04/06/2026
๐ฒ๐ฌ Volana Jona izao, volanโny fankalazana ny fetim-pirenena.
๐ก๐ ๐ฎ๐ป'๐ถ๐๐ฒ ๐๐ฒ ๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ต๐ผ๐ณ๐ฎ๐ต๐ผ๐ณ๐ฎ ๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฎ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐ณ๐ผ๐ป-๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ?
Ny sainam-pirenena mihofahofa? Tsy haingo fotsiny ihany fa soatoavina ao am-po, ho an'ilay tanindrazana malalantsika, ho an'ny firaisankina. Sa tsy izany ve?
๐ฃ Andao horesahina miaraka amin'i dada sy neny, zoky sy zandry, ary ny namana rehetra ny maha zava-dehibe ny fananganana sainam-pirenena e!
Soraty eo amin'ny taria koa ny hevitr'ise momba ny fitiavan-tanindrazana. ๐ค Na zarao eo koa ny sarin'ny sainam-pirenena manjakely efa natsangan'ise ๐ฅฐ