Dimanche Après-midi

Call Directions Website Contact the organization

Dimanche Après-midi Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dimanche Après-midi, Nonprofit Organization, Antananarivo.

BIBLIOTHEQUE CHRETIENNE 🇲🇬✝️
| 🤍Association à but non lucratif 🤍
| 🙏Nous louons des livres pour faire grandir la foi
| 🌱Chaque livre est une semence de Dieu
| 🇲🇬 Pour bénir Madagascar
| 📖 Jésus-Christ au centre de notre mission

Mirary herinandro vaovao miaraka amin’ny jesosy. Livre : Une vie de DefiAuteurs: Nicolas Blocher & Benjamin Eggen
12/10/2026

Mirary herinandro vaovao miaraka amin’ny jesosy.

Livre : Une vie de Defi
Auteurs: Nicolas Blocher & Benjamin Eggen

Tsy mora ny mitana relation amoureuse, ilay mpifankatia manko mbola vitan’ny hoe misaraka , fa ilay manambady an ?! Tsy ...
09/10/2026

Tsy mora ny mitana relation amoureuse, ilay mpifankatia manko mbola vitan’ny hoe misaraka , fa ilay manambady an ?! Tsy pour toujours foana ny ao anatin’ny sainao ao ! Tsy mora ny fanambadina fa tsara fiomanana hono tsy tadindon’ny loza , ary zay tsara fototra ao amin’ny jesosy dia maharitra mandrakizay. Ity boky ity dia boky mampianatra ny fihorenan’ny fitiavana indrindra ho qn’ny mpivady vao , tsy mivadivady amzao fa manana projet , mametraka tanjona, mianatra makafy fiainana miaraka , ny challege , ny epreuve , ny reaction ny comportement…

Misy ankizy zay zany , vehivavy io! Dia CHERI no anarana iantsony an’i Fanahy masina , fa zany Hoy nareo fa tena nanao t...
15/09/2026

Misy ankizy zay zany , vehivavy io!
Dia CHERI no anarana iantsony an’i Fanahy masina , fa zany Hoy nareo fa tena nanao temoignage ilay ankizy fa tena nangorovitsika aho, tena marina ny tenin’Andriamanitra hoe « mifankaza amin’i Tsitoha dia hiadana ianao » fa tena hoe tsy avelan’io Fanahy masina io mipetraka mihintsy izy , tiny foana hoe hiresaka aminy , indraindray aza miteny rery izy henoko miteny hoe : io ndray cheri! Eny oa ! … miomehy irery , falifaly amin’ny tsy misy dikany , tsy mampiotsina ny problème, mifoha amin’ny amin’ny 2 maraina foana miresaka amin’ny Cheri, tena hoe zany ka nametraka An’Andriamanitra ho Andriamanitra .

Ny tontolo hita maso dia mi-influencé amin’ny tontolo tsy hita maso, tahaka ny :Heritreritra na ny pensée : izay kolokok...
14/09/2026

Ny tontolo hita maso dia mi-influencé amin’ny tontolo tsy hita maso, tahaka ny :
Heritreritra na ny pensée : izay kolokokoinao ao anatinao no mamaritra ny ny fiainanao ety ivelany sy ny fomba hanehoanao azy.
Ny vision anao sy ny imagination anao : mametraka mazava ny vinanao sy izay nofinofinao fa tsy hoe migalabona be amzao
Ny finoana: mino fotsiny na dia mbola tsy mahita vokatra aza
Ny teny aloky ny vava: na mamono na mamelona anao

Mirary herinandro mafinaritra ho anao
Dimanche apres midi

Rahavavavy ( matetika) , angataho amin’ny jesosy izay tena ho vadinao , marary ny miandry fa endraso foana izy fa tsy ma...
08/09/2026

Rahavavavy ( matetika) , angataho amin’ny jesosy izay tena ho vadinao , marary ny miandry fa endraso foana izy fa tsy maintsy tonga eo izy, betsaka no lafo satria tsy mahandry tatana, betsaka no mangirifiry anatina solitude dia tafaroboka anaty fitiavana izay tsy ho anjara fa hamenoina ny banga fotsiny , ity boky ity dia témoignages-na vehivavy maromaro izay tratran’ny vady pervers narcissique, tena sarotra ny miala ao amin’io , tena sarotra satria tena hain’izy ireny ny zavatra tadiavinao sy ny tsy ampy aminao , ny fahalemenao , fa ny tambin’izay dia ho entiny anaovana izay tiany enao sady ianao foana no fototry ny olana rehetra ao amin’ny couple anareo, sarotra aminao miala aminy satria efa miraikitra be aminy ianao sady tsy vitanao ny misaraka satria mataotra ny hirery ianao.

Ho ento antongotry ny Tompo fa maty ho an’izany teo amin’ny hazo fijaliana koa jesosy.
Mahereza rahavavy.

Mirary herin’andro mafinaritra anareo rehetra tompoko. Tahin jesosy ny herinandronao manontolo. Dimanche apres midi
07/09/2026

Mirary herin’andro mafinaritra anareo rehetra tompoko. Tahin jesosy ny herinandronao manontolo.
Dimanche apres midi

Vanin’andro Farany zao , araoty ary ampiasao ny super pouvoir anao avy any an-danitra  ! Aleo tonga dia tsy mivavaka ho ...
02/09/2026

Vanin’andro Farany zao , araoty ary ampiasao ny super pouvoir anao avy any an-danitra ! Aleo tonga dia tsy mivavaka ho an’ireo marary hoe mba ho sitrana izy fa tonga dia alaivo ny fahefana dia sitrano izy. Efa nomena antsika ny fahefana ka tsy tokony mitoditodika misalasala intsony izao . Eny na dia amin’ny tenanao aza , eny na dia aretina andoha aza , eny na dia aretin-kibo aza eny na dia aretina ara-panahy aza dia tonga dia maka fahefana fa ny dian-kapoka tamin’ny jesosy no efa nanasitrana anao .

Tononinay amin’ny anara-maherin’Jesosy fa ity volana vaovao ity dia fandresena ho anao ! Mila mino enao ! Mila manome fa...
01/09/2026

Tononinay amin’ny anara-maherin’Jesosy fa ity volana vaovao ity dia fandresena ho anao ! Mila mino enao ! Mila manome fahefana an’Andriamanitra fa Azy ny fiainanao manontolo . Na anaty ady aza ianao , na eny mievaheva eny tsy misy ambony sy ambany fa mahatsiaro tsy misy fiovana dia andraso ny Tompo fa ho avy ny anjaranao, mila mianatra maharitra ianao, mianatra manaiky fa tsy ny anao foana no atao , mila mianatra mihaino ny feoNy sy ny feon’ny emotion anao . Courage zoky sy zandry ao amin’ny jesosy fa mbola tsy nisy nanao fijoroana vavolombelona fa resy izany miaraka amin’i Jesosy, ary ity volana vaovao dia dia ho voninahitra makany amin’ny voninahitra ny anjaranao.

Dimanche apres midi

Tsy azonareo antsaina ny vision an’Andriamanitra nanome an’ity ministera ity. Tena hoe mety misy olona tsy azo tenenina ...
31/08/2026

Tsy azonareo antsaina ny vision an’Andriamanitra nanome an’ity ministera ity.
Tena hoe mety misy olona tsy azo tenenina sy ilay tsy dia mino ny fitorian’olona intsony mamaky boky ato izy fia tsapany fa tena miresaka aminy Andriamanitra. Be dia be no nijoro vavolombelona fa nikasika azy ny Tompo tao anatin’ny boky, mety mila fampaherezana, mila fanohanana, mila intimité avy amin’ny jesosy, mila fahalalana, fahatakarana, mila revelation , mila an’Andriamanitra tsotr’izao . Manana fomba be dia be ny Tompo hiadiana varotra ny hiresahany anao satria TiaNy ianao .

Mirary herin’andro tsara be ho anareo 🙏
Dimanche apres midi

⭐️⭐️⭐️⭐️⭐️Misaotra sahady izay hametraka avis.Tena sitrakay raha mametraka avis ato amin’ny page Facebook’ny dimanche ap...
28/08/2026

⭐️⭐️⭐️⭐️⭐️Misaotra sahady izay hametraka avis.

Tena sitrakay raha mametraka avis ato amin’ny page Facebook’ny dimanche apres midi ianareo izay rehetra nihindrana boky hatramin’izay ka hatramin’izao . Na ho an’ireo ankizy vao nihindrana na ho anareo rehetra efa nindrana taloha .
Ahafahantsika miara miasa mahasoa, fa betsaka no ankizy mba afaka maka sy mijery ny avis anareo . Tsy votery hametraka commentaire fa na hametraka isana kintana fotsiny aza dia efa ankasitrahanay.

Bon week-end daholo tompoko .

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 12:00
Sunday 09:15 - 11:45

Telephone

+261349226560

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dimanche Après-midi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Dimanche Après-midi:

Shortcuts

Share