Iandry Mario Pejy Ofisialy

Iandry Mario Pejy Ofisialy "Fiderana tsy misy fetra"

25/12/2025
25/12/2025

TRATRY NY KRISMASY DAHOLO O!😍🎄⛄

Mahafinaritra ny firaisankinan'ny Artistes🇲🇬🎼🤩
25/09/2024

Mahafinaritra ny firaisankinan'ny Artistes🇲🇬🎼🤩

Misaotra ny Tompo fa vita soamantsara ny hetsika androany  18mai PENTEKOTY,Isaorana ny:✔Fiangonana Ecar Iavomalaza✔zanak...
20/05/2024

Misaotra ny Tompo fa vita soamantsara ny hetsika androany 18mai PENTEKOTY,
Isaorana ny:
✔Fiangonana Ecar Iavomalaza
✔zanaka ampielezana
✔Oladad
✔Ny mpatrona marobe
Amin ny heritaona indray 😍🔥🙏

Tarika IANDRY MARIO,AFAKA MANAFANA LANONANA EVANJELIKA.✅MIARAKA@ SONO 🎸🥁🎹🎤COMPLET NA TSIA.."LE POUCE SOUND"✅Mbola misy d...
05/08/2022

Tarika IANDRY MARIO,AFAKA MANAFANA LANONANA EVANJELIKA.
✅MIARAKA@ SONO 🎸🥁🎹🎤COMPLET NA TSIA.."LE POUCE SOUND"
✅Mbola misy daty vitsivitsy hatr@ faran ny taona 2022.
✅Mp avy hatrany , 🤳03303 876 84

01/08/2022

📌Misaotra Tompo.Misaotra ny FJKM Ambohitrony sy AFK nikarakara.
📌Mbola misy DATY vitsivitsy hoan izay mitady ANIMATION EVANGELIQUE ,FIANGONANA, ECOLE ,ASSOCIATION,OLONTSOTRA, MARIAGE ...Sns ☎03303 876 84
🎸Avec ou sans SONO COMPLET "LE POUCE SOUND" 🎹🎺🎸🎻🥁🎷😍

Famintinana antsary ANIMATION tao @ ESPACE TANTELY AMBOHIMAHITSY📌Misaotra ny TOMPO,NY FJKM AMBOHITRONY,AFK, Ny olona ton...
01/08/2022

Famintinana antsary ANIMATION tao @ ESPACE TANTELY AMBOHIMAHITSY
📌Misaotra ny TOMPO,NY FJKM AMBOHITRONY,AFK, Ny olona tonga marobe.
📌Mbola misy DATY vitsivitsy hoan 'izay mitady ANIMATION EVANGELIQUE hatr@ faran ny taona 2022.
💯(Misy SONO COMPLET "LE POUCE SONUD") 🎸🥁🎺😍
☎03303 876 84

Misaotra Tompo fa tontosa ny anio.REPS DIMANCHE 🥁🎸🎺Sono: LE POUCE SOUND👊
24/07/2022

Misaotra Tompo fa tontosa ny anio.REPS DIMANCHE 🥁🎸🎺
Sono: LE POUCE SOUND👊

Manasa antsika rehetra.Mbola misy ticket vitsivitsy🎸🥁🎧🎺🥂😍
19/07/2022

Manasa antsika rehetra.Mbola misy ticket vitsivitsy🎸🥁🎧🎺🥂😍

14/06/2022

"Atolory Azy"

Niampy iray indray ny diplaoman ny tarika IANDRY MARIO.Misaotra Jesoa fa mba tafapaka any @ mpijery sy mpihaino ihany ny...
04/03/2022

Niampy iray indray ny diplaoman ny tarika IANDRY MARIO.Misaotra Jesoa fa mba tafapaka any @ mpijery sy mpihaino ihany ny asa fitorina ankira anirahanao anay!🎧🥁🎸🎺😏

Address

Antananarivo

Telephone

+261330387684

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iandry Mario Pejy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share