Le Miracle Malagasy

Le Miracle Malagasy "Le Miracle Malagasy oeuvre dans des aides humanitaires pour les plus démunis de Madagascar. »

29/07/2026

VLOG 2: Mitohy mizara hatrany izahay ny dia tao Diego ka teto dia ny fihaonana tamin'ireo mpisitraka izay mbola nanao tohi-vakana hisoratra anarana, ary ny tolakandro kosa dia nanolotra fanomezana ho an'ireo ankizy sahirana sahanin'ny Ligue pour la Lecture de la Bible ao Diego izahay. Araho ange ny sary eee....

Aody oooo 👋Handeha indray isika hifanome tanana hanampy ireto zaza any ambanivohitr'i Fianarantsoa ireto, izay maniry ma...
27/07/2026

Aody oooo 👋
Handeha indray isika hifanome tanana hanampy ireto zaza any ambanivohitr'i Fianarantsoa ireto, izay maniry mafy ny hanohy fianarana🥰. Koa raha misy azon'ny tananao atao ho azy ireo re dia aza fihinina fa raisinay an-tanan-droa 🙏🤝. Mankasitraka anao sahady amin'ny ho ataonao.

Efa eo amin'ny affiche moa ny andinindininy fa aza misalasala manoratra aminay raha misy fanazavana fanampiny ilainao. Ny birao dia misokatra ny Alatsinainy h@ zoma de 9h à 17h.

Tahiana manokana ianao 🙏💕

23/07/2026
Amin'Asabotsy mifankahita oooo 🥰Aza adino mamandrika tapakila ao amin'ny pejy Refuge RAPHA ho an'ireo maniry hanatrika c...
20/07/2026

Amin'Asabotsy mifankahita oooo 🥰
Aza adino mamandrika tapakila ao amin'ny pejy Refuge RAPHA ho an'ireo maniry hanatrika conferences sy defiles oooo

17/07/2026

🎥VLOG 1 - MISSION TRIP DIEGO JUILLET 2026🎞️

14/07/2026

Manome fotoana anareo tsy ho ela, fa hizara VLOG kely izahay maneho ny ampahan'ny dia sy ny asa tany Diego...Aza miala lavitra ary hoe😉😍 dia aza adino manasa ny namantsika hanaraka hatrany ny pejy koa ooo

Address

Alarobia Ivandry
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Miracle Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Le Miracle Malagasy:

Shortcuts

Share