24/09/2026
🕊️Comité de Pilotage du PBF | Betroka
Un choix hautement symbolique : décentraliser le Comité de pilotage du PBF à Betroka, territoire au cœur des efforts pour renforcer la cohésion sociale, la stabilité et la paix dans le sud, depuis 2016.
🤝 Co-présidé par la Primature et le Coordonnateur résident du Système des Nations Unies à Madagascar, le Comité rassemble ministères clés, partenaires des pays donateurs et société civile autour des orientations stratégiques du PBF.
📍 Tenir ce comité à Betroka, c’est rapprocher la prise de décision des réalités des populations, valoriser les résultats obtenus et renouveler l’engagement des Malagasy, de l'Etat, en collaboration avec les partenaires, pour investir et construire une paix durable avec les communautés.
************
🕊️ Safidy lehibe sady manan-danja ara-tandindona: ny fanatanterahana ny Komity Mpitarika ny PBF any Betroka, faritra iray ivon'ny ezaka hanamafisana ny firaisankina ara-tsosialy, ny fitoniana ary ny fandriampahalemana any atsimon'i Madagasikara, nanomboka ny taona 2016.
🤝 Miara-mitarika ity Komity ity ny Primatiora sy ny Mpandrindra Maharitra ny Rafitry ny Firenena Mikambana eto Madagasikara. Ao anatin'izany no ivondronan'ireo minisitera fototra, ireo mpiara-miombon'antoka avy amin'ny firenena mpamatsy vola ary ny fiarahamonim-pirenena, mba hiara-hidinika momba ireo paikady sy sori-dalana lehibe ho an'ny PBF.
Manakaiky kokoa ny vahoaka ny fanapahan-kevitra, manome lanja ireo vokatra efa azo, ary mampiray hery ny Malagasy, ny Fanjakana ary ireo mpiara-miombon’antoka mba hanamafy ny ezaka ho an’ny fandriampahalemana ary hiara-hanorina fandriampahalemana maharitra miaraka amin’ny vondrom-piarahamonina.
UN Peacebuilding and Peace Support Primature - Lapan'i Mahazoarivo
UN Madagascar
Ambassade d'Allemagne Antananarivo 🇩🇪
Ambassade de la République de Corée à Madagascar 🇰🇷
de l'Union européenne à Madagascar et en Union des Comores 🇪🇺
Norwegian Embassy in Pretoria, South Africa 🇳🇴
U.S. Embassy Madagascar 🇺🇸
PNUD Madagascar
IOM Madagascar & Comoros
ONG Tokotany Iraisana
Coalition Nationale Jeunesse Paix Sécurité - YPS Madagascar