J.A Distam 2021-Officiel

J.A Distam 2021-Officiel Page d'information pour les JA Distam

06/11/2022

HAFATRA MAIKA - AMPITAPITAO

Iangaviana Ireto Loholona sy Tale ireto mba hiantso an'i Mme Zoly Tresoriere Distrika (034 47 281 71) na Loholona Andry Ampanobe (034 36 396 35 - 033 14 350 22) Loholona Ambohimarina; Tale Dialambo; Tale Talata; Tale Ankamotorana; Tale Ambatofangorohana; Tale Ankadimbazimba; Tale Ambodihady; Loholona Soavina; Loholona Masindray; Tale Andrefatsena; Tale Ampangabe; Tale Miadamanjaka; Tale Ankadinandriana; Tale Andranovelona -
mialoha ny Alakamisy 10 Novembre 2022 -
MISAOTRA ANTSIKA NOHO NY FANARAHANA FANDAMINANA

06/11/2022

BONJOUR DAHOLO
ALLO ALLO.... FILAZANA MAIKA
Toy izao ny fandaminana FIVORIAMBE DISTRIKA SABATA 12 NOVEMBRE 2022

- SEKOLY SABATA
Fidirana amin'ny 08: 30
Mandrindra ny fotoana: Sampana Sekoly Sabata: Ampanobe.
Mitarika ny famerenan-desona isan-tsokajy (Mizara isan-kilasy):
- Zaza minono, Zaza boso, Ankizy : Anabavy Haja Mahatsara
- Tanora zandriny: Anabavy Zo Tanjonandriana
- Mantoanto: Loholona Njaka Ampanobe
- Zatovo: Loholona Rivo Andrasoratra
- Tanora zokiny: Loholona Setra Alasora
- Lehibe: Loholona, Talem-piangonana, Chef Guide.
10 mn ASAFI: Loholona Nantenaina (Mahatsinjo; Alasora ; J.A)
Filazan-draharaha: Loholona Andry Ampanobe

- CULTE
Vakiteny Salamo: Loholona José Ambohitsimeloka.
Fiarahabana sy fanolorana: Loholona Njaka Ampanobe.
Manolotra ny Tanjonand Talem-piangonana Dilambo
Vakiteny fototra : Rahalahy Edmond Alakamisy
Vavaka pastoraly: Loholona Rémi Tanjonandriana
Fanentanana fanatitra : Anabavy Zoly Ambohimanambola.
Manolotra ny hira fanatitra: Loholona Thony Andrasoratra.
Hira Fanatitra: Chorale Ampanobe sy ny Chorale Alasora
Vavaka fanatitra : Rahalahy Claude Antodiana
Fotoana manokana: Ray aman-dreny Jules Mahatsara
Manolotra hira alohan'ny toritenin'ny Ankizy: CD MINENF Cheftaine Lalaina
Toriteny Ankizy : Ny Aiko Ampanobe
Manolotra ny hira alohan'ny Toriteny: Rahalahy Rado Anorohoro
Hira alohan'ny Toriteny : Chorale Ambohimanambola
Toriteny : Loholona Setra Alasora

SABATA HARIVA
Mpandrindra : Loholona Henintsoa Ambohimanambola sy Loholona Rivo Andrasoratra
- Toriteny Ankizy : Mioty Tanjonandriana
- Vatsim-panahy: Younah Alasora

SONORISATION: Rahalahy Hasina Mahatsara
DECORATION: Diakona Ampanobe
TAFO EO IVELANY: J.A DISTAM

Manao Sonia : Loholona Andry Ampanobe

Reto misy sombin-tsary tamin'ny "MAKEDONIA ankadinandrina" Ze Tonga aloh tany de tokony ho ao. 👍👍
24/08/2022

Reto misy sombin-tsary tamin'ny "MAKEDONIA ankadinandrina"
Ze Tonga aloh tany de tokony ho ao. 👍👍

J.A ... J.A .... J.A  DISTAM Miasa miaraka, mandroso miaraka, miaraka mankany an-danitra.Ampafantarina ise sady hampioma...
24/04/2022

J.A ... J.A .... J.A DISTAM
Miasa miaraka, mandroso miaraka, miaraka mankany an-danitra.
Ampafantarina ise sady hampiomanina saady, fa ho avy tsy ho ela ireo hetsika hanaovana Asa-fi ho an'n tanora eto anivon'ny District-tsika. (Lasy, fitoriana ankalamanjana, voady, alimbavaka sns...) Mivonona ise fa mila an'ise ny Tompo. J.A DISTAM Miasa hoan'n Tompo.
Handeha aho, miarak am'se...

Ireto ary ny sombin-tsary tamin'ny fivoriam-be farany teo, ialana tsiny am fahatarana kely
28/11/2021

Ireto ary ny sombin-tsary tamin'ny fivoriam-be farany teo, ialana tsiny am fahatarana kely

Address

Tanjonandriana
Antananarivo
TANA103

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when J.A Distam 2021-Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to J.A Distam 2021-Officiel:

Share