Andiany SEEONEE L###II

Andiany SEEONEE L###II Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Andiany SEEONEE L # # , Nonprofit Organization, FJKM Tranovato Anjanahary Maritiora, Antananarivo.

Ny Lovitao dia sampana zandriny indrindra eo amin'ny Tily eto Madagasikara ka ny Lovitisma no fitaovana ampiasainy amin'ny fanabeazana, izay mikendry ny "Fanefena toetra ny tsirairay" ary indrindra koa ny "Fanomezana fifaliana ny ankizy" beazina rehetra.

21/11/2025
Andao amin'izay ary e ๐Ÿ‘‹
13/11/2025

Andao amin'izay ary e ๐Ÿ‘‹

๐€๐๐ƒ๐€๐Ž ๐€๐๐€๐Ž ๐’๐Š๐Ž๐“๐Ž ๐„๐‡ !!! ๐ŸŒŸ

Vonona ve ise hanomboka indray ny taom-pitaizana?
๐‡๐ข๐š๐ซ๐š-๐ก๐š๐ง๐จ๐ค๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ข๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐๐จ๐ฏ๐š๐ฆ๐›๐ซ๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐š๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐…๐‰๐Š๐Œ ๐€๐ง๐ฃ๐š๐ง๐š๐ก๐š๐ซ๐ฒ ๐Œ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ข๐จ๐ซ๐š

๐Ÿ•‘ Manomboka aminโ€™ny ๐Ÿ ๐จ๐ซ๐š ๐ญ๐จ๐ฅ๐š๐ค๐š๐ง๐๐ซ๐จ
๐Ÿ“– Aza adino ny ๐›๐š๐ข๐›๐จ๐ฅ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ก๐ข๐ซ๐š๐ง๐š
Ento koa ny ๐š๐ซ๐จ ๐จ๐ซ๐š๐ง๐š, ๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ฒ ๐š๐ซ๐ฒ ๐ง๐š๐ฆ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ซ๐จ ๐›๐ž !

Miandry ise izahay ๐Ÿ’š
Antsoy ny namana rehetra, efa ela isika niandry anโ€™ity fotoana ity !๐ŸŽ‰

12/10/2025
29/07/2025

โšœ๏ธ FANEKENA MPIANDRAIKITRA MPANABE โšœ๏ธ
โ€œAtaovy mpianatra ny firenena rehetraโ€ โ€“ Matio 28:19

๐Ÿ™ Fifaliana lehibe ho anay Birao, Komitim-pivondronana, FMT2S ary ny fianakaviambenโ€™ny SAMPATI L###II ny manolotra ireo Mpiandraikitra hiroso amin'ny fanekena ho Mpiandraikitra
๐Ÿ™ Andeha hifampitondra am-bavaka sy hifanotrona isika

๐Ÿ“… Daty: Alahady 10 Aogositra 2025
๐Ÿ•ฐ๏ธ Ora: 2 ora sy sasany atoandro
๐Ÿ’’ Toerana: FJKM ANJANAHARY MARITIORA

๐ŸŽ’โ›บ Mirary soa ho an'ireo reo Beazina Tily rehetra hanala CEPE 2025 ๐ŸŽ“Mafy ny lalana nodiavin'ise tamin'ny fanomanana ity ...
17/06/2025

๐ŸŽ’โ›บ Mirary soa ho an'ireo reo Beazina Tily rehetra hanala CEPE 2025 ๐ŸŽ“
Mafy ny lalana nodiavin'ise tamin'ny fanomanana ity fanadinana ity:
โšœ๏ธ Nianatra tamim-pahazotoana.
โšœ๏ธ Niomana tamim-pahendrena.
โšœ๏ธ Ary izao, fotoana hanehoana izany rehetra izany aminโ€™ny fony sy aminโ€™ny tanjaka!
๐Ÿ“– โ€œ๐— ๐—ผ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐˜ƒ๐—ฎ ๐—”๐—ต๐—ผ? ๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ๐˜‡๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ต๐—ฎ!โ€ โ€“ ๐—๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐Ÿญ:๐Ÿต
๐Ÿ‘‰ Mirary fahombiazana tanteraka aminโ€™ny CEPE ho anareo rehetra!

๐ŸŽ’โ›บ Mirary soa ho an'ireo reo Beazina Tily rehetra hanala CEPE 2025 ๐ŸŽ“

Mafy ny lalana nodiavin'ise tamin'ny fanomanana ity fanadinana ity:
โšœ๏ธ Nianatra tamim-pahazotoana.
โšœ๏ธ Niomana tamim-pahendrena.
โšœ๏ธ Ary izao, fotoana hanehoana izany rehetra izany aminโ€™ny fony sy aminโ€™ny tanjaka!

๐Ÿ“– โ€œ๐— ๐—ผ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐˜ƒ๐—ฎ ๐—”๐—ต๐—ผ? ๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ๐˜‡๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ต๐—ฎ!โ€ โ€“ ๐—๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐Ÿญ:๐Ÿต

๐Ÿ‘‰ Mirary fahombiazana tanteraka aminโ€™ny CEPE ho anareo rehetra!

Ndao hiara hirodo e๐Ÿฅฐ
01/06/2025

Ndao hiara hirodo e๐Ÿฅฐ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐‘๐Ž๐ƒ๐Ž๐‘๐Ž๐ƒ๐Ž ๐Ÿ–๐Ÿ๐žฬ€๐ฆ๐ž ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Te hahita toerana mahafinaritra , hanao fanatanjahantena , ary hanohana ny fikambanana ve ise ? ๐Ÿž๏ธ๐Ÿ’ช

Tongava mandray anjara aminโ€™ny RODORODO 82รจme : ๐๐จ๐ฎ๐œ๐ฅ๐ž ๐“๐ซ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐›๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š โ€“ ๐Ÿ๐ข๐๐ข๐จ ๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐ฆ๐ž๐ญ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ข๐ฌ๐ž : ๐Ÿ” ๐ค๐ฆ ๐ง๐š ๐Ÿ๐Ÿ ๐ค๐ฆ !

๐Ÿ“Œ ๐ƒ๐š๐ญ๐ฒ : Sabotsy 07 Jona 2025
๐Ÿ“Œ๐“๐จ๐ž๐ซ๐š๐ง๐š : Tranombitsika Antsamarofoza
๐Ÿ“Œ ๐…๐ข๐š๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐š : Devaran Anjanahary aminโ€™ny 6 ora sy sasany maraina
๐Ÿ“Œ ๐’๐š๐ซ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ซ๐š : 20.000 Ar (fitaterana aller-retour + sakafo atoandro )

๐Ÿ“ž Antsoy ny 032 07 478 77 raha mila fanazavana fanampiny
๐…๐ข๐ฏ๐ข๐๐ข๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ฉ๐š๐ค๐ข๐ฅ๐š : Eto amin'ny pejy na amin'ny Birao Komitim-pivondronana

๐Ÿฅฐ
25/05/2025

๐Ÿฅฐ

๐Ÿ’›FANKALAZANA NY FAHA 90 TAONANโ€™NY LOVITAO
FIFANINANANA HIRA SY LOGO๐Ÿ’›

๐Ÿ—ฃ๏ธ Teny faneva: โ€œNahatoky taminโ€™ny kely ianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny beโ€. Matio 25:21b
๐Ÿ’ก Tondrozotra iainana: โ€œVitao aloha vao mihorakaโ€

๐ŸŽถHira
๐Ÿ’› Andininy telo (3), misy andalana efatra (4) ny isanโ€™andininy
๐Ÿ’›Maredona, marisika, mitsatotsatoka
๐Ÿ’›Milaza ny maha sampana mavo (lovitao)
๐Ÿ’› Miresaka ny teny faneva ny faha 90 taona sy ny tondrozotra iainana
๐Ÿ’› Atao anaty CD, na Cle USB ny feony , ary aminโ€™ny TARATASY A4 nytonony sy ny solfa
๐Ÿ’› Atao anaty valopy kely mihidy mitokana ny anarana, Fivondronana, Fiangonana, Faritany,laharana finday,avy eo atao anaty valopy kraft A4 miaraka aminโ€™ny sanganโ€™asa mihidy tsara ireo rehetra ireo
๐Ÿ’› Manao fifanitsanana ny isam-paritany ka izay roa (2) voalohany no alefaaty aminโ€™ny foibe hisafidianana, ianareo ihany no mandamina ny fe-potoana
๐Ÿ“† NY ALAHADY 15 JONA 2025 no farany handraisanโ€™ny FOIBE SAMPANA MAVO ireo roa (2) voalohany isam-paritany

๐ŸŽจII. LOGO
๐Ÿ’› Loko ampiasaina: MAVO sy FOTSY, MAVO โ€œFondโ€, ny Soratra sy nySary dia MAINTY
๐Ÿ’› Ahitana ny teny faneva sy ny tondrozotra iainana ary ny famatarana nylovitao (io ambany io)
๐Ÿ’› Atao anaty TARATASY A4, miampy version electronique izay atao aoanaty CD na Cle USB mba ahamora ny famoahana ny article rehetramisy ny logo
๐Ÿ’› Atao anaty valopy kely mihidy mitokana ny anarana, Fivondronana, Fiangonana, Faritany,laharana finday,avy eo atao anaty valopy kraft A4 miaraka aminโ€™ny sanganโ€™asa mihidy tsara ireo rehetra ireo
๐Ÿ’› Manao fifanitsanana ny isam-paritany ka izay roa (2) voalohany no alefaaty aminโ€™ny foibe hisafidianana, ianareo ihany no mandamina ny fe-potoana
๐Ÿ“† NY ALAHADY 15 JONA 2025 no farany handraisanโ€™ny FOIBE SAMPANA MAVO ireo roa (2) voalohany isam-paritany

โ„น๏ธ NB: misokatra ho anโ€™ny rehetra ny fifaninanana: Lovitao, Maitso, Mpiandalana, Menafify, MP, KP, KOPA, KL,Filoha, TPTEM, FMT2S, Foibe.Mijanona ho fanananโ€™ny Lovitao avokoa ireo hira sy logo voaray

โ˜Ž๏ธ Fanazavana Fanampiny
FOIBE SAMPANA MAVO: 034 10 930 65 /034 14 091 10 /034 02 186 48 /034 92 635 49 /034 39 196 15 /034 05 252 23
DSF FOIBE: 034 05 394 10

Miarahaba ny reny rehetra nahatratra izao andro fetin'ny reny izao.Andriamanitra anie  hanafy hery sy tanjaka ary fahasa...
25/05/2025

Miarahaba ny reny rehetra nahatratra izao andro fetin'ny reny izao.
Andriamanitra anie hanafy hery sy tanjaka ary fahasalamana ho anareo mandrakariva hahazoanareo manao ny adidy izay efa napetrany taminareo ๐Ÿฅฐโค๏ธ

Ho tahiana anie ny fahendrenao,Ary ho tahiana anie ianao"๐Ÿ“œ๐ŸŒž Samoela25:33

๐Ÿ’โค๏ธMiarahaba antsika reny rehetra tsy an-kanavaka nahatratra ity andro anio ity.๐Ÿ’๐Ÿ’›
Mifikirร  @ Ilay Jesoa Tompotsika fa Izy no mahay mandamina ny lalร ntsika reny tsirairay avy.๐Ÿ™

๐ŸŒธโœจTsaroana manokana isika reny rehetra; izay tsy eo anilan'i neny; ireo namoy anaka aloha loatra; izay miandry fatratra ny ho reny; ireo manana andraikitra sahala amin'ny reny.โœจ๐ŸŒธ

๐ŸŒžMiarahaba manokana ihany koa an'i filoha ,reny mpitarika an'izao faritany mamitsika izao. ๐Ÿ˜โšœ๏ธ

Bร  Tily ho antsika reny๐Ÿ’๐Ÿ˜˜

16/02/2025

โค๏ธ

โ€œNy mpihaza kinga tsy mamela ny haza any an-dalana"โœŒ๏ธ๐ŸบIsaorana Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny lalaonโ€™ny Fari...
09/02/2025

โ€œNy mpihaza kinga tsy mamela ny haza any an-dalana"โœŒ๏ธ๐Ÿบ

Isaorana Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny lalaonโ€™ny Faritra Avo izay natao ny 08-09 Febroary 2025 tao @ Centre fafiala Ambohimangakely.

Natao taminโ€™izany ny lalao Soratra Masina, Haza Lehibe ary seho kanto izay nahazoanโ€™ny:
-Enina Nato sy Vatolalaka fahamendrehana๐Ÿ†

Arahabaina hatrany ireo izay tafiakatra faritany ary hisaorana ireo rehetra nanampy sy nanohana ary nitondra am-bavaka๐ŸคŽโค๏ธ
isaorana ihany koa ireo zoky mpikarakara fa nahafinaritra ny lalao ๐Ÿค—โœŒ๏ธ

Misaotra ny loup rehetra nandray anjaraโœŒ๏ธ๐ŸคŽโค๏ธ

''Hiatsara hatrany''๐Ÿบ

Ny dian'ise no diako,ny hazan'ise no hazako,ny adin'ise no adiko farany yaouuu โœŒ๏ธSombin-tsary tamin'ny fivoahana  natao ...
25/01/2025

Ny dian'ise no diako,ny hazan'ise no hazako,ny adin'ise no adiko farany yaouuu โœŒ๏ธ

Sombin-tsary tamin'ny fivoahana natao anio tao @ parc tsimbazaza.

Address

FJKM Tranovato Anjanahary Maritiora
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andiany SEEONEE L###II posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share