Campus Ministry Madagascar

Campus Ministry Madagascar To know God and Make Him known. Mahalala an'Andriamanitra sy mampahafantatra Azy.

Seeing God-fearing university students rise to impact the spheres of society and transform the nation.

Mbola misokatra hatrany ity fisoratana anarana ity satria mbola misy toerana ho anao. Aza tara fa voafetra ihanyMisokatr...
10/08/2026

Mbola misokatra hatrany ity fisoratana anarana ity satria mbola misy toerana ho anao. Aza tara fa voafetra ihany

Misokatra ny Fisoratana ho an'ny faha 20 ato amin'ny Campus Ministry TanΓ 

20th University Discipleship Training School

Ho anao Mpianatry ny Oniversite, Manana hetaheta hitombo amin'ny Fahafantarana an'Andriamanitra sy ny tenanao; hamantatra ny antso sy hitondra fanovΓ na any amin'ny Sehatra hiantsoaNY anao;

Misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana.

Contact: 0343843265 na 0340432614



🌊 YWAM CAMPUS MINISTRY MADAGASCAR | NATIONAL STAFF RETREAT 2026 πŸŒŠπŸ“ Toliara, MadagascarπŸ“… July 19–22, 2026πŸ‘¨β€πŸ‘©β€πŸ‘§β€πŸ‘¦ 38 staff...
23/07/2026

🌊 YWAM CAMPUS MINISTRY MADAGASCAR | NATIONAL STAFF RETREAT 2026 🌊

πŸ“ Toliara, Madagascar
πŸ“… July 19–22, 2026
πŸ‘¨β€πŸ‘©β€πŸ‘§β€πŸ‘¦ 38 staff members, volunteers and family together

From different places and different seasons of life, 38 of us gathered together in Madiorano, Toliara, for four precious days of fellowship, worship, reflection, laughter, celebration, family time, testimonies, and dreams for the future. πŸ™ŒπŸ½

This retreat was a journey:

✨ LOOKING BACK β€” Celebrating God's faithfulness through the years and all He has done through Campus Ministry Madagascar.

πŸ”₯ LOOKING WITHIN β€” Renewing our devotion and giving God our "YES" once again.

🀝 LOOKING AROUND β€” Celebrating one another and growing stronger as one family, where every person matters.

🌱 LOOKING AHEAD β€” Entrusting the next 20–30 years to God and stepping into the future with faith and expectancy.

Our journey continues.
With 2 former staffs commissioned as they step into a new season of God's calling, and 6 new staffs on board.

Nahatoky Andriamanitra hatramin'izay, mendrika ny "Eny" avy amintsika indray! ❀️

"God has always been faithful; He is worthy of our renewed 'Yes.'"

The road was long.
The memories are beautiful.
The vision is bigger.
And our YES is renewed. πŸ”₯

Ready for what God is doing next!

Mbola ato daholo ve ireo efa nanontany sy niandry azy ity?Misokatra ny Fisoratana ho an'ny   faha 20 ato amin'ny Campus ...
16/06/2026

Mbola ato daholo ve ireo efa nanontany sy niandry azy ity?

Misokatra ny Fisoratana ho an'ny faha 20 ato amin'ny Campus Ministry TanΓ 

20th University Discipleship Training School

Ho anao Mpianatry ny Oniversite, Manana hetaheta hitombo amin'ny Fahafantarana an'Andriamanitra sy ny tenanao; hamantatra ny antso sy hitondra fanovΓ na any amin'ny Sehatra hiantsoaNY anao;

Misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana.

30 Jolay 2026 ny fara-fisoratana anarana

Contact: 03438432656 na 0340432614



13/06/2026

Miombona sy miara-mientana amin'ny androm-bavaka maneran-tany isika!

Tsy misy ny fotoana mahazatra isaky ny sabotsy ato amin'ny ivon-toerana androany 13 Jiona. (Saturday worship)

UDTS Andiany faha-4 | FianarantsoaπŸ“’ Te hitombo amin'ny fifandraisanao amin'Andriamanitra ve ianao, amin'ny fifandraisana...
04/06/2026

UDTS Andiany faha-4 | Fianarantsoa

πŸ“’ Te hitombo amin'ny fifandraisanao amin'Andriamanitra ve ianao, amin'ny fifandraisanao amin'ny tenanao sy ny hafa ary ho voaomana ho amin'ny Iraka?

Irika fanararaotra ny Sekoly Fanomanana Mpianatra na UDTS ho avy izao any Fianarantsoa.

Raha liana sy mila andinindininy dia aza misalasala mifandray amin'i Abigail Rasoanaivo.
Ny laharana:
034 19 269 81
034 21 181 33


"Arakaraka ny handehanan'ny DTS no handehanan'ny Iraka." β€” Darlene CunninghamNy fanofanana mpianatra matanjaka no manori...
04/06/2026

"Arakaraka ny handehanan'ny DTS no handehanan'ny Iraka." β€” Darlene Cunningham

Ny fanofanana mpianatra matanjaka no manorina iraka matanjaka, ary izany indrindra no maha-zava-dehibe ny atrikasa IDTSC.

πŸŽ‰ Arahabaina ireo solontenan'ny Campus Ministry nahavita ny atrikasa! Enga anie izay nianaranareo hanohy hanova fiainana sy hanamafy ny asa fanaovana mpianatra na aiza na aiza hitarihan'Andriamanitra anareo.

πŸ™ Mankasitraka indrindra ny
Ywam LandofCanaan Madagascar tamin'ny fikarakarana sy ny fampiantranoana ity fanofanana ity.

31/05/2026
31/05/2026

πŸŽ“ Campus Pioneering | Love Feast

What happens when students discover who they are in God? A nation begins to change. πŸ‡²πŸ‡¬βœ¨

πŸ‘₯ 55+ students
🏠 Dormitory Cell Groups
πŸ“ Campus Ministry Ambatoroka
❀️ Theme: "Our Truest Identity in God"
🀝 Fellowship β€’ Fun β€’ Growing together in Christ
________________________________

Inona no mitranga rehefa mahafantatra ny tena maha-izy azy ao amin'Andriamanitra ny mpianatra? Manomboka miova ny firenena. πŸ‡²πŸ‡¬βœ¨

πŸ‘₯ Mpianatra 55+
🏠 Vondrom-bavaka eny amin'ny CU
πŸ“ Campus Ministry Ambatoroka
❀️ Lohahevitra: "Ny tena maha-izy antsika ao amin'Andriamanitra"
🀝 Fiombonana β€’ Fifaliana β€’ Fitomboana miaraka amin'i Kristy

WORSHIP SATURDAYS______________________πŸ™Œ Tongava hiara-hidera aminayIsaky ny Sabotsy | 2:30 PM – 5 PMEvery SaturdayVahin...
22/05/2026

WORSHIP SATURDAYS
______________________

πŸ™Œ Tongava hiara-hidera aminay

Isaky ny Sabotsy | 2:30 PM – 5 PM
Every Saturday

Vahiny manokana β€’ Fiderana β€’ Vavaka β€’ Fiombonana
Special guests β€’ Worship β€’ Prayer β€’ Community

πŸ“ Campus Ministry Ambatoroka



Andao indray hiaraka hidera sy hanandratra an'Andriamanitra androany e. 2h30 - 5h00
02/05/2026

Andao indray hiaraka hidera sy hanandratra an'Andriamanitra androany e.



2h30 - 5h00


Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Campus Ministry Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Campus Ministry Madagascar:

Shortcuts

Share