26/07/2026
Amin'ny hafaliaña no entin'ny fianakaviambean'ny A.E.S.I.A (Association des Étudiants de Soanierana Ivongo à Antananarivo) miarahaba an'i
-RAZAFINDRAMIENDRY Siannouissa Sandrice nivoaka ho Mpitandrina,
-PIERRE Julien sy SYLVANO nivoaka ho Mpampianatra,
Izay "Andiany mahatoky 2026".
Ny Tompo Andriamanitra manankarem-pahasoavaña anie homba sy hitantana anareo mandrakariva amin'ny asa izay hiandreketanareo. Misy fitenenana izay manao hoe tsy ianareo irery no velona fa i Kristy koa dia velona anatinareo💚. ''Koa mahefa be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo''.
Vatsim-pañahy:
"Ndao isika hamokatra, tsy zara hamokatra fa hamokatra be.
Mamokatra be, mamokatra tsara, mamokatra tsy tapaka".
" Aomby marin-tañaña, ny alôha arahin'ny afara".