19/11/2025
🩸 DON DE SANG – DEMAIN 🩸
Une heure de votre temps = plusieurs vies sauvées ❤️
📅 Date : 20 novembre 2025(Demain)
📍 Lieu : HJRA
⏰ Heure : 8h30
Votre geste compte plus que vous ne l’imaginez.
Venez nombreux, chaque don est un acte de solidarité qui peut changer une vie.
Ireto avy ary ny fepetra arahina mba ahafahana manome rà:
🩸Salama tsara amin’ny andro anomezana rà
🩸Feno 18 taona ka hatramin’ny 60 taona
🩸Milanja 50kg na mihoatra
🩸Tsy manana aretina mitaiza
🩸Tsy misy areti-koditra
🩸Manana fitondra-tena tsara ( tsy maro vady)
🩸Misakafo tsara mialohan’ny hanomezana rà
🩸Tsy niari-tory fa natory 7 ora fara-fahakeliny mialohan’ny hanomezana rà
🩸Tsy mihinam-panafody
🩸Tsy misotro toaka, tsy mitsindrona na mifoka zava-mahadomelina
Ho an’ny 🌸Vehivavy🌸manokana:
🎀Tsy bevohoka
🎀Tsy manao fanabehazan’aizana (tsindrona)
🎀Tsy mandeha fadi-bolana