True Love In Christ

True Love In Christ Cellule de Prière pour tous chaque Mercredi | 16H30 à Vitale Vatosoa Ankadindramamy " Dieu vous aime . Venez tels que vous êtes , Son amour vous accueille "

NOUVELLE SAISON_ Vanim - potoana vaovao ho fananganana ny fiaiananao sy ny ara - panahinao _ Vanim - potoana vaovao haha...
07/04/2026

NOUVELLE SAISON

_ Vanim - potoana vaovao ho fananganana ny fiaiananao sy ny ara - panahinao
_ Vanim - potoana vaovao hahafahan'i Jesosy manao zavatra eo amin'ny fiainanao
_ Vanim - potoana vaovao hanovana tanteraka ny aminao rehetra

Mbola afaka hanana hoavy tsara sy mamiratra ianao ao amin'i Jesosy

Velona Jesosy , vonona hikarakara anao , hanasitrana anao Izy

Hanasana anao manokana
✅ Cellule de prière
Ce Mercredi 08 Avril | 16H30
Vitale Vatosoa Ankadindramamy

Tsy hanavahana na iza na iza ary tsy misy vidim - pidirana

UNE VIE EN CHRIST_ FIAINANA VAOVAO _ FIAINANA FENO FITIAVANA SY FAMELAN - KELOKA _ FIAINANA TSY MISY FITAKA SY LAINGA _ ...
30/03/2026

UNE VIE EN CHRIST

_ FIAINANA VAOVAO
_ FIAINANA FENO FITIAVANA SY FAMELAN - KELOKA
_ FIAINANA TSY MISY FITAKA SY LAINGA
_ FIAINANA FENO FANANTENANA
_ LALANA MAKANY AMIN'NY FAMONJENA

Tia anao Jesosy , ary mandray anao Izy na inona na inona fahotana sy adalana vitanao

Tena fitiavana , fitiavana tsy misy tambiny

Raiso Jesosy ho Tompo sy mpamonjy ny fiainanao

Hanasana anao manokana ity fotoana ity

✅ Cellule de prière
Ce Mercredi 01 Avril | 16h30
Vitale Vatosoa Ankadindramamy

Tsy hanavahana na iza na iza , ary tsy misy vidim - pidirana

VAINCRE LE PÉCHÉ_ Tia ny mpanota rehetra Andriamanitra fa tsy mankasitraka fahotana _ Ho anao izay mbola voafatotra ao a...
23/03/2026

VAINCRE LE PÉCHÉ

_ Tia ny mpanota rehetra Andriamanitra fa tsy mankasitraka fahotana

_ Ho anao izay mbola voafatotra ao anaty fahotana sy fahazaran - dratsy kanefa maniry ny ho afaka

_ Ho anao izay maniry hanana fifandraisana manokana amin' Andriamanitra fa mbola tsapanao hoe misy sakana

_ Ny fahotana no miteraka blocage sy limitation

Hanasana anao manokana ity fotoana ity :
✅ Cellule de prière
Ce Mercredi 25 Mars | 16H30
Vitale Vatosoa Ankadindramamy

Tsy hanahavana na iza na iza ary tsy misy vidim - pidirana

Izay rehetra nolazain' Andriamanitra dia tsy maintsy ho tanterahiny _ Ho anao izay maniry hanaovan' Andriamanitra zava -...
16/03/2026

Izay rehetra nolazain' Andriamanitra dia tsy maintsy ho tanterahiny

_ Ho anao izay maniry hanaovan' Andriamanitra zava - vaovao eo amin'ny fiainanao sy ny ara - panahinao

_ Ho anao izay te hiditra ao amin'ny planina an' Andriamanitra amin'izay

_ Ho anao izay mangetaheta handray ireo anjaranao avy amin' Andriamanitra

_ Ho anao izay mangetaheta fihovana manokana avy amin'ny Fanahy Masina

Tena mety aminao ity fotoana ity
✅ Cellule de prière
Ce Mercredi 18 Mars | 16h30
Vitale Vatosoa Ankadindramamy

Tsy hanavahana na iza na iza ary tsy misy vidim - pidirana

_ Tsy mbola nihova ny herin ' Andriamanitra _ Raha tianao hiasa eo amin'ny fiainanao Andriamanitra dia mila mino aloha i...
09/03/2026

_ Tsy mbola nihova ny herin ' Andriamanitra

_ Raha tianao hiasa eo amin'ny fiainanao Andriamanitra dia mila mino aloha ianao

_ Ireo zavatra noteneniny , sy ireo planina tiany ho tanteraka eo amin'ny fiainanao , miandry anao hino fotsiny Izy vao manao zavatra

_ Efa ela Izy no te hikarakara anao , efa ela Izy no te hanovana ny fiainanao , efa Izy no te hamonjy anao , fa miandry anao hino Izy

_ Hatrizay ianao mety nisalalasala , natahotra fa amin'ity fotoana ity afaka manantanteraka ireo nofinofinao Andriamanitra raha mino Azy ianao

Hanasana anao manokana ity fotoana ity

✅ Cellule de prière
Ce Mercredi 11 Mars | 16H30
Vitale Vatosoa Ankadindramamy

Tsy hanavahana na iza na iza , ary tsy misy vidim - pidirana

_ Tsy misy zavatra tsy hain' Andriamanitra atao izany , ny zavatra impossible indrindra amin'ny olom - belona dia vitany...
02/03/2026

_ Tsy misy zavatra tsy hain' Andriamanitra atao izany , ny zavatra impossible indrindra amin'ny olom - belona dia vitany

_ Ho anao izay manana nofinofy goavana nefa limiter - ny zava misy

_ Ho anao izay maniry hanangan - javatra nefa limiter - ny vola eo am pelatanana

_ Hain' Andriamanitra no mamoaka anao ao anatin'io olanao io
Mamadika ny impossible rehetra izy ho fijorona vavolom-belona ho anao

_ Raha mino ianao dia ho hitanao ny voninahitr' Andriamanitra

L'IMPOSSIBLE DEVIENT POSSIBLE

✅Cellule de prière
Ce Mercredi 04 Mars | 16H30
Vitale Vatosoa Ankadindramamy

Tsy misy vidim - pidirana ary tsy hanavahana na iza na iza

Tongava amin'ny maha ianao anao

_ Mitsiky ety hivelany fa ao anaty ao maratra 😥_ Maratra satria diso fanantenana , nandalo échec maro , very fanànana sy...
16/02/2026

_ Mitsiky ety hivelany fa ao anaty ao maratra 😥

_ Maratra satria diso fanantenana , nandalo échec maro , very fanànana sy olona maro

Tadidio fa :
_ Tsy misy olona mahavita manasitra ny ratra ao anatinao izany

_ Tsy misy olona mahavita mameno ny banga ao anatinao izany

_ Ho anao izay mbola miaina ratra ao anaty mety noho ny hetraketrakin'ny fiainana , sy ny manodidina

✅ Vonona hanafaka anao ary hanasitrana anao Jesosy

✅ Mbola tsy tapatra izany ny aminao , mbola misy fanantenana ao amin'i Jesosy

✅ Vanim - potoana vaovao izao hananganan'i Jesosy anao amin'izay

Mitsangàna amin 'izay dia mandrosoa miaraka amin'ny Tompo

Cellule de prière
Ce Mercredi 18 Février | 16h30
Vitale Vatosoa Ankadindramamy

Tongava fa miandry anao Jesosy
Tsy hanavahana na iza na iza , ary tsy misy vidim - pidirana

‼️🔥 BIG NEWS 2026 🔥‼️  " TSO - DRANO HO AN'NY TAONA 2026 "True Love in Christ & Pasteur Johnny Andrianantenaina _ Mialoh...
05/01/2026

‼️🔥 BIG NEWS 2026 🔥‼️

" TSO - DRANO HO AN'NY TAONA 2026 "

True Love in Christ & Pasteur Johnny Andrianantenaina

_ Mialohan'ny hamakivakiana ity taona 2026 ity dia tsara voa Tso - Drano ianao

_ Ho anao izay manana vision , projet , maniry hanangan - javatra manokana amin'ity 2026 ity

_ Aza manomboka zavatra tsy mahazo Tso - Drano , misy zava - miafona ao ambadikin'ny Tso - Drano

_ Hisy mpanompon ' Andriamanitra feno Fahasoavana sy tahian' Andriamanitra , hitso - drano an - tsika

Ce Jeudi 08 Janvier | 16H30
Tranom - pokonolona Analakely

Hisy vavaka manokana ho an'ny fiainanao , ara - pitiavanao , fahasalamanao ary ny ara - panahinao

Mety be aminao io fotoana io

Tsy hanavahana na iza na iza !
Tsy misy vidim - pidirina

02/01/2026

Bonne année 2026 ✨
‼️🔥Préparez-vous, car un très grand événement arrive bientôt ‼️🔥

30/12/2025

WORSHIP - NIGHT 2025 🔥🔥
Merci Jésus pour cette année
Une année clôturée dans la joie , l’adoration , la victoire et de reconnaissance

30/12/2025

C'EST JESUS 🔥🔥

🔥 WORSHIP NIGHT J-J 🔥‼️ FILAZANA ‼️Eny amin'ny Carlton Anosy ( akaikin'ny LMA ) no maka ny transport gratuit androany à ...
29/12/2025

🔥 WORSHIP NIGHT J-J 🔥‼️ FILAZANA ‼️

Eny amin'ny Carlton Anosy ( akaikin'ny LMA ) no maka ny transport gratuit androany à partir de 17H30 jusqu' à 19H30 ho anao izay hamonjy ny WORSHIP - NIGHT

Efa nanampy Bus mitatitra izahay noho izany tonga dia eny daholo ny fotoana , ( na tsy nanao réservation place aza ianao )

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when True Love In Christ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share