Guidance et Lumière des Citoyens

Call Directions Contact the organization

Guidance et Lumière des Citoyens En servant les autres, nous travaillons sur nous-mêmes ; chaque acte, chaque mot, chaque geste de compassion sincère nourrit naturellement notre propre cœur.

Ireo fotoana nisongadina tamin’ny “Conférence”                 Alahady 06 Septambra 2026📜LOHAHEVITRA : ISLAMO SY NY FAHA...
07/09/2026

Ireo fotoana nisongadina tamin’ny “Conférence”

Alahady 06 Septambra 2026

📜LOHAHEVITRA : ISLAMO SY NY FAHASALAMANA

Fisaorana sy fiderana an’i Allah Ilay Tsitoha, izay nanome fahasoavana sy nanamora ny fikarakarana ary ny fahatanterahan’ity fihaonana ity, izay nokarakarain’ny Fikambanana
“Guidance et Lumière des Citoyens”

1️⃣ Mpampianatra voalohany : Oustaz Rachide

Nohazavainy ny toerana lehibe omen’ny Finoana Islamo ny fahasalamana, indrindra amin’ny alalan’ny fampianarana ao amin’ny Qour’an Masina.

🍽️Nampahatsiahiviny ny tenin’i Allah ao amin’ny:

Sourate Al-A‘râf (7:31)

وَكُلُوا وَاشْرَبُوا وَلَا تُسْرِفُوا ۚ إِنَّهُ لَا يُحِبُّ الْمُسْرِفِينَ

“Mihinàna sy misotroa, fa aza mihoa-pefy. Fa Allah dia tsy tia ireo mpanao fihoaram-pefy.”

🥗 Ny sakafo Halal sy tsara

Sourate Al-Baqarah (2:168)

“Ry olombelona, mihinàna amin’izay rehetra eto an-tany izay Halal sy tsara…”

📖 Ny torohevitra avy amin’ny Mpaminany Muhammad ﷺ

Nohazavaina ireo torohevitra hita ao amin’ny Hadith marim-pototra sy ao amin’ny boky:

“La Médecine Prophétique” Nosoratan’i imamo Ibn oul Qayyim

🏃 Ny fanaovana fanatanjahantena

Ny fahasalamana dia mila fikarakarana fa tsy atao tsinontsinona.

2️⃣ Mpampianatra faharoa : Dr Nourah

Nizara fahalalana momba ny sakafo mahasalama izy, izay nohazavaina tamin’ny fizarana 6 lehibe

Anisan’izany:

🥗 Ny pyramide alimentaire

fomba fandaminana ireo karazan-tsakafo ilaina amin’ny vatana.

🍽️ Ny lovia ara-pahasalamana (assiette santé)

fomba fanamboarana sakafo voalanjalanja.

🏃 Ny anjara toeran’ny fanatanjahantena

-manampy amin’ny fitazonana fahasalamana tsara,
-misoroka aretina maro.

🩺 Fampahafantarana momba ny aretina sasany

✅Nofaranany tamin’ny hafatra manan-danja:
Tokony hanova ny fahazarana andavanandro isika mba hiarovana ny fahasalamantsika

🎉Fisaorana manokana

Misaotra manokana an’i:

✅ Dr Nourah noho ny fanazavana sarobidy nomeny

✅ Ireo mpikambana rehetra tao amin’ny Jama’ah tonga maro avy amin’ny Masjid samihafa, na lehilahy na vehivavy, noho ny fandraisana anjara mavitrika.

✅ Ny ekipan’ny Association Guidance et Lumière des Citoyens rehetra, ary ireo nikarakara ny fandraisana sy ny sakafo

Enga anie Tompo Allah hanome antsika fahombiazana, fahalalana, fahatakarana ary hery hampiharana ireo fampianarana noraisintsika nandritra ity fihaonana ity.

✍🏻Mamode Rachide
🕌Masjid Abou Bakr
Antananarivo

GRANDE CONFÉRENCE ISLAM & SANTÉ
01/09/2026

GRANDE CONFÉRENCE
ISLAM & SANTÉ

Prenez soin de vous
28/08/2026

Prenez soin de vous

26/08/2026
Porte 79 L’entrée vers le “Matáf”
13/08/2026

Porte 79

L’entrée vers le “Matáf”

Voici un résumé de la manière d’accomplir la OumrahLes invocations (du‘â) et les adhkâr peuvent être appris à partir des...
10/08/2026

Voici un résumé de la manière d’accomplir la Oumrah

Les invocations (du‘â) et les adhkâr peuvent être appris à partir des livres consacrés à la Oumrah

06/08/2026
Pour nos soeurs
31/07/2026

Pour nos soeurs

Address

Antananarivo

Telephone

+261346941090

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Guidance et Lumière des Citoyens posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Guidance et Lumière des Citoyens:

Shortcuts

Share