Amis de la sagesse Ambolokandrina

Amis de la sagesse Ambolokandrina Ny fikambanana "Amis de la Sagesse" dia fiombonan'ny Laïka miara-dia amin'ny "Sœurs Filles de la Sagesse".

Ankizy miisa 40 no mianatra noho ny ezaky ny fikambanana amin'ny fiantohana ny saram-pisoratana anarana sy ny fitaovam-pianaran'izy ireo. Amis de la Sagesse Ambolokandrina Laïques avec les Sœurs Filles de la Sagesse
Amis de la Sagesse Ambolokandrina dans la Paroisse Saint Pierre Ambohipo
Fondateurs : Père Louis-Marie de Montfort et Sœur Marie-Louise de Jésus
ADLS Amis De La Sagesse

💐"Ary ny teny dia tonga nofo ka nonina taty amintsika"🪴Récollection Amis de la Sagesse Benasandratra sy Ambolokandrina. ...
21/12/2025

💐"Ary ny teny dia tonga nofo ka nonina taty amintsika"🪴

Récollection Amis de la Sagesse Benasandratra sy Ambolokandrina.

☘️💐"Miarahaba Anao izay ry Masina Maria"🌺🌹
08/12/2025

☘️💐"Miarahaba Anao izay ry Masina Maria"🌺🌹

🌺Oktobra : Volan'ny Raozery. 📿 🎉Raozery teo amin'ny La grotte tao amin'ny Sagesse Ambolokandrina. 💐
26/10/2025

🌺Oktobra : Volan'ny Raozery. 📿

🎉Raozery teo amin'ny La grotte tao amin'ny Sagesse Ambolokandrina. 💐

08/06/2025
𝐕𝐀𝐕𝐀𝐊𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 .𝑽𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 𝑱𝒐𝒏𝒂 2025𝑯𝑶 𝑨𝑵'𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑵𝑮𝑶𝑹𝑨𝑯𝑨𝑵𝑨 𝑳𝑬𝑯𝑰𝑩𝑬 𝑲𝑶𝑲𝑶𝑨 𝑰𝒁𝑨𝑶 𝑻𝑶𝑵𝑻𝑶𝑳𝑶 𝑰𝒁𝑨𝑶.Ry Andriamanitra Ray be ...
07/06/2025

𝐕𝐀𝐕𝐀𝐊𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 .
𝑽𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 𝑱𝒐𝒏𝒂 2025

𝑯𝑶 𝑨𝑵'𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑵𝑮𝑶𝑹𝑨𝑯𝑨𝑵𝑨 𝑳𝑬𝑯𝑰𝑩𝑬 𝑲𝑶𝑲𝑶𝑨 𝑰𝒁𝑨𝑶 𝑻𝑶𝑵𝑻𝑶𝑳𝑶 𝑰𝒁𝑨𝑶.

Ry Andriamanitra Ray be fitiavana ô, atolotro Anao ao am-pon'i Jesoa Zanakao, miaraka amin'ny an'ny olombelona rehetra, entanin'ny Fanahy Masina, omban'ny Fo Madion'i Maria, ao amin'ny Fiangonana: ny fivavahako, ny asako, ny hafaliako sy ny fijaliako rehetra anio; ho fanonerana ny fahotako sy ho fangatahana ny zavatra rehetra; anoloran'i Jesoa ny tenany eo ambony Vatomasina, ary ny hanolorako azy indrindra amin'ity volana ity, dia

🙏Mba hahita hafaliam-panahy amin'ny fifandraisana manokana amin'i Jesoa anie isika tsirairay, ary mba haka tahaka ny Fony mangoraka izao tontolo izao.

08/05/2025

🙏❤️Robert Prevost no voafidy ho papa mitondra n'y anarana LEON XIV, izy no PAPA VAOVAO , 69 taona tera_tany Amerikanina.

Arahabaina isika Katolika fa nahazo Papa vaovao. 🙏
08/05/2025

Arahabaina isika Katolika fa nahazo Papa vaovao. 🙏

🌹Arahabaina isika rehetra amin'izao 07 mai hahatsiarovana an'i Olotsambatra Marie Louise de Jésus izao. 💐🌺Nomarihina man...
07/05/2025

🌹Arahabaina isika rehetra amin'izao 07 mai hahatsiarovana an'i Olotsambatra Marie Louise de Jésus izao. 💐

🌺Nomarihina manokana tamin'ny Fiaraha-mivavaka🙏 tao amin'ny Paroasy Md Piera Ambohipo💒 ny fankalazana ary notohizana tamin'ny Raozery 📿 teo amin'ny La Grotte.🌴

💖"Andriamanitra irery ihany"🌾

05/05/2025
02/05/2025

🌻🌹Amis de la Sagesse sy Filles de la Sagesse Antsirabe ☘️🌺

Address

Ambolokandrina
Antananarivo

Telephone

+261345606157

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amis de la sagesse Ambolokandrina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Amis de la sagesse Ambolokandrina:

Share