27/07/2026
🇲🇫Dans le contexte actuel que traverse Madagascar, où de nombreuses personnes font face au stress, aux difficultés économiques, à l'incertitude et à diverses pressions du quotidien, il est plus que jamais essentiel de parler de santé mentale. Hygeia Medical poursuit activement ses campagnes de sensibilisation afin d'informer, d'éduquer et de rappeler que prendre soin de son bien-être psychologique est aussi important que prendre soin de sa santé physique. Le 24 juillet, nous avons eu le plaisir d'échanger avec les résidents chez AIM Anosizato autour de ce thème essentiel, à travers des discussions interactives, une présentation éducative et une projection vidéo suivie d'échanges. Ensemble, brisons les tabous, encourageons l'écoute, la bienveillance et le soutien mutuel. Parce qu'une communauté en bonne santé commence aussi par une bonne santé mentale. 💚
🇲🇬Noho ny toe-draharaha misy eto Madagasikara ankehitriny, izay iatrehan'ny olona maro toy ny adin-tsaina, ny fahasahiranana ara-toekarena, ny tsy fahazoana antoka ary ny tsindry isan'andro,dia tena ilaina kokoa noho ny hatramin'izay ny miresaka momba ny fahasalamana ara-tsaina. Manohy mavitrika ny fanentanana ataony ny Hygeia Medical mba hampahafantarana, hanabeazana ary hampahatsiahy ny olona fa ny fikarakarana ny fahasalamany ara-tsaina dia zava-dehibe toy ny fikarakarana ny fahasalamany ara-batana. Tamin'ny 24 Jolay, dia nanao fanentanana tao amin’ny AIM Anosizato momba ity lohahevitra manan-danja ity izahay tamin'ny alàlan'ny fifanakalozan-kevitra ifandrimbonana, famelabelarana fanabeazana, ary fandefasana horonan-tsary. Andao isika hiaraka handrava ireo fady ary hamporisika ny fihainoana, ny hatsaram-panahy ary ny fifanohanana. Satria ny fiarahamonina salama dia manomboka amin'ny fahasalamana ara-tsaina tsara ihany koa. 💚
🇬🇧In the current context that Madagascar is going through, where many people face stress, economic difficulties, uncertainty and various daily pressures, it is more than ever essential to talk about mental health. Hygeia Medical actively pursues awareness campaigns to inform, educate and remind that taking care of your psychological well-being is as important as taking care of your physical health. On July 24, we had the pleasure of exchanging with the residents of AIM Anosizato around this essential theme, through interactive discussions, an educational presentation and a video projection followed by exchanges. Together, let's break taboos, encourage listening, benevolence and mutual support. Because a community in good health begins also with good mental health. 💚