GEN Z Madagasikara Nasionaly Ofisialy.

GEN Z Madagasikara Nasionaly Ofisialy. Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GEN Z Madagasikara Nasionaly Ofisialy., Nonprofit Organization, Antananarivo.
(1)

Gen Z Madagasikara Nasionaly Ofisialy | ✊MITSANGANA RY TANORA☠️🇲🇬

Raha iditra ho mpikambana, tsy mialon-jafy

👇👇👇
https://genz-api-j5hd.onrender.com/subscribe

➡️ Que la chasse au "Fahavoazana" continue 🔥Source : Gen Z Vitsika Madagascar
15/08/2026

➡️ Que la chasse au "Fahavoazana" continue 🔥

Source : Gen Z Vitsika Madagascar


15/08/2026

ℹ️ Efa mitambatra ankehitriny ny Gen Z , ary efa ho avy iany koa izahay ampinan’ny fatiny an’ireo izay nampinan’ny fatiny anay teny an-kianja ‼️

▶️ Rehefa tsy hanao ny asany Fanirisoa dia ho asorinay teo izy ary ho ataonay ny asany ◀️

➡️ Gen Z is Back 💪🇲🇬

《 An’ny vahoaka ny fahefana 》



14/08/2026

NDRYYYYY,MANAIKY IHANY KAY ZALAH BANDEAU ROUGE HOE RARINY ILAY FANGATAHAN-TSIKA HOE MILA MIENDAKA EO PAN...
MERCI FRÉRO🤣🤣🤣

🚨🚨 Fanambarana: Efa miray feo ny tanora Gen Z ankehitriny! ✊️​➡️ Nohezahina nozarazaraina ireo tena tanora Gen Z  mba ha...
14/08/2026

🚨🚨 Fanambarana: Efa miray feo ny tanora Gen Z ankehitriny! ✊️

​➡️ Nohezahina nozarazaraina ireo tena tanora Gen Z mba hanohizana ireo kajikajy politika maloto hatrizay , saingy tsy nahomby izany tetika ratsy izany ankehitriny. ✊️✅️

​📡 Koa na tian'ny goaika antitra ratsy loha na tsy tiany, dia efa mihiditra amin'ny vanim-potoana izay andraisan'ny tanora andraikitra isika ankehitriny, ary tsy afaka ny hanakana izany izy ireo. ✊️🇲🇬

​▶️ Ny tanora no tompon’ny ho avy, ka aoka hiala amin’izay ireo tsy nahavita azy! ◀️

Ho an’ny Tanindrazana ✊️🇲🇬
Ho an’ny vahoaka Malagasy ✊️🇲🇬

《 An’ny vahoaka ny fahefana 》~ Gen Z Vitsika 🇲🇬

Mouvement Gen Z ~ Gen Z eto Madagasikara



🚨🚨 Rehefa iza no miteny dia voromanga, fa rehefa iza kosa dia vorondolo ⁉️
14/08/2026

🚨🚨 Rehefa iza no miteny dia voromanga, fa rehefa iza kosa dia vorondolo ⁉️



14/08/2026

🚨 Fanambarana 🚨​ℹ️ Indro ambara aminareo ny valin’ny fakan-kevitra natao momba ny hoe: "Miala Siteny":​1️⃣ 49 % : Miala ...
14/08/2026

🚨 Fanambarana 🚨

​ℹ️ Indro ambara aminareo ny valin’ny fakan-kevitra natao momba ny hoe: "Miala Siteny":

​1️⃣ 49 % : Miala Siteny:
• ​30 % : Alefa ny tsindry mba hametrahany fialana.
• ​19 % : Midina an-dalambe ka mihira ny hira "Miala PR Siteny".
​2️⃣ 35 % : Ravao ny Antenimierampirenena.
​3️⃣ 15,4 % : Tsy manan-kevitra.
​4️⃣ 0,6 % : Tsy miala i Siteny, fa aleo izy hanohy ny asany.

⚠️⚠️ ​Ka ambaranay Mouvement Gen Z anio Zoma 14 Aogositra 2026 izany fa :
Takiana ny fametraham-pialan’i Siteny Randrianasoloniaiko ary takiana iany koa ny handravana ny Antenimierampirenena ✅️

Ho an’ny Tanindrazana ✊️🇲🇬
Ho an’ny Taninjanaka ✊️🇲🇬

✊️ An’ny Vahoaka ny fahefana ‼️



ARABAINA EEE😂😂😂😂SAMIA MAILO
13/08/2026

ARABAINA EEE😂😂😂😂

SAMIA MAILO

🚨 Nanopa ireo mpitolona sy ireo maty nandritra ny tolona indray i Bouldozera 🚨" Nijapy ny tolona anay ianareo " ~ hoy iz...
13/08/2026

🚨 Nanopa ireo mpitolona sy ireo maty nandritra ny tolona indray i Bouldozera 🚨

" Nijapy ny tolona anay ianareo " ~ hoy izy rehefa tafaresaka tamin’ireo namana mpitolona sasany tany amin’ny biraony teny Faravohitra

➡️ Fa mety izahay ve no tsy mahalala sa hoe ny tolony teny ambony fandriana ve izany lazainy fa nojapianay izany sa inona fa tolona fantatray aloha dia ny tolom-bahoaka notarihin’ny Gen Z nanomboka ny 25 septambra 2025 ⁉️

⚠️ Ny zavatra tokony tsy adinohiny iany koa anefa dia izy dia tsy tafaverina teto raha tsy nivaly ny tolona nataon’ny Gen Z sy ny Vahoaka Malagasy , ary izy dia tahorian’ny fitsoahin’i Rajoelina tao anaty kesika vao tafatotona teto ⚠️

Ka apetraka aminao arany Mme Fanirisoa , tolona anao inona moa izany no nojapian’ny Vahoaka sy ny Gen Z ❓️



🚨 RY VAHOAKA AMPY IZAY 🚨Tik tak tik tak ... 🕐➡️ Manainga am-panajana an-tsika vahoaka Malagasy hiray fo ary hiady ho an’...
12/08/2026

🚨 RY VAHOAKA AMPY IZAY 🚨

Tik tak tik tak ... 🕐

➡️ Manainga am-panajana an-tsika vahoaka Malagasy hiray fo ary hiady ho an’ny ho avi-tsika ✊️🇲🇬


Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GEN Z Madagasikara Nasionaly Ofisialy. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share