12/05/2026
Ho fanatsarana hatrany ny kalitaon’ny formation atolotray dia ampandrenesina ireo efa nisoratra anarana ary koa ireo mbola mikasa hanatrika ny formation “Coupe et Couture” izay hotanterahina ny Alakamisy 14 Mey ho avy izao fa misy fiovana ny toerana hanaovana azy.
📍 Eny Anosisoa Ambohimanarina, akaikin’ny Galana no toerana vaovao.
🕒 Amin’ny 8 ora no fotoana, eny amin’ny Galana no fotoana ifanomezana, na afaka miantso rehefa tonga eo an-toerana.
Misaotra indrindra amin’ny fahatokisana sy ny fiaraha-miasa hatrany tompoko.