11/09/2026
- Fihaonambe Sinodam-paritra Analamanga Andrefana ilany Avaratra ny Alahady 20 septembre ho avy izao eny @ Cadri Andakana Ambohidratrimo.
Entanina isika rehetra ho tonga maro be.
Fotoam-bavaka ny maraina dia ny hariva Fiderana hiarahana @ sampana marobe, miaraka amin'ny fisarihana ny Tombola izay vidiana amin'ny vidiny 1000 ar.
- Entanina ihany koa ny tanora, ny mpivavaka ary ny mpiara-mivavaka rehetra ho tonga eny @ Espace Amboara Ambohidratrimo hanatrika ny Fihaonambe ny Tanora ny sabotsy 19 septembre 2026, io indray dia tsisy ankanavaka fa izay te ho avy rehetra dia raisina antanandroa daholo. Hisy fampianarana ao, hisy fifaninana dihy, hira, ary sport. Hahafinaritra be io fa dia manantena ny fahatongavatsika rehetra.
Tahian'ny Tompo daholo.