIBE IZANY VALAN-DRESAKA IZANY HO ANTSIKA ANY AMIN'NY FARITRA, HO AN'IREO IZAY TSY AFAKA ARY HO AN'NY REHETRA TE-HANARAKA IZANY.

Address

Lot III H 8 ISOTRY
Antananarivo
101

Telephone

+261331187414

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fisema Foibe - Pejy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Fisema Foibe - Pejy Ofisialy:

Shortcuts

Share

Category