United Students of Matsiatra Ambony

Call Directions

United Students of Matsiatra Ambony U.S.M.A (United Students of Matsiatra Ambony):association régionale des étudiants H.M ,Univ. de Tanà

Mankasitraka antsika aby , Tongava maro hanatevindaharana ny fikambanantsika 😇
06/06/2026

Mankasitraka antsika aby , Tongava maro hanatevindaharana ny fikambanantsika 😇

📸 Tontosa soa aman-tsara androany ny Assemblée Générale nataontsika mpianatra avy any Haute Matsiatra monina sy mianatra...
06/06/2026

📸 Tontosa soa aman-tsara androany ny Assemblée Générale nataontsika mpianatra avy any Haute Matsiatra monina sy mianatra eto Antananarivo.

Fotoana iray nahafahantsika nifampizara hevitra, nandinika ny zava-bita ary nametraka ireo vina sy tetikasa ho fampandrosoana ny fikambanana. 🤝✨

Misaotra antsika rehetra tonga sy nandray anjara tamin’ny fifanakalozan-kevitra. Ny firaisankina sy ny fiaraha-mientana no hery entintsika hanatratrarana ny tanjona iombonana. 💙

“Miray hina, miara-mandroso.”

Akory aby e 😊Aia aby antsika Mpianatra rehetra avy amin'ny Faritra Matsiatra Ambony ka mianatra sy mipetraka eto Antanan...
02/06/2026

Akory aby e 😊

Aia aby antsika Mpianatra rehetra avy amin'ny Faritra Matsiatra Ambony ka mianatra sy mipetraka eto Antananarivo?

Ny United Students of Matsiatra Ambony (USMA) dia manasa sy manainga antsika rehetra hanatrika ny 𝐀𝐬𝐬𝐞𝐦𝐛𝐥𝐞́𝐞 𝐆𝐞́𝐧𝐞́𝐫𝐚𝐥𝐞 izay hotanterahina :

📅 👉 𝐀𝐬𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲 𝟔 𝐉𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔
🕝 👉 𝐀𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟐 𝐨𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐬𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐥𝐚𝐤𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨
📍 👉 𝐂𝐢𝐭𝐞́ 𝐑+𝟑 𝐉𝐚𝐮𝐧𝐞, 𝐒𝐚𝐥𝐥𝐞 𝐝’𝐄́𝐭𝐮𝐝𝐞, 𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟐, 𝐀𝐧𝐤𝐚𝐭𝐬𝐨 𝐈𝐈

Hodinihina mandritra izany :

✅ Fampandrosoana ny fikambanana
✅ Fandraisana mpikambana vaovao
✅ Fanomanana ny fifidianana ho avy

Koa anö manenga ! tongava maro ary aza misalasala mitondra namana sy havana avy any amin’ny distrika rehetra ato amin’ny Haute Matsiatra :

📌 Fianarantsoa I
📌 Ambohimahasoa
📌 Ambalavao
📌 Isandra
📌 Lalangina
📌 Vohibato
📌 Ikalamavony

🤝 Mila anao ny fikambanana.
🤝 Midira anaty fikambanana fa tsy irery ianao eto Antananarivo.
🤝 Andao hiara-hampandroso ny fikambanantsika sy hanamafy ny firaisankina misy amintsika.

“Betsileo mianatsa, Matsiatra Ambony mivoatsa !” 💙💛

Akory aby eeee ! Ndroandroa andro zay tsa nifakahitana zay !! 😁🚨Anoa tsika HIHAONA ndraika amin’ny 21 SEPTEMBRE 2025 ho ...
02/09/2025

Akory aby eeee ! Ndroandroa andro zay tsa nifakahitana zay !! 😁
🚨Anoa tsika HIHAONA ndraika amin’ny 21 SEPTEMBRE 2025 ho avy izao ( ASSEMBLEE GENERALE )
👉🏻 Toerana : Cité R+3 Rose : Salle de loisirs
👉🏻 Amin’ny : 1 Ora sasany : 13 h30 tolakandro
🚨 ho resahina amin’izany ny :
- Tombana momba ny fikambanantsika
- Fitsangatsanganana
- Voyage organisé
- samihafa
Koa TONGAVA MARO ary moa fa ny fahatongavanao dia anisany mampijoro sy mamelomaso ny FIKAMBANANTSIKA 💪🏻

FAMPAHAFANTARANA📣 Misokatra manomboka ny Alatsinainy 28 aprily ho avy izao ny fametrahana ireo antotataratasy "Fangataha...
27/04/2025

FAMPAHAFANTARANA

📣 Misokatra manomboka ny Alatsinainy 28 aprily ho avy izao ny fametrahana ireo antotataratasy "Fangatahana trano" sy ny fanaovana "Mutation" (régularisation).
Entanina ny rehetra tsy hiandry ny fe-potoana farany satria amin'ny zoma 06 jona ny fara-fandraisana izany.

Loharanom-baovao : CROUA - DICU

PO : Responsable de logement de l'association USMA Andriaherimanana Falitina Jdp

Ny birao mpitantana sy ny Mpianatra mpikambana Rehetra tsy ankanavaka ato amin'ny USMA dia miarahaba antsika nahatratra ...
01/01/2025

Ny birao mpitantana sy ny Mpianatra mpikambana Rehetra tsy ankanavaka ato amin'ny USMA dia miarahaba antsika nahatratra ny taona vaovao 2025.
Ho taom-pikatrohana hahavokatra be amin'ny soa sy ny tanjona iriana.
Mirary fety sambatra aby!
"Betsileo mianatsa, Matsiatra Ambony mivoatsa."

Akory aby 🤗Ny Fikambanana United Students of Matsiatra Ambony  dia miarahaba an'i President Dr Yvon Rabetsizakaina  amin...
19/10/2024

Akory aby 🤗

Ny Fikambanana United Students of Matsiatra Ambony dia miarahaba an'i President Dr Yvon Rabetsizakaina amin'izao tsingeri-taona nahaterahany izao 🥳🎉

Misaotra betsaka Président tamin'ny Soa vitanao t@ Fikambanana fa tena tsara fankatahaka tokoa ny vitanao 🤗 De Mirary Soa President ho tonga amin'ny avo indrindra, hisondro-boninahitra @ tany misy 💪🏽

Teny kely hoazy Ary moa Raha misy 🤗🎉

21/09/2024

Akory aby!

VAOVAO TSELATRA MAIKA...HO AMPITAPITAINA

Ho an'izay mpikambana ato amin'ny Mpianatra Matsiatra Ambony, rahampitso Alahady 22 Septambra amin'ny 13:30 Ora tolakandro isika rehetra izay tratra antso no tonga ao amin'ny ivon-toeran'ny USMA ao amin'ny Porte 206 R+3 Vert Ankatso2.

Misaotra mialoha amin'ny fahatongavana maro ho an'ny hoavin'ity fikambanana mamintsika ity.

Ialana tsiny amin'ny fahatapohana fa ny mora tsy mba zavatra.

"Betsileo mianatsa, Matsiatra Ambony mivoatsa."

Akory aby 🤗🥰❗Ho an'ireo afaka bacc, maniry hanohy ato amin'ny Faculté de Médecine Antananarivo❗Fanaterana ''dossier de p...
28/08/2024

Akory aby 🤗🥰

❗Ho an'ireo afaka bacc, maniry hanohy ato amin'ny Faculté de Médecine Antananarivo❗
Fanaterana ''dossier de préinsciption'' ho Première Année ny Alatsinainy 9 septambra ka hatramin'ny Alakamisy 31 Oktobra 2024

NB : Na any @ Faritra dia afaka mametraka dossier satria Alefa paositra ny dossier 🤗

Address

Ankatso
Antananarivo
101

Telephone

+261347115101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when United Students of Matsiatra Ambony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share