Syndicat des Marins Novices.

Syndicat des Marins Novices. Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Syndicat des Marins Novices., Labor Union, Antananarivo.

11/04/2025

Bonjour daholo⚓
Mizara izay mahasoa antsika foana izahay.
Efa misy contact afaka antsoina io ho an'ireo izay liana.
Aza adino:
"NY TANJOTSIKA DIA NY MAHOMBY HATRANY"⚓🔥

Kanto🫶🏻⚓
10/02/2024

Kanto🫶🏻⚓

🆘🆘🆘❌❌🚫Famoahana sary tsy nazahoana halalana akory ary tena mampalahelo🥲Mba signaleo avy hatrany re tompoko fa fake io❌🛑🛑...
30/01/2024

🆘🆘🆘

❌❌🚫Famoahana sary tsy nazahoana halalana akory ary tena mampalahelo🥲
Mba signaleo avy hatrany re tompoko fa fake io❌

🛑🛑Mila mailo hatrany isika 💪🏻⚓

Magnifico⚓😍🛳
30/01/2024

Magnifico⚓😍🛳

Salama🫡 Paratage kely⚓🛑 Ity ndray misy vaovao be hoan'izay liana 🛑Tonga dia tsindrio malaky ny lien de alefaso ny mombam...
23/01/2024

Salama🫡 Paratage kely⚓
🛑 Ity ndray misy vaovao be hoan'izay liana 🛑

Tonga dia tsindrio malaky ny lien de alefaso ny mombamobanao, aza tara⚓

Join our culinary team! If you have at least 2 years’ experience in a similar role in cruise line and high volumes resorts facilities (for Chef de Partie) or in a 5 stars hotel (for Demi Chef de Partie), operating under International Food Safety, and are fluent in English – apply now!
📄Send your CV here https://bit.ly/49WjPk2

14/01/2024

Sary vitsivitsy mahafinaritra ao amin'ny Icon of the sea 🫶🏻⚓

06/01/2024

Manaja daholo⚓🫡

🎊💌Eto dia mirary taom-baovao zina sy feno finoana ary taona feno fahombiazana sy ezaka ho antsika rehetra tsy ankanavaka ny SMN🎉🫶🏻⚓

Mirary soa sy ny tsara hatrany??🏻‍🫲🏽

🎆🎇🎊🎉
⚓🛳🚢

Salama daholo,hanao fampitandremana izahay membre de bureau SMN fa tsy misy idiranay velively ity agence ity ka sao sana...
27/12/2023

Salama daholo,hanao fampitandremana izahay membre de bureau SMN fa tsy misy idiranay velively ity agence ity ka sao sanatria voasoloky any ianareo.
Efa mandray fepetra momba izany koa izahay satria mandoto ny fikambanana ny ataony izay tsy misy accord avy aty akory ary tsy misy fiara-miasa ihany ko izahay SMN!
Aoka samy ho mailo fa ny ratsy tsy kely lalana.
Mankasitraka

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Syndicat des Marins Novices. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category