25/07/2026
🛑 Manomboka amin'izay ny entretien amin'ny alatsinainy .
🍀 Mirary soa ho an'ireo mpiofana izay hiatrika izany .
🛑Mandray izay te hiofana amin'ny asa an- tsambo ihany koa izahay
👉Mandray izay efa mahay teny anglisy koa...
👉Mandray izay hanao stage fotsiny
👉 Mandray izay hanao formation Maritime fotsiny koa
☎️0385971828 / 0345257716