Young Worship Renewal

Young Worship Renewal ✝ DIEU recherche de vrais Adorateurs 🕊
🔥 Apocalypse 3 : 15 🔥

04/08/2026

"Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra, dia izay voantso araka ny fikasany rahateo."
𝚁𝚘𝚖𝚊𝚗𝚊 𝟾:𝟸𝟾

28/07/2026

On n'est pas fatigué hehe, rendez-vous ce vendrediii🤗💥

‼️ CHANGEMENT DE PROGRAMME ‼️Miova ho amin'ny 𝘇𝗼𝗺𝗮 🗓️𝟯𝟭 𝗷𝗼𝗹𝗮𝘆 izao ny fotoanatsika🔥🔄DO IT AGAIN - Veillée de prière.🕤21h...
26/07/2026

‼️ CHANGEMENT DE PROGRAMME ‼️

Miova ho amin'ny 𝘇𝗼𝗺𝗮 🗓️𝟯𝟭 𝗷𝗼𝗹𝗮𝘆 izao ny fotoanatsika🔥
🔄DO IT AGAIN - Veillée de prière.

🕤21h30
📍Zaimaika Analakely, 2e étage. Mivoha amin'ny 7ora hariva ny varavarana.

Entrée gratuite ✅

Venez comme vous êtes.
Partenaire : Eventix.mg

⛔️Veillée de prière reportée⛔️Noho ny fandaminana dia mihemotra ho amin'ny fotoana manaraka ny alim-bavaka. Manasa anao ...
23/07/2026

⛔️Veillée de prière reportée⛔️

Noho ny fandaminana dia mihemotra ho amin'ny fotoana manaraka ny alim-bavaka.

Manasa anao hanaraka hatrany ny pejy hahitanao ny fotoana manaraka.

22/07/2026

Mendrika Ianao - Young Worship Renewal au WINDOW WORSHIP SESSION

N'oubliez pas notre rendez-vous ce vendredi 24 Juillet

Zaimaika Analakely à 21h30

Entrée libre

19/07/2026

DO IT AGAIN🔥 J-5

📅 24 Juillet 2026 🕤21h30
📍Zaimaika Analakely.

Entrée gratuite ✅
Venez comme vous êtes.

Partenaire : Eventix.mg

❌VITA BACC 2026❌ Andao hiaraka hidera an'i Jesosy e✨Parvis Analakely 17h00 Maimaimpoana fidirana Fiderana miaraka amin'i...
16/07/2026

❌VITA BACC 2026❌

Andao hiaraka hidera an'i Jesosy e✨

Parvis Analakely 17h00

Maimaimpoana fidirana

Fiderana miaraka amin'i Didà sy Tahiana

Aaron Pretra, Dj Denis, Mc Aldo sy Shaddam

Save the date 🔥

Avy eo parvis Analakely isika dia manao alim-bavaka ao amin'ny Zaimaika zoma 24 io✨

✝️ VEILLÉE DE PRIÈRE✝️DO IT AGAIN 🔥Faly indray manasa anao, ho ao anaty fiderana sy fiankohofana.🔥📅 24 Juillet 2026 🕤21h...
11/07/2026

✝️ VEILLÉE DE PRIÈRE✝️
DO IT AGAIN 🔥

Faly indray manasa anao, ho ao anaty fiderana sy fiankohofana.🔥
📅 24 Juillet 2026 🕤21h30
📍Zaimaika Analakely.

Entrée gratuite ✅
Venez comme vous êtes.

Partenaire : Eventix.mg


Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 14:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Young Worship Renewal posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share