01/07/2026
"Izaho no voaloboka, ianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka amiko kosa ianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona"
— Jaona 15 : 5
Salama r'ise 👋
Fantatr' ise ve fa mankalaza ny fahaefapolo taonany ny 🌻VONDRONA MPANAZAVA _ FIVONDRONANA ATSIMON'IMAHAMASINA amin'ity taona ity!? 🌻
Noho izany indrindra dia misy ny hetsika tontolo andro entina anamarihana izany 🎉🤗
👉 Fifaliana ho anay ny manasa manokana anareo rehetra izay efa nandalo tato amin'ny fikambanana ho Tonga amin'io fotoana io 🤗
🏕️Sabotsy 25 jolay 2026
📍Eny amin'ny Info Centre Soavimbahoaka
🚌 Fiaingana sy Fiverenana eo @ FJKM Atsimon'Imahamasina
🧩 Hanovo Aim-panahy, hilalao, hifampizara, hiaraka iombon'aina sns
🌻Miaraka am'ireo mpiandraikitra sy beazina ankehitriny
Ny entina: 🍛🥗🍗🍚🥃
Mahaliana e !?Manasa an'ise hiditra hafatra miafina 💌
Mirary soa 👋