Aina Soa Secourisme

Aina Soa Secourisme ONG AiNA soa – Formations en premiers secours à Madagascar. Depuis 2013, nous formons tous les publics aux gestes qui sauvent.

Former aujourd’hui, pour sauver demain.

⚡ 𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐢𝐧𝐭𝐨𝐧𝐚?Mitranga ny    rehefa misy fikorontanana tampoka eo amin’ny fiasan’ny atidoha.Ity fiko...
21/06/2026

⚡ 𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐢𝐧𝐭𝐨𝐧𝐚?
Mitranga ny rehefa misy fikorontanana tampoka eo amin’ny fiasan’ny atidoha.

Ity fikorontanana ity dia mety avy amin’ny antony maro, toy ny:
🔹 androbe
🔹 fiakaran’ny hafanana (indrindra amin’ny zazakely)
🔹 fiparitahana mikraoba anaty atidoha
🔹 fidinanan’ny tahan’ny siramamy anaty ra (hypoglycémie)
🔹 dona mafy amin’ny loha

❌ 𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐯𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐢𝐧𝐭𝐨𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐛𝐞!🔹 Ny     dia soritr'aretina izay manambara fikorotanan’ny fiasan’ny ati-doha. Ma...
20/06/2026

❌ 𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐯𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐢𝐧𝐭𝐨𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐛𝐞!
🔹 Ny dia soritr'aretina izay manambara fikorotanan’ny fiasan’ny ati-doha. Maro ny antony mety hampifanintona, ary anisan’izany ny androbe.

🔹 Ny kosa dia aretina mahazo ny atidoha, izay miseho amin'ny alalan'ny fanintona.

💡 𝐈𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐞:
Ny androbe dia mahatonga fanintona fa ny fanintona tsy voatery ho vokatry ny androbe.

❓Raha ny hevitrao, mitovy ve ny    sy ny    sa zavatra roa samy hafa mihitsy?
19/06/2026

❓Raha ny hevitrao, mitovy ve ny sy ny sa zavatra roa samy hafa mihitsy?

18/06/2026

✨ Araka ny nampanantenaina… indro ary ny vidéo 🎥 momba ilay lohahevitra nosafidianareo 😉

⚡ 𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐨𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐟𝐚𝐧𝐢𝐧𝐭𝐨𝐧𝐚 ?1️⃣ Mampiditra sotro na zavatra ao am-bava2️⃣ Mitazona mafy azy tsy...
17/06/2026

⚡ 𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐨𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐟𝐚𝐧𝐢𝐧𝐭𝐨𝐧𝐚 ?

1️⃣ Mampiditra sotro na zavatra ao am-bava
2️⃣ Mitazona mafy azy tsy hihetsika
3️⃣ Manipy ravi-maitso

💬Soraty ao amin’ny commentaire ny hevitrao !

💬 𝐍𝐚𝐧𝐞𝐡𝐨 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨, 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐨𝐡𝐞𝐧𝐨𝐢𝐧𝐚𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲!Taorian’ilay « sondage » nataontsika teto amin’ny pejy,     no loha...
16/06/2026

💬 𝐍𝐚𝐧𝐞𝐡𝐨 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨, 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐨𝐡𝐞𝐧𝐨𝐢𝐧𝐚𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲!
Taorian’ilay « sondage » nataontsika teto amin’ny pejy, no lohahevitra tena nahaliana anareo indrindra. 🎉

Koa tonga izao ny fotoana hiresahantsika momba izany! 😊

👇 Lazao aminay ao anaty commentaire ary :

❓ Inona no fanontaniana tena manitikitika anao momba io lohahevitra io?

15/06/2026

🚨✨ Santionany tamin’ny fiofanana momba ny vonjy aina niarahana tamin’ireo mpianatra kilasy Famaranana tao amin’ny Lycée Ambohibao Sud, PK 40.
Nahafinaritra sy nahafa-po ny fiofanana, na ho an’ny mpampiofana na ho an’ireo mpandray anjara 🙏

Ny fanofanana ny tanora anio dia fandraisana anjara amin’ny famonjena aina rahampitso ❤️

𝐒𝐚𝐫𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐨 𝐯𝐞 𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐬𝐨𝐭𝐫𝐨 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝟏,𝟓𝐋 𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 ?➡️ Tsotra ny vahaolana : zarazaraina mandritra ny tontolo andro ilay ...
14/06/2026

𝐒𝐚𝐫𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐨 𝐯𝐞 𝐧𝐲 𝐦𝐢𝐬𝐨𝐭𝐫𝐨 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝟏,𝟓𝐋 𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 ?

➡️ Tsotra ny vahaolana : zarazaraina mandritra ny tontolo andro ilay izy.

📌 1,5L = 𝐯𝐞𝐫𝐚 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 (250 mL) miisa 𝟔

• Vao mifoha → 1 vera
• Mandritra ny tapak’andro maraina → 2 vera
• Mandritra ny tapak’andro hariva → 2 vera
• Hariva ao an-trano → 1 vera

💬 Andramo ange e ! Ho hitanao fa vita ho azy ilay 1,5L, nefa tsy voatery hisotro rano betsaka indray mandeha.

𝐌𝐚𝐧𝐚𝐫𝐲 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐟𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 … 𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐬𝐚𝐩𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐳𝐚.Very rano isika rehefa :😮 miaina (~0,5L)🥵 tsemboka (~0,5L)🚽 mip...
13/06/2026

𝐌𝐚𝐧𝐚𝐫𝐲 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐟𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 … 𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐬𝐚𝐩𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐳𝐚.
Very rano isika rehefa :
😮 miaina (~0,5L)
🥵 tsemboka (~0,5L)
🚽 mipipy (~1L)

➡️ Raha atambatra dia 𝐯𝐞𝐫𝐲 𝐫𝐚𝐧𝐨 manodidina ny 𝟐 𝐥𝐢𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 eo ny olon-dehibe iray.

👉Soa ihany fa misy rano (~𝟎,𝟓𝐋) 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨 hohanintsika. Saingy tsy ampy hanonerana ireo rano very rehetra izany.

📌 Izay no antony hisotroana rano 𝟏,𝟓 𝐋 𝐢𝐬𝐚𝐧’𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 farafahakeliny.

💬 Ary ianao, ampy ve ny rano sotroinao isan’andro ?

🚑 FIOFANANA VONJY AINA – ITAOSY SY NY MANODIDINA🚑📅06-07 jolay 📢 Maniry ny hianatra ireo fihetsika hamonjena olona amin’n...
12/06/2026

🚑 FIOFANANA VONJY AINA – ITAOSY SY NY MANODIDINA🚑
📅06-07 jolay
📢 Maniry ny hianatra ireo fihetsika hamonjena olona amin’ny loza tampoka ve ianao ? Natao ho anao ity fiofanana ity !

Fiaraha miasa amin’ny Clinique Nathan
https://www.facebook.com/drnasolo

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261341488757

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aina Soa Secourisme posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Aina Soa Secourisme:

Share