24/09/2025
𝗜𝗭𝗔 𝗡𝗢 𝗛𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗗𝗥𝗢𝗜𝗧 ?🙂 👌
@ 𝟭𝟵 𝗡𝗢𝗩𝗘𝗠𝗕𝗥𝗘 𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗡𝗖𝗢𝗨𝗥𝗦 !
Coucou daholo,
Hanao droit ianao après bac ? 𝟭𝟵 𝗻𝗼𝘃𝗲𝗺𝗯𝗿𝗲 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝗰𝗼𝗻𝗰𝗼𝘂𝗿𝘀 𝗱’𝗲𝗻𝘁𝗿é𝗲 eny @ Faculté des Droits et des Sciences Politiques (FDSP) eny Ankatso.
Ny tsara ho fantatra :
👉 🌺 Hatr@ 𝟭𝟳 𝗻𝗼𝘃𝗲𝗺𝗯𝗿𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟱 𝗻𝘆 𝗱é𝗽ô𝘁 𝗱𝗲 𝗱𝗼𝘀𝘀𝗶𝗲𝗿
👉 🌺Aterina ao @ Porte 301-A, Bâtiment A – FDSP Ankatso
👉 🌺𝕹𝖞 𝖊𝖝𝖆𝖒𝖊𝖓 : 𝕮𝖔𝖓𝖙𝖗𝖆𝖈𝖙𝖎𝖔𝖓 𝖊𝖙 𝖈𝖔𝖒𝖕𝖗é𝖍𝖊𝖓𝖘𝖎𝖔𝖓 𝖉𝖊 𝖙𝖊𝖝𝖙𝖊 ; 𝕮𝖚𝖑𝖙𝖚𝖗𝖊 𝖌é𝖓é𝖗𝖆𝖑𝖊
👉 🌺Ho an’ny bacheliers 2025, raha mbola tsy azo ny relevés de notes, manao lettre d’engagement (misy modèle eny Ankatso)
Inona avy ny asa miandry raha manao droit ?
- Asa eny @ fitsarana👌 😃 : magistrat, avocat, notaire, huissier de justice…
- Asa mikasika ny lalàna eny anivon’ny entreprises💪 😍 : juriste des affaires, fiscaliste, directeur juridique…
- Asa mikasika ny droit public et administratif🎯 👍 : administrateur civil (izay mety ho lasa chef de district ohatra), conseiller d’Etat, contrôleur d’Etat etc.
- Asa mifandray @ asam-panjakana☺️ 🧧 : commissaire du commerce, agent de douane, solombavambahoaka…
- Asa mifandray @ any ivelany👍 😍 : diplomate, consul, fonctionnaire international afaka miasa any @ SADC, ONU, Union africaine
- Métiers spécialisés manomboka be mpitady💻 🥰 : spécialiste en droit en environnement, communication, cyber sécurité, e-commerce, blockhain, intelligence artificielle, données personnelles…
Tsy voatery ho mpitsara ihany izany rehefa hoe manao droit ! Fa izao kosa aloha, ny droit dia natao ho :
- 𝓝𝔂 𝓽𝓲𝓪 𝓶𝓲𝓪𝓷𝓪𝓽𝓻𝓪 𝓵𝓮𝓼𝓸𝓷𝓪 𝓫𝓸𝓫𝓪𝓴𝓪 𝓫𝓮📄 😍
- Ny manana mémoire matanjaka
- 𝓝𝔂 𝓽𝓲𝓪 𝓶𝓪𝓷𝓪𝓸 𝓪𝓷𝓪𝓵𝔂𝓼𝓮 𝓼𝔂 𝓻é𝓭𝓪𝓬𝓽𝓲𝓸𝓷
- Ny manana esprit logique satria mila mahay mandamina hevitra, manaraka méthodes…
- ℕ𝕪 𝕞𝕒𝕟𝕒𝕟𝕒 𝕖𝕤𝕡𝕣𝕚𝕥 𝕔𝕦𝕣𝕚𝕖𝕦𝕩😉 👍 mikasika ny lalàna mifehy ny fiaraha-monina, ny politika, ny relations internationales, ny lalàna mikasika ny zon’olombelona
- 𝙉𝙮 𝙩𝙞𝙖 𝙢𝙖𝙢𝙖𝙠𝙮 𝙗𝙤𝙠𝙮 sy mora mifandray amin’ny hafa
- Ny tia discipline sy manana faharetana💪 😍
Mazotoa àry e !