Tanora ROSO

Tanora ROSO "Ho amin'ny soa iombonana."

Ny akon'ny fankalazana ny fetim-pirenena.Malagasy aho.Malagasy ianao.🌾🌾🌾🇲🇬🇲🇬🇲🇬🌾🌾🌾
29/06/2023

Ny akon'ny fankalazana ny fetim-pirenena.
Malagasy aho.
Malagasy ianao.
🌾🌾🌾🇲🇬🇲🇬🇲🇬🌾🌾🌾

Androany faha-21 febroary dia andro iraisam-pirenena ho an'ny tenin-dreny, teny hibeazana.
21/02/2023

Androany faha-21 febroary dia andro iraisam-pirenena ho an'ny tenin-dreny, teny hibeazana.

Manentana antsika ho mailo tanteraka amin'izao hihavian'ny " Cyclone Freddy" izay sokajiana ho mahery vaika izao. Entano...
21/02/2023

Manentana antsika ho mailo tanteraka amin'izao hihavian'ny " Cyclone Freddy" izay sokajiana ho mahery vaika izao.
Entano ny manodidina sy ny fiaraha-monina.
Isika ROSO dia miara-miasa @ ireo tompon'andraikitra eny Ifotony koa raiso ny andraikitra tandrify.

Ny TANORA ROSO dia mikarakara ZUMBA party manomboka ny Asabotsy izao ao @ terrain de basket Ankadikely ILAFY.Ora: manomb...
16/02/2023

Ny TANORA ROSO dia mikarakara ZUMBA party manomboka ny Asabotsy izao ao @ terrain de basket Ankadikely ILAFY.
Ora: manomboka @ 2ora.
PAF: 500ar
Tongava maro !!!

14/02/2023
Faly miarahaba ny ekipan'ny Fikambanana ROSO eto Amorin'i Mania ary mankasitraka @ fanomanana ny fifampiharabana tratry ...
19/01/2023

Faly miarahaba ny ekipan'ny Fikambanana ROSO eto Amorin'i Mania ary mankasitraka @ fanomanana ny fifampiharabana tratry ny taona vaovao 2023.
🔺Mifanampy.
🔺Mifanasoa.
🔺Mifanaja amin'ny fahasamihafana.
🔺Miara mientana ho amin'ny soa iombonana.

17/01/2023

Fifampiharabana tratry ny taona vaovao 2023 niarahana tamin'ireo Tanora ROSO.
Mirary soa ho anareo ny tenako.
Tanora ROSO :
🔺 Mifanampy
🔺Mifanasoa
🔺Mifanaja @ fahasamihafana
🔺 Miara-mientana ho amin'ny soa iombonana.

Fivoriana voalohany ho an'ny Tanora ROSO Ankadikely. Nahafinaritra ny fihaonana!!!
08/01/2023

Fivoriana voalohany ho an'ny Tanora ROSO Ankadikely.
Nahafinaritra ny fihaonana!!!

12/08/2022

NY TANORA ROSO DIA FALY MANDRAY ANAO.

Address

Antananarivo

Telephone

+261345570701

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora ROSO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tanora ROSO:

Share