Hope For Madagascar Ofisialy

Hope For Madagascar Ofisialy Fikambanan'ny Tanora Kristiana mitory an'i Jesoa Kristy, raiso Izy ho Tompo sy mpamonjy ny fiainanao.

Mitory Filazantsara amin'ny Teny, Hira, Asa sy Tafika Masina

22/04/2026

Shalom 👋🏼 ✨
Amin'ny maha fikambananan'ny tanora ny tarika moa dia ilaina fona ny miala voly🤗. Noho izany dia nanararaotra nivoaka kely izahay tamin'ny Alahady 18 Aprily lasa teo iny. Toy izao ny sombintsombiny tamin'izany tontolo andro mahafinaritranay izany✨.

Fiadanana daholo! Hope for Madagascar miombona, miaraka Ary mifankatia. Somary feno n'y fandaharam-potoana faran'ny heri...
20/04/2026

Fiadanana daholo! Hope for Madagascar miombona, miaraka Ary mifankatia. Somary feno n'y fandaharam-potoana faran'ny herinandro.
N'y Asabotsy 18 Aprily niombona tamin'iny vavaka sy fifadian-kanina Ary ny alahady 19 Aprily kosa nisy ny Fiarahana tao anatin'ny hafaliana, tsikitsiky Ary fialan-tsasatra sy fitsangatsanganana mahafinaritra niarahan'ny mpikambana Hope for Madagascar.
Samia ho tahian'Andriamanitra daholo

Isaoragna Andriamanitra nohon'ny nahatontosana Vavaka ho an'ny Firenena izay natao tao amin'ny Chapelle militaire Ampahi...
29/03/2026

Isaoragna Andriamanitra nohon'ny nahatontosana Vavaka ho an'ny Firenena izay natao tao amin'ny Chapelle militaire Ampahibe Betongolo.
Misaotra manokana koa ho an'ireo Antoko mpihira izay Tonga nanontrona:
_Vetson'ny Foloalindahy
_MAMICA
_ Gospel For All

Ho aminareo anie ny Fiadanan'i Jesoa Kristy Tompontsika, Amen!Ry havana, mahafaly anay Hope For Madagascar ny manasa ana...
23/03/2026

Ho aminareo anie ny Fiadanan'i Jesoa Kristy Tompontsika, Amen!
Ry havana, mahafaly anay Hope For Madagascar ny manasa anareo hanatrika ny hetsika vavaka ho an'ny Firenena Malagasy izay tanterahina ao amin'ny Chapelle militaire Betongolo ny Asabotsy 28 martsa 2026 izao, manomboko @2 Ora sy sasany. Hisy koa ireo Antoko mpihira maro handray anjara sy hifandrimbona aminay mandritra io fotoana io.
Ndao daholo e, Tongava maro.

Shalom ✨Ny omalinay 😍,Antsan-kira niarahana tamin'ny Antokom-Mpihira maromaro nentina nanamarihana ny Faha 60 taona ny A...
23/02/2026

Shalom ✨
Ny omalinay 😍,
Antsan-kira niarahana tamin'ny Antokom-Mpihira maromaro nentina nanamarihana ny Faha 60 taona ny AMA (Antoko Mpihira Analakely).
Nahafinaritra ny fankalazana Voninahitra ho an'Andriamanitra ireny ihany.

Fintina an-tsary ny Andron'ny Hope for Madagascar androany. Fifampiarahabana nahatratra ny taona 2026 tao amin'ny ZAFISP...
11/01/2026

Fintina an-tsary ny Andron'ny Hope for Madagascar androany.
Fifampiarahabana nahatratra ny taona 2026 tao amin'ny ZAFISPAE.

Feno 29 taona androany isika Hope For Madagascar, nanahoana ny lasa de inona no ataontsika hanatsarana ny ho avy.
05/01/2026

Feno 29 taona androany isika Hope For Madagascar, nanahoana ny lasa de inona no ataontsika hanatsarana ny ho avy.

✨Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe M...
25/12/2025

✨Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana. Isaia 9 : 5✨

🎊 Hope For Madagascar dia mirahaba antsika rehetra nahatra izao andro krismasy izao. 🎊🌲🎉

Address

Nanisana
Antananarivo
101

Telephone

+261383241897

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hope For Madagascar Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Hope For Madagascar Ofisialy:

Share