Miss Madagascar Ofisialy

Directions Contact the organization

Miss Madagascar Ofisialy Miss Madagascar dia sehatra iray hanomezan-danja ny hatsarana sy ny hasin’ny vehivavy Malagasy.

𝗠𝗜𝗦𝗦 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗖𝗔𝗥 𝟮𝟬𝟮𝟲 👑 FIANTSOANA HOAN’IREO MPIKARAKARA ENY ANİVON’NY FARITRA.Ho an’ireo Faritra mikarakara ny fifantena...
24/08/2026

𝗠𝗜𝗦𝗦 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗖𝗔𝗥 𝟮𝟬𝟮𝟲 👑
FIANTSOANA HOAN’IREO MPIKARAKARA ENY ANİVON’NY FARITRA.

Ho an’ireo Faritra mikarakara ny fifantenana ny Miss Madagascar 2026 sy ireo izay efa manana ny solontenan’izy ireo, asaina hifandray amin’ny Komity Miss Madagascar amin’ny alalan’ny mailaka na WhatsApp, manomboka ny rahampitso Talata 25 Aogositra.

🔸𝑯𝒐 𝒂𝒏’𝒊𝒓𝒆𝒐 𝑭𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒃𝒐𝒍𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂 𝒌𝒐𝒔𝒂, 𝒏𝒚 𝑲𝒐𝒎𝒊𝒕𝒚 𝑴𝒊𝒔𝒔 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒄𝒂𝒓 𝒏𝒐 𝒉𝒊𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒌𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒇𝒂𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒔𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂.

📲 Fanazavana fanampiny : 034 47 003 64

✉️ Email : [email protected]

𝗔𝗣𝗣𝗘𝗟 À 𝗖𝗔𝗡𝗗𝗜𝗗𝗔𝗧𝗨𝗥𝗘𝗦🔸𝑹𝒆𝒄𝒓𝒖𝒕𝒆𝒎𝒆𝒏𝒕 𝒅'𝒖𝒏𝒆 𝒂𝒈𝒆𝒏𝒄𝒆 𝒅𝒆 𝒄𝒐𝒎𝒎𝒖𝒏𝒊𝒄𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 & 𝒅'é𝒗é𝒏𝒆𝒎𝒆𝒏𝒕𝒊𝒆𝒍Le Comité Miss Madagascar (CMM) lance un ...
03/08/2026

𝗔𝗣𝗣𝗘𝗟 À 𝗖𝗔𝗡𝗗𝗜𝗗𝗔𝗧𝗨𝗥𝗘𝗦

🔸𝑹𝒆𝒄𝒓𝒖𝒕𝒆𝒎𝒆𝒏𝒕 𝒅'𝒖𝒏𝒆 𝒂𝒈𝒆𝒏𝒄𝒆 𝒅𝒆 𝒄𝒐𝒎𝒎𝒖𝒏𝒊𝒄𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 & 𝒅'é𝒗é𝒏𝒆𝒎𝒆𝒏𝒕𝒊𝒆𝒍

Le Comité Miss Madagascar (CMM) lance un appel à candidatures pour le recrutement d'une agence de communication et d'événementiel expérimentée, chargée de concevoir, planifier et assurer l'organisation de la GRANDE FINALE DU CONCOURS NATIONAL MISS MADAGASCAR 2026 dont la lauréate représentera Madagascar au concours international Miss Monde 2027.

🟤 𝗗𝗼𝘀𝘀𝗶𝗲𝗿 𝗱'𝗮𝗽𝗽𝗲𝗹 à 𝗰𝗮𝗻𝗱𝗶𝗱𝗮𝘁𝘂𝗿𝗲𝘀
Le dossier complet de l'appel à candidatures est disponible à l'adresse suivante : https://drive.google.com/file/d/1BMLue4wIX37ZqhlUBIberEtCo3kyNi23/view?usp=drive_link

🟤 𝗦𝗼𝘂𝗺𝗶𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲𝘀 𝗰𝗮𝗻𝗱𝗶𝗱𝗮𝘁𝘂𝗿𝗲𝘀
Les propositions doivent être transmises par e-mail, avec la référence « CMM2026/01 – Recrutement d'une agence de communication et d'événementiel », à l'adresse suivante : [email protected]

🟤 𝗗𝗮𝘁𝗲 𝗹𝗶𝗺𝗶𝘁𝗲 𝗱𝗲 𝗱é𝗽ô𝘁 𝗱𝗲𝘀 𝗰𝗮𝗻𝗱𝗶𝗱𝗮𝘁𝘂𝗿𝗲𝘀
Samedi 22 août 2026

Ao anatin’ny fanomanana sy fanatsarana hatrany ny ny Miss Madagascar.Voaray avokoa ireo fanatsarana, fanamarihana, soso-...
01/08/2026

Ao anatin’ny fanomanana sy fanatsarana hatrany ny ny Miss Madagascar.

Voaray avokoa ireo fanatsarana, fanamarihana,
soso-kevitra ary hafatra fankaherezana avy aminareo.
Misaotra indrindra nizara sy nanohana hatrany.

Nohenoina sy nodinihina avokoa izy ireny, ary ho fototry ny fanomanana ny Miss Madagascar 2026 sy ny fandraisan'i Madagasikara anjara amin'ny Miss Monde 2027.”

Araho hatrany ny pejy. Tsy ho ela dia haseho antsika ny antsipiriany rehetra....
29/07/2026

Araho hatrany ny pejy.
Tsy ho ela dia haseho antsika ny antsipiriany rehetra....

24/04/2026
15/04/2026

Miss World 75th Anniversary Edition: Dances of the World Presentation and Final Show Set for Ho Chi Minh City.

The incredible journey of the 75th Anniversary Edition of the Miss World Festival participants across Vietnam will culminate in dynamic Ho Chi Minh City, where the final week of activities will unfold in a vibrant celebration of culture, diversity, and purpose.

A city in constant motion, Ho Chi Minh City stands as Vietnam’s economic center and the beating heart of its southern region. Marked by a striking contrast between past and present, the charming city blends historic landmarks with modern skyscrapers, reflecting a nation that continues to evolve while honoring its rich history. Its fast-paced rhythm, bustling streets, and vibrant energy make it one of Southeast Asia’s most exciting urban destinations.

Equally captivating is its world-renowned gastronomy, shaped by centuries of history and cultural exchange, including influences from China, India, and France.

The final week of the Festival will feature the highly anticipated Dances of the World, Miss World’s unique showcase of music, dance, and spectacular costumes that celebrate the cultural diversity and heritage of our 130 National Champions. The event is set to take place on August 30.

The big finale of the Festival, The Miss World 2026 Final and global broadcast will be Live from Ho Chi Minh City on September 5 including our 75th Anniversary celebrations - a spectacle not to be missed. 🇻🇳👑

  ny Fonjan’ny Antanimora #Isan-taona dia tsy manadino ireo vehivavy voafonja ny Miss Madagascar.Nanolotra taratasim-bol...
04/01/2026

ny Fonjan’ny Antanimora #

Isan-taona dia tsy manadino ireo vehivavy voafonja ny Miss Madagascar.
Nanolotra taratasim-bola sy vatomamy ary akanjo ihany koa, anampiana azy ireo iatrika ny fetin’ny faran’ny taona teo.

Ny 1ère Dauphine Miss Madagascar 2020 - Faratiana Randriamaro sy Ramatoa Michou Ramaro no nisolo tena ny Miss Madagascar .



  Mère-Enfant Ambohimiandra #Fitsidihana sy Fanolorana ireo fanafody ilaina maika tato amin’ny hopitaly Ambohimiandra no...
28/12/2025

Mère-Enfant Ambohimiandra #

Fitsidihana sy Fanolorana ireo fanafody ilaina maika tato amin’ny hopitaly Ambohimiandra no nanohizan’i 1ère Dauphine Miss Madagascar 2020 - Faratiana Randriamaro ny asa soa amin’izao famaranana ny taona izao.

Nitafatafa tamin’ireo Ray aman-dReny manana zanaka marary tato amin’ny hopitaly ihany ary nankahery azy ireo.

Manohy hatrany ny asa soa ary mamporisika hatrany ny fifanampiana ny Miss Madagascar.



  de Vie #Nitohy tamin’ny Fitsidihana ireo zokiolona ny asa soa nataon’i 1ère Dauphine Miss Madagascar 2020 - Faratiana ...
27/12/2025

de Vie #

Nitohy tamin’ny Fitsidihana ireo zokiolona ny asa soa nataon’i 1ère Dauphine Miss Madagascar 2020 - Faratiana Randriamaro niaraka tamin’ny ekipa ny Miss Madagascar.

Fotoana isan’ny tena mamy indrindra aminay mpikarakara ny mitsikidika ireo Ray aman-dReny antoky ny fiainana sy nahitana masoandro, mitafatafa sy miresaka ny fiainany andavan’andro, mampiseho ny asa tanana vitan’izy ireo ao amin’ny Foyer satria tsy mipetra-potsiny fa manao petakofehy, manamboatra kifafa ihany koa izy ireo.

Taratasim-bola sy kojakoja ilaina andavan’andro no tena ilaina ary tsy adino ny kafe.

Mbola mitohy hatrany ny asa sosialy izay tanjon’ny Miss Madagascar.



  des Enfants Tsaralalana #Fitsidihana ireo ankizy tsaboina sy fanolorana fitaovana ilaina andavanandro ato amin’ny hopi...
26/12/2025

des Enfants Tsaralalana #

Fitsidihana ireo ankizy tsaboina sy fanolorana fitaovana ilaina andavanandro ato amin’ny hopitaly, tafiditra hatrany ao anatin’ny “Beauty with a purpose”Izay antom-pisian’ny Miss Madagascar.

Fanantenana hatrany ihany koa ny amin’ny fifanomezan-tanana eo anivon’ny fiarahamonina.

#

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miss Madagascar Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Miss Madagascar Ofisialy:

Shortcuts

Share