27/04/2026
Handraisana ireo vahiny avy any ivelany mpiara-miasa izay hiantrano ao amintsika dia
Tapaka fa hikarakara ny tanàna eny Ilafy isika ny zoma 1 may.
Ireo izay vonona sy mazoto dia antsoina isoratra anarana alohan'ny 30 aprily any @ i Rota
mba ahafahana mikarakara ny sakafo atoandro sy fitaovana ho ampiasaina.
Tongava maro, Mifampilazà
Inscription et informations : 034 08 611 24