Rejoice Family

Rejoice Family REJOICE Family, un groupe de jeunes qui a pour objectif de répandre la parole de Dieu

03/08/2026

Mankahery ny namana sy ireo rehetra rava sy may fananana teo Bazar kely.
Hampahita fitia ho anareo anie ny Tompo dia courage fa mafy izao.
Samia mahery.

01/08/2026

ANKINO AMIN'ANDRIAMANITRA IO ADINAO IO FA AZA ANKININA

Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, sa...
31/07/2026

Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo. 1 Korintiana 15:58

30/07/2026

Indro aho mila Anao. Very aho raha tsy eo Ianao Andriamanitra oh. ☺️

Mpitoriteny 11:9 Mifalia, ry zatovo, dieny mbola tanora ianao; ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin'ny andro fahata...
30/07/2026

Mpitoriteny 11:9
Mifalia, ry zatovo, dieny mbola tanora ianao; ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin'ny andro fahatanoranao; ka mandehana any amin'izay sitraky ny fonao sy izay jeren'ny masonao; nefa aoka ho fantatrao fa ho entin'Andriamanitra hotsaraina ianao amin'izany rehetra izany.

Hatomboy ao amin'Andriamanitra ilay ho avy tsara lavitra

Isaia 40:31Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka i...
30/07/2026

Isaia 40:31
Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka.

Ho tanteraka aminao manokana anie izany. Amen 🥰

Efa ela Jesosy no nandondona. Ela ela Izy no niandry anao. Efa nosokafanao ve ny varavaran'ny fonao hidiran'ny Jesosy ao...
29/07/2026

Efa ela Jesosy no nandondona.
Ela ela Izy no niandry anao.
Efa nosokafanao ve ny varavaran'ny fonao hidiran'ny Jesosy ao?

Androany efa mitsangana eo ambaravaran'ny fonao Izy fa ampandrosoy.

👉 Vavaka :
Jesoa oh! Inty indray aho. Mandrosoa ato am-poko.
Hanjakao ny foko.
Honeno ny foko
Hitoero ny foko
Omeko Anao ny foko
Raiso ny foko ary sorato amin'ny boky ny fiainana.
Amen

Ohabolana 23:26Anaka, atolory ahy ny fonao, Ary aoka ny masonao ho faly mijery ny lalako.
29/07/2026

Ohabolana 23:26
Anaka, atolory ahy ny fonao, Ary aoka ny masonao ho faly mijery ny lalako.

28/07/2026
"Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho; hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho." Sal...
24/07/2026

"Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho; hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho." Salamo 32:8

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rejoice Family posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Rejoice Family:

Shortcuts

Share