Service Fitahiana

Service Fitahiana Manao ny asan-tanana rehetra

vokatra vaovao!👉mandray commande IZAHAY  izay endriny sy refy mety aminao !(métalliques,bois, capitonnage)👉afaka mamoka ...
27/04/2026

vokatra vaovao!
👉mandray commande IZAHAY
izay endriny sy refy mety aminao !(métalliques,bois, capitonnage)
👉afaka mamoka sary ihany koa
👉asa vita tsara sy voakaly
👉fitaovana manaraka ny fenitra

toerana misy ny atelier :PARAKY SOANERANA

📢FATANA MANDEHA VIDANGE 🚱⏩FANAZAVANA FOHY MOMBA AZY✅  Maro isika no mihevitra fa  🚫 velively ilay hoe:👉 🔥🔥👉Tsisy fofona ...
16/10/2024

📢FATANA MANDEHA VIDANGE 🚱
⏩FANAZAVANA FOHY MOMBA AZY

✅ Maro isika no mihevitra fa 🚫 velively ilay hoe:

👉 🔥🔥
👉Tsisy fofona menaka vidange ny sakafo♨️
👉Tsy mandoto vilany🍳
👉Mitsitsy satria 1 litre maharitra 4 andro
👉Mora ampiasaina🖐️
👉Mateza sy maharitra no mafy💪
👉Maivana afaka ety voyage💪🏝️

🆕Raha tianao ary ny ahita ny profon'izany dia manasa anao izahay ho tonga hijery mivatana ety an-toerana misy anay.
✅👉 (akaotran'ny menaka misy rano)
✅👉Tsy voatery mividy ianao raha toa ka tsy afam-po tompoko fa tsy manino

✅Rehefa mahazo rehitra tsara ny afo ilay menaka nalefa tao amin'ilay fatana (01 sarona tavoangy)dia alefa ilay vantilo mila herin'aratra 12V dia ho hitanao ny fivaokan'ilay afo mitovy ny eo amin'ny sary N°:1
✅Tsy misy fofona tsy misy ihany koa ny setroka noho izany tsy misy fofona ihany koa ny sakafo
✅ Mitsitsy tokoa izy satria rehefa mirehitra tsara ny afo ao amin'ilay fatana dia izay vao mampiasa ilay vidange ao amin'ilay réservoir ianao ka sokafana ilay robinet mba andeha goût à goût
✅Mafy sy mateza tsara izy satria vaovao ny fitaovana namokarana azy(vy,sns,...)
✅Afaka hoetina mi-voyage tsara izy satria dia maivana no sady afaka alefa batterie ihany koa (efa misy kit complet koa ato aminay)

☑️🔰 Koa manasa anao ary izahay ho tonga ety amin'ny toerana misy anay tompoko fa ho raisinay tsara ianao!
🙏 anay mialoha ianao alohan'ny andalo tompoko!

✅💰Vidiny natao mirary😱
👉🚗 AFAKA manao livraison 🛵
👉✈️Madefa any faritra rehetra🗺️🛤️

👉Service à près vente illimité🛠️

📱0341709344
??mp pour plus de détails
Toerana: Andrefan' Ambohijanahary no misy azy

Address

Ratsimandrava
Antananarivo

Telephone

+261341709344

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service Fitahiana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share