Fizaitomi Association

Fizaitomi Association Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fizaitomi Association, Nonprofit Organization, Antananarivo.

Nandray anjara mavitraka t@ fankalazana ny 8 mars ny Apela FIZAITOMI , naneho ny fahavonana hapandroso ny fikambanana iz...
08/03/2023

Nandray anjara mavitraka t@ fankalazana ny 8 mars ny Apela FIZAITOMI , naneho ny fahavonana hapandroso ny fikambanana izy ireo @ alalan'ny firaisankina sy ny fifankatiavana izay nasehony mandrindra ny andro androany .
Tafantsangana androany ny biraon'ny vehivavy fizaitomi ,ary tompon'andraiktra voalohany ao dia i Madame Edmine.
Entanina hatrany isika hanatevin-daharana @ asa fampandrosoana ny fikambanana.

03/03/2023

Akory aby e !
Ampafantarina isika fa misy ny fikambanana FIZAITOMI apela ary handray anjara @ fankalazana ny 8 mars izay hatao eto Antananarivo . Manentana atsika hiditra ho mpikambana ary handray anjara @ 8 mars izao.
Misy fivoriana mahakasika anzay ny @ sabotsy 04 mars izao any antranon'i Mme PELATORINE eny 67ha ka manentana atsika mba ho tonga maro .

01/01/2023

Faly miarahaba an tsikà réhetra nahatratra ny taona vaovao 2023 ny Fizaitomi

Send a message to learn more

Ny fikambanan'i terak' i Midongy atsimo, Befotaka atsimo sy Iakora FIZAITOMI dia faly manasa atsika rehetra handray anja...
11/07/2022

Ny fikambanan'i terak' i Midongy atsimo, Befotaka atsimo sy Iakora FIZAITOMI dia faly manasa atsika rehetra handray anjara @ OPERATION SOUPE , izay atao ao @ MON GOUTER Andrefanambohijanahary ny 18/07/22_18/08/22
Mankasitraka sahady o

10/07/2022

AZ ADINO NY AG TSIKA ANDROANY @ 2 ora AO @ RESIDENCE ASSURANCE ARO A.AOKA HIFAMILAZA

04/07/2022

Ny Fikambanana FIZAITOMI dia miantso atsika rehetra zanak'i Midongy Atsimo, Befotaka Atsimo ary Iakora, ho tonga hamonjy ny AG izay atao ao @ RESIDENCE ASSURANCE ARO Ampefiloha ny Alahady 10/07/2022 ho avy izao @ 2 ora tolakandro, aoka hifampilaza

26/06/2022

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny fety 26 jona

19/06/2022

FALY MIARAHABA NY RAY REHETRA.MIRARY SOA DE SAMY HO SALAMA LALAN-DAVA E

Tontosa  soa amatsara ny fivorian ireo birao vaovao FIZAITOMI sy ireo Ray aman-dreny avy any amin'ny faritra Midongy ats...
11/06/2022

Tontosa soa amatsara ny fivorian ireo birao vaovao FIZAITOMI sy ireo Ray aman-dreny avy any amin'ny faritra Midongy atsimo, Befotaka atsimo sy Iakora

Ampela FIZAITOMI, mankalaza ny fetin'ny Vehivavy 08 Mars
15/05/2022

Ampela FIZAITOMI, mankalaza ny fetin'ny Vehivavy 08 Mars

Address

Antananarivo

Telephone

+261347948067

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fizaitomi Association posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Fizaitomi Association:

Share