16/11/2025
โจ ๐๐ญ๐ป๐ฎ๐ฝ๐ธ ๐ฒ๐๐ช๐ฑ๐ช๐ ๐๐ช๐ผ๐ฒ๐ซ๐ช๐ฝ๐ธ, ๐ฟ๐ธ๐ท๐ธ๐ท๐ช ๐ฑ๐ช๐ฝ๐ป๐ช๐ท๐ ๐ฝ๐ผ๐ ๐ฑ๐ฒ๐ช๐ฝ๐ธ, ๐ฑ๐ช๐ท๐ธ๐ถ๐น๐ธ ๐๐ท๐ช๐ธ ๐๐ต๐ช๐ ๐๐ฎ๐ผ๐ธ๐ผ๐ ๐ฃ๐ธ๐ถ๐น๐ธ โ๏ธ โจ
๐ขโซ ๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐ฆ๐๐ง๐จ๐ค๐๐ง๐ ๐ง๐ข๐ญ๐จ๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ฆ-๐๐๐ฏ๐๐ค๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐๐๐๐๐ - ๐๐ข๐ฏ๐จ๐ง๐๐ซ๐จ๐ง๐๐ง๐ ๐
๐๐ฌ๐ข๐๐๐ญ๐จ ๐๐๐ก๐-๐๐ - ๐๐ฅ๐๐ก๐๐๐ฒ ๐๐ ๐ง๐จ๐ฏ๐๐ฆ๐๐ซ๐ ๐๐๐๐ ๐ขโซ
Isaorana anie ny anaran'i Jehovah๐
Tontosa soa aman-tsara anio ny andro manokana nitondrana am-bavaka ny ๐บ๐จ๐๐๐๐๐ ๐ด๐ท๐จ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ป๐๐๐ : ๐บ๐จ๐ด๐ท๐จ๐ป๐ฐ โ๏ธ Teto amin'ny FJKM Ilanivato Misionera
Isaorana ihany koa ny fiangonana manontolo sy ny Ray aman-dreny Mpitandrina niara-niombom-po amam-panahy, nitrotro am-bavaka ny fikambanana tamin'ity andro manokana ity๐
Ankoatran'ny fitondrana am-bavaka ny fikambanana, dia teo ihany koa ny :
๐ Fanehoana ๐๐ข๐ฃ๐จ๐ซ๐จ๐๐ง๐ ๐ฏ๐๐ฏ๐จ๐ฅ๐จ๐ฆ๐๐๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ ๐จ๐๐ฏ๐๐ง๐ ๐ค, dia ny faharesen-dahatry ny ray aman-dreny sy ny beazina ny amin'ny fanarahan-dia an'i Jesosy Kristy, ka nirosoan'izy ireo tamin'ny ๐ผ๐ช๐ด๐ป๐ช๐ถ๐ฎ๐ท๐ฝ๐ช๐ท'๐ท๐ ๐๐ช๐ฝ๐ฒ๐ผ๐ช ๐ผ
๐ฉถ Fananganana ny birao sy komitin'ny fankalazana ny faha 60 taonan'ny fivondronana โ๏ธ
Hanasanay an'ise sahady tsy hiala lavitra ๐, marobe ny hetsika ho avy hanamarihana io faha 60 taona io ๐
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra ๐๐
๐ฉถ๐