Ank'Izy - Team Nanisana

Ank'Izy - Team Nanisana Mamita adidy eny amin'ny EPP izahay, manampy, manohana ary manara-maso ny ankizy.

15/03/2026

Best moment whith les Zandry✨

Salama daholo✨Nifarana omaly ny activités anay teny ami'ny EPP Nanisana✨, nanaovanay ny "développement personnel 🌱". Nia...
15/03/2026

Salama daholo✨

Nifarana omaly ny activités anay teny ami'ny EPP Nanisana✨, nanaovanay ny "développement personnel 🌱".

Nianatra naneho hevitra sy nahatoky tena ireto ankizy ireto🥰 ary nanatsoaka lesona tamin'ireo sarimihetsika kely izay nojerenay tao🍀

Faly ery anie, ary tena nazoto tokoa✨

Nofaranana tamin'ny fihinanana goûté moa ny fiarahana😋.
Nalaina nisaraka tamin'ireto zoky moa izy ireo🤗.

Hisaorana hatrany ireo zoky rehetra niaraka nampifaly ireto zandry ireto sy ireo izay nanohana azy ireo, eo ihany koa ny association Ank'Izy ary ny Tale an'i EPP Nanisana nandray anay🥰.

Ho Ankin'ny Ho Avy Izy✨
Ho feno Ank'Izy Madagasikara💛



Hello ✨Ireto indray ny sary vitsivitsy hanehonay ny activités arts et métiers🤩 izay nataonay omaly tao amin'ny EPP Nanis...
08/03/2026

Hello ✨

Ireto indray ny sary vitsivitsy hanehonay ny activités arts et métiers🤩 izay nataonay omaly tao amin'ny EPP Nanisana🌱, izay nanaovay ny fitafy gasigasy

🍀Samy niaraka nanonofy sy nijery ny asa tiany atao rehefa lehibe ireo zandry tamin'ny alalan'ny fanehoany an-tsary sy asa famoronana izay nataon'izy ireo✨.

Tena nahafaly ny ankizy🥰 ary nanamarika io andro io moa dia ny niarahana tamin'ireo zoky vahiny izay noraisin'izy ireo tamin'ny tsiky tokoa :dokotera sy siantifika tena izy😮, izay nanandraman'izy ireo ny fitaovana tena izy nentin'ireo zoky ireo🍀.
Misaotra an'izy ireo nandalo teto Nanisana sy nanome tsiky ireo ankizy💛

Faly ery anie✨
Ho feno Ank'Izy i Madagasaikara

💛🌸
08/03/2026

💛🌸

🌸Journée Internationale des femmes🥰

Aujourd’hui, nous célébrons la force, le courage et l’inspiration des femmes et des filles qui font avancer notre communauté chaque jour. Chez Ank'Izy, nous croyons en un monde où chaque fille peut rêver grand, apprendre, s’épanouir et devenir actrice de son avenir.
À toutes les mamans, les éducatrices, les bénévoles, les partenaires et surtout à toutes les jeunes filles que nous accompagnons : vous êtes une source de changement et d’espoir.

✨ Continuons ensemble à encourager l’égalité, la solidarité et les opportunités pour chaque fille.

---

Anio dia mankalaza ny herim-po, ny fahasahiana ary ny anjara biriky entin’ny vehivavy sy ny zazavavy eo amin’ny fiarahamonina isika. Ao amin’ny Ank'Izy, mino izahay fa afaka manonofy lehibe, mianatra ary mivoatra ny zazavavy rehetra, mba ho lasa mpanova sy tena tompon'andraikitra ny hoaviny sy ny fiarahamona misy azy.
Ho an’ireo reny, mpanabe, mpiara-miombon’antoka, mpilatsaka an-tsitrapo, ary indrindra ireo zazavavy tohananay, ianareo no hery sy fanantenana mitondra fiovana.

✨ Andao hiara-hiasa hatrany hanohana ny fitovian-jo, ny firaisankina ary ny tombotsoa ho an’ny zazavavy rehetra.

01/03/2026

Les gardiens du vert🍀
Les gardiens de la nature ✨

01/03/2026

Santionany amin'ny activité environnement nataonay✨🍀

Mamy erÿ✨

Hellooo✨Ny omalinay teny amin'ny EPP Nanisana, nianatra ny atao hoe "environnement" na ny tontolo iainana🍀. Faly sy nazo...
01/03/2026

Hellooo✨

Ny omalinay teny amin'ny EPP Nanisana, nianatra ny atao hoe "environnement" na ny tontolo iainana🍀.

Faly sy nazoto ery ireto zandry ireto nianatra izany😊.



Today was our English session with the children 📝✨We worked on learning the basics: numbers, colors, and the days of the...
21/02/2026

Today was our English session with the children 📝✨

We worked on learning the basics: numbers, colors, and the days of the week 📚. The children learned to count up to 20 and shared colorful words like red, blue, yellow, and green.

We played a fun "Color Game" where kids stood up if they were wearing the color called out, we learned the days of the week by singing, and everyone practiced a little dialogue to introduce themselves with enthusiasm 😊

A simple, interactive session full of smiles 💛



Aujourd’hui, c’était notre séance de français avec les enfants 📝✨Nous avons travaillé sur le thème de l’école 📚. Les enf...
14/02/2026

Aujourd’hui, c’était notre séance de français avec les enfants 📝✨

Nous avons travaillé sur le thème de l’école 📚. Les enfants ont appris et partagé des mots comme crayon, cahier, élève, maîtresse, lire, écrire.

On a joué à “Devine l’objet !” et chacun a donné son mot avec enthousiasme 😊

Une séance simple, participative et pleine de sourires 💛



Salama daholo✨Faly izahay avy eto amin'ny Ank'Izy - Team Nanisana mizara aminareo ny activités nataonay androany🌱, izay ...
07/02/2026

Salama daholo✨

Faly izahay avy eto amin'ny Ank'Izy - Team Nanisana mizara aminareo ny activités nataonay androany🌱, izay natomboka tamin'ny Civisme sy ny Droit et protection de l'enfant 💛

Faly ery izy ireo niaraka taminay ary nazoto nandray anjara☝️

Miaraka amin'ny EPP Nanisana indray izahay mandritry ny 6 Sabotsy koa araho aryy🍀



 💛
24/10/2025

💛

💛Ankin'ny ho avy aizy💛
08/08/2025

💛Ankin'ny ho avy aizy💛

Address

Nanisana
Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ank'Izy - Team Nanisana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share