Riders Scoot Community

Riders Scoot Community Une association lΓ©gale de deux roues porteur du projet MPITONDRA MOTO MENDRIKA πŸ‡²πŸ‡¬

Riders Scoot Community est un groupement de Jeunes volontaires fans de moto, tous rΓ©unis pour un seul but Β« changer l’image des deux roues Β» Γ  travers le projet MPITONDRA MOTO MENDRIKA οΏ½

16/04/2026

Isan'andro misy accident foana.
Lasa misavoritaka ny fifamoivozana

πŸ“£πŸ“£π“π’π˜ π‡πŽE π„ππ“πˆππ€ π…πŽπ“π’πˆππ˜ 𝐈𝐎 πŠπŽπƒπˆπ€π‘π€ππƒπ‘πŽπ€ 𝐈𝐎 𝐅𝐀 πŒπˆπ’π˜ 𝐅𝐄𝐏𝐄𝐓𝐑𝐀 π“πŽπŠπŽππ˜ π‡π€π‘π€π‡πˆππ€; 𝐑𝐀𝐇𝐀 π“π’π˜ πˆπ™π€ππ˜ πƒπˆπ€ πŒπ„π“π˜ π‡π€π‡π€π…π€π“π˜ 𝐓𝐄𝐍𝐀 𝐍𝐀 𝐇𝐀...
26/03/2026

πŸ“£πŸ“£π“π’π˜ π‡πŽE π„ππ“πˆππ€ π…πŽπ“π’πˆππ˜ 𝐈𝐎 πŠπŽπƒπˆπ€π‘π€ππƒπ‘πŽπ€ 𝐈𝐎 𝐅𝐀 πŒπˆπ’π˜ 𝐅𝐄𝐏𝐄𝐓𝐑𝐀 π“πŽπŠπŽππ˜ π‡π€π‘π€π‡πˆππ€; 𝐑𝐀𝐇𝐀 π“π’π˜ πˆπ™π€ππ˜ πƒπˆπ€ πŒπ„π“π˜ π‡π€π‡π€π…π€π“π˜ 𝐓𝐄𝐍𝐀 𝐍𝐀 π‡π€πŒπŽππŽ 𝐍𝐘 𝐇𝐀𝐅𝐀.πŸ›΅πŸ›΅

Ny hoe mpitondra kodiarandroa dia tsy midika fotsiny hoe mahay mitazona Γ©quilibre, mahay manafaingana, mahay mandeha amin’ny goudron ary tsy mianjera. Tsy ampy izany.

Maro ny zavatra takiana amin’ny tena mpitondra moto tompon’andraikitra.

πŸ‘‰Voalohany indrindra dia tsy maintsy mahafehy ny Code de la route, satria izany no miantoka ny filaminana sy ny fiarovana eny an-dalana.
πŸ‘‰Faharoa, ilaina ny toetsaina vonona hanaraka lalΓ na sy hanaja ny hafa mampiasa lalana.

πŸ₯ΊIndrisy anefa, matetika misy tranga toy ireny niparitaka omaly ireny: olona vao nahazo tombony kely dia nividy moto, nefa tsy mahafehy lalΓ na ary tsy manana toetsaina manaja ny fifamoivoizana.
...sns maro tsy voatanisa .

πŸ™πŸ™Tsarovy fa:
Ny moto dia tsy kilalao. Ny fitondrana azy dia andraikitra.

Toy ny nahazo an'ilay mpihira Elidiot ity tranga ity.Azo ny laharana fiaraMiandry ny manampahefana isika rehetra πŸ™πŸ™Misao...
21/03/2026

Toy ny nahazo an'ilay mpihira Elidiot ity tranga ity.

Azo ny laharana fiara

Miandry ny manampahefana isika rehetra πŸ™πŸ™

Misaotra sahady amin'ny fandraisana andraikitra.

Ao amin'ny commentaire ny video

CIRGN Antananarivo Polisim-pirenena Malagasy Agence des Transports Terrestres - ATT Ministère des Transports et de la Météorologie de Madagascar

πŸ“£πŸ“£πŸ‡²πŸ‡¬π‡π’π¬π¨π€πšπ­π«πš 𝐭𝐬𝐲 𝐑𝐨 𝐞π₯𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐜𝐭𝐒𝐯𝐒𝐭𝐞́𝐬 πšπ§β€™π§π² πŸπ’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš πšπ¦π’π§β€™π’π­π² 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 πŸπŸŽπŸπŸ” 𝐒𝐭𝐲.πŸŽ‰πŸŽ‰πŸ€žNdao indray hiaraka aminay e!😘Asio p...
21/03/2026

πŸ“£πŸ“£πŸ‡²πŸ‡¬π‡π’π¬π¨π€πšπ­π«πš 𝐭𝐬𝐲 𝐑𝐨 𝐞π₯𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐜𝐭𝐒𝐯𝐒𝐭𝐞́𝐬 πšπ§β€™π§π² πŸπ’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš πšπ¦π’π§β€™π’π­π² 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 πŸπŸŽπŸπŸ” 𝐒𝐭𝐲.πŸŽ‰πŸŽ‰

🀞Ndao indray hiaraka aminay e!
😘Asio présence kely anaty commentaire e

πŸ™Tsy miova ny tanjona:
fanabeazana sy fanofanana mba hahatonga antsika ho mpitondra moto mendrika, manaja lalàna ary miaro aina eny an-dalana. 🏍️

Mpitondra moto mendrika ❀️
RSC mandrakizay β€οΈβ€οΈπŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ“»πŸ“£ππƒπ€πŽ 𝐑𝐄𝐒𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐄Raha asiana casseur de vitesse amin’ny lalana Γ  4 voie tsy misy sΓ©parateur toy ny eny amin'ny rocade ia...
11/03/2026

πŸ“»πŸ“£ππƒπ€πŽ 𝐑𝐄𝐒𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐄

Raha asiana casseur de vitesse amin’ny lalana Γ  4 voie tsy misy sΓ©parateur toy ny eny amin'ny rocade iarivo dia mety hisy risika toy izao πŸš—βš οΈ :

πŸ‘‰Frein tampoka ka miteraka fifandonana avy ao aoriana.
πŸ‘‰Mety ampisy Loza mafy.
πŸ‘‰Loza ho an’ny moto ka mety hianjera.
πŸ‘‰Miteraka fitohanana sy manakorontana ny fifamoivoizana.
πŸ‘‰ InsΓ©curitΓ©

Ohatra ireo fa isika mety Mbola manana ambara.

πŸ–οΈIzany no mahatonga ny lalana lehibe matetika tsy asiana casseur fa piste cyclable pour piΓ©tons Dia asina passerelle iray na 2 ho an’ny toerana betsaka mpandeha an-tongotra no vahaolana ampiasaina mba hiarovana ny rehetra.

Sary indrana

πŸ”₯ 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐟𝐒𝐑𝐞𝐭𝐬𝐒𝐀𝐞𝐭𝐬𝐞𝐑𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐨𝐧𝐒𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚𝐒𝐀𝐲 𝐧𝐲 π₯𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 π“π¬πšπ«πšπ¬πšπ¨π­π«πš – 𝐈𝐯𝐚𝐭𝐨, 𝐀𝐚 𝐭𝐚𝐩𝐚𝐀𝐚 𝐧𝐲 π₯𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 πšπ¦π’π§β€™π’π³πšπ¨ 𝐑𝐚𝐫𝐒𝐯𝐚 𝐒𝐳𝐚𝐨...
08/03/2026

πŸ”₯ 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐟𝐒𝐑𝐞𝐭𝐬𝐒𝐀𝐞𝐭𝐬𝐞𝐑𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐨𝐧𝐒𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚𝐒𝐀𝐲 𝐧𝐲 π₯𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 π“π¬πšπ«πšπ¬πšπ¨π­π«πš – 𝐈𝐯𝐚𝐭𝐨, 𝐀𝐚 𝐭𝐚𝐩𝐚𝐀𝐚 𝐧𝐲 π₯𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 πšπ¦π’π§β€™π’π³πšπ¨ 𝐑𝐚𝐫𝐒𝐯𝐚 𝐒𝐳𝐚𝐨.

Mangataka ny hametrahana tetezana fiampitana ireo mponina satria betsaka ireo fiara mandeha mafy amin’iny lalana 4 voie iny ka mampidi-doza ho an’ny mpandeha an-tongotra.

πŸ‘‰ π•πšπ‘πšπ¨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐳𝐨 𝐫𝐚𝐒𝐬𝐒𝐧𝐚 :
πŸοΈβƒ£ π•πšπ‘πšπ¨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐒𝐀𝐚 (𝐯𝐨𝐧𝐣𝐒𝐦𝐚𝐒𝐀𝐚)
πŸ‘‰Fametrahana mpandrindra fifamoivoizana amin’ireo toerana be olona miampita, indrindra amin’ireo toerana mampitohy tanΓ na roa.
πŸ‘‰Fametrahana panneaux sy signalisation mampihena hafainganam-pandeha.
πŸ‘‰Fanaraha-maso akaiky ny hafainganam-pandehan’ny fiara.

2️⃣ Vahaolana maharitra :
πŸ‘‰Fananganana tetezana fiampitana ho an’ny mpandeha an-tongotra (passerelle).
πŸ‘‰Fanamboarana rafitra fiampitana azo antoka amin’ny lalana 4 voie.

⚠️ Marihina fa mbola tsy vita tanteraka ny lalana nefa efa ampiasain’ny olona, ka ilaina ny fepetra hiarovana ny mpampiasa lalana rehetra.

πŸš—πŸοΈ Fanentanana ho an’ny mpamily fiara sy kodiarandroa :
πŸ™Mba andehana moramora hatrany, indrindra amin’ireo faritra misy olona miampita.

❀️𝐀𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐨 π₯𝐨𝐳𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐭𝐬𝐲, 𝐧𝐲 𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐭𝐞𝐧𝐚 π¬πšπ«π¨π›π’ππ² 𝐟𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚.

Aleo tonga tara kely toy izay miteraka loza. πŸ™

Riders Scoot Community

πŸ™πŸ™TOLOTANANA HO AN'I AINA πŸ˜’πŸ™πŸ™Hitanay tamin'ny Facebook ny vadiny nanao fangatahana ka zarainay eto amin'ny pejy Izany πŸ™"...
25/02/2026

πŸ™πŸ™TOLOTANANA HO AN'I AINA πŸ˜’πŸ™πŸ™

Hitanay tamin'ny Facebook ny vadiny nanao fangatahana ka zarainay eto amin'ny pejy Izany πŸ™

"Accident moto i Aina (vadiko) ny Alahady 22 Fevrier 2026 ka ny lohany no voa, aty am HOMI izy zao
Ra ny valin scanner dia vaky ny machoir sy eo akaikn tenda ka niditra bloc androany izy
Rehefa niditra tao anefa dia tsy vita lay opΓ©ration fa vo napatoriana dia nisy ra nibosesika nivoaka ka lasa any am havokavokany, ka noho izany dans le coma izy zao ao amin'ny reanimation.

Tena mila anareo izahay fianankaviana tompoko fa efa lany ny antanana nefa ny vola ilaina mbola bedebe, sady urgent 😭😭😭

MVOLA 0389079204 Tahiry Tantelintsoa (VADINY)

πŸ’–π…π„π“π˜ 𝐍𝐘 πŒππˆπ…π€ππŠπ€π“πˆπ€ 𝐍𝐲 𝐟𝐒𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐧𝐨 π©π¨π«π¨πŸπ¨π§β€™π§π² 𝐟𝐒𝐭𝐒𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚𝐨.πŸ’–πŸοΈ Ho antsika mpitondra kodiarandroaNy fitiavana tsy voa...
14/02/2026

πŸ’–π…π„π“π˜ 𝐍𝐘 πŒππˆπ…π€ππŠπ€π“πˆπ€
𝐍𝐲 𝐟𝐒𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐧𝐨 π©π¨π«π¨πŸπ¨π§β€™π§π² 𝐟𝐒𝐭𝐒𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚𝐨.πŸ’–

🏍️ Ho antsika mpitondra kodiarandroa
Ny fitiavana tsy voafetra amin’ny teny hoe β€œtiako ianao”,
fa hita amin’ny fitandremana eny an-dalana.

Raha tena tia ianao…
βœ”οΈ Manaova casque
βœ”οΈ Mitandrema amin’ny hafainganam-pandeha
βœ”οΈ Hajao ny lalΓ na
βœ”οΈ Aza mitondra raha nisotro na reraka

π’πšπ­π«π’πš 𝐦𝐒𝐬𝐲 𝐨π₯𝐨𝐭𝐒𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐒𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 πšπ§πšπ¨β€¦

Ilay olotianao tsy mila fanomezana lafo vidy,
tsy mila teny lava…
fa maniry zavatra iray monja:
✨ β€œπ‡π¨ππ² 𝐬𝐨𝐚 𝐚𝐦𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨.” ✨
Aza avela ho alahelo no entinao mody,
aza avela hitomany ilay fo tia anao…

Fa avelao ho:
❀️ Fiverenana milamina
❀️ Tsiky sy hafaliana
❀️ Fitiavana velona

Mentionneo anaty commentaire ilay olotianao

Mpitondra moto mendrika ❀️
Riders Scoot Community πŸ‡²πŸ‡¬

12/02/2026

Mankahery anareo namana, fianakaviana sy ianareo ao amin'ny faritra Antsinanana.

Tsy mora ny miatrika izao raha mahazo anareo izao fa dia miray fo sy mitondra ambavaka anareo.

πŸŽ₯BNGRC Johary Photography

Tsy miasa ny mpiasa rahampitso, tsy mianatra ny mpianatra.
10/02/2026

Tsy miasa ny mpiasa rahampitso, tsy mianatra ny mpianatra.

10/02/2026

MIATO avokoa ny ASA aman-draharaha rahampitso Alarobia 11 Febroary 2026 ho any eto Analamanga.
Β© TVM

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261347069402

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Riders Scoot Community posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Riders Scoot Community:

Share