Association Zara Soa

Association Zara Soa Association Zara Soa ♥️

  👉 Mampiasà lamba vita amin'ny hasy "coton" rehefa tonga fotoana 👌👉 Maro isankarazany ireo servieta fanary "serviette h...
28/05/2024



👉 Mampiasà lamba vita amin'ny hasy "coton" rehefa tonga fotoana 👌

👉 Maro isankarazany ireo servieta fanary "serviette hygienique à jeter" afaka isafidianana eny amin'ny mpivarotra mahazatra anao 😜 (Perfit,Softex,Sensuel,Talia,...)

👉Soloy isaky ny adiny 3 na 4 ora ny servieta na mbola tsy feno aza 😉

👉Fonosy dia ario any ankabone na any amin'ny fanariam-pako!

👉Mampiasà rano madio rehefa misasa 💧

👉Somary alonao ny servieta lamba rehefa alohan'ny ho sasana ary akobano amin'ny rano madio tsara 💧

👉Ahelezo ho hazan'ny tara-masoandro sy ny rivotra ☉

👉 Pasohy alohan'ny hanaovana azy indray

🚨 FIFANAMPIANA 🚨Mangataka tolo-tanana avy amitsika rehetra ny Ray aman-dRenin'i Tsiaro Matthias 🙏🙏👉 Manasa antsika rehet...
29/04/2024

🚨 FIFANAMPIANA 🚨

Mangataka tolo-tanana avy amitsika rehetra ny Ray aman-dRenin'i Tsiaro Matthias 🙏🙏

👉 Manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny opération "SANDWICH" sy "JUS DE FRUITS" izay karakarain'izy ireo hanantanterahana ny "Évacuation Sanitaire" (Evasan) izay tokony hatao aminy.

Mirary fahasalamana ho an'i Tsiaro ♥️

Miombom-po tanteraka amin'ireo Ray aman-dreny manana zanaka Autiste "Zaza hafakely" 💙💙💙 Autisme Madagascar
02/04/2024

Miombom-po tanteraka amin'ireo Ray aman-dreny manana zanaka Autiste "Zaza hafakely" 💙💙💙

Autisme Madagascar



🗣️ F A N O L A N A N A ❌Mirongatra be ny   mianjady amin'ireo zaza tsy ampy taona, zaza tsy manan-tsiny 🔞 Ary raha hifan...
05/03/2024

🗣️ F A N O L A N A N A ❌

Mirongatra be ny mianjady amin'ireo zaza tsy ampy taona, zaza tsy manan-tsiny 🔞

Ary raha hifantoka kely amin'ireo "victime" isika!

??? Misy fandraisana antanana azy ireo ve? (Prise en charge)
??? Misy olona manara-maso azy ireo ve?
??? Misy olona mba mandany fotoana miresaka aminy ve?
??? Misy olona afaka mipetraka fotsiny eo anilany ve?

🌪️ Andao anie hipetraka amin'ny toeran'ireo zazakely voaolana ireo isika na dia iray minitra monja aza e 🕑

Isika tsy iharan'ny fanolanana mivantana aza 😡 🙄 🥺 , dia ahoana hoy anao ny mahazo ireo zaza izay mbola tokony hilalao ireo?

🎁 UN CADEAU = UN SOURIRE 😊
05/12/2023

🎁 UN CADEAU = UN SOURIRE 😊

💙 ERIKERIKA MAHATONDRA-DRANO 🙏 Mila vavaka sy tolo-tanana amintsika i Alexie (14 taona) 🙏🏻Mila tsaboina haingana any ami...
24/09/2023

💙 ERIKERIKA MAHATONDRA-DRANO 🙏

Mila vavaka sy tolo-tanana amintsika i Alexie (14 taona) 🙏🏻

Mila tsaboina haingana any amin'ny Nosy Maurice izy.

Lupus et Atteinte rénale na néphirite lupique no aretina mahazo azy 🥺.

Hoan'izay tsara sitrapo dia afaka mandefa izay foy hitsabona anazy amin'ireto numéro ambany ireto.

Mvola: 038 97 420 56 ( Andrianaivo Christelle)
Orangemoney: 032 80 671 45 ( Haingotiana Nancy)

Mankasitraka antsika 🙏🙏

💙💙💙
08/09/2023

💙💙💙

Le message est passé…👍😉👍😉
À méditer…😉

✅ Manomboka ao antokantrano ny FANABEAZANA 💫🌟 Pejy : Bob Tobias Officiel
05/09/2023

✅ Manomboka ao antokantrano ny FANABEAZANA 💫🌟

Pejy : Bob Tobias Officiel

📢📢 Andao atomboka tsikelikely e 😊👌 ✅ Andao atao amin'ny toerana efa voatokana ny FAKO 🗑️😉👍
29/08/2023

📢📢 Andao atomboka tsikelikely e 😊👌

✅ Andao atao amin'ny toerana efa voatokana ny FAKO 🗑️😉👍

28/08/2023


LALAON'NY NOSY ANDIANY FAHA 11 🌈 Mirary soa ho an'ireo Atleta rehetra mandray anjara 🥇🏅🏆 🇲🇬 Alefa MADAGASIKARA 🤍❤️💚
25/08/2023

LALAON'NY NOSY ANDIANY FAHA 11 🌈

Mirary soa ho an'ireo Atleta rehetra mandray anjara 🥇🏅🏆

🇲🇬 Alefa MADAGASIKARA 🤍❤️💚


DIANA'S BIRTHDAY 🎉🎉🎉Misy an'ilay mpikambana iray manaitaitra iny foana hoe ahoana ilay ohatran'izao sy ohatran'izao 😊?👉 ...
17/07/2023

DIANA'S BIRTHDAY 🎉🎉🎉

Misy an'ilay mpikambana iray manaitaitra iny foana hoe ahoana ilay ohatran'izao sy ohatran'izao 😊?

👉 Diana ny anay iny raha ato amin'ny Association Zara Soa manokana ☘️👌

Anisan'ireo ekipa mavitrika ato amin'ny fikambanana Di Andria 👌
Ankasitrahana be dia be ny ezaka rehetra nataony hatramin'izay na ho an'ny fikambanana na ho an'ny Zaza Malagasy ❤️

Miarahaba sy mirary soa azy amin'izao tsingerin-taonany izao 🎉🎉🎊🎊

Address

Sans Frontières
Antananarivo

Telephone

+261388066821

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Zara Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association Zara Soa:

Share