15/05/2026
đżđČđŹ FAMARANANA NY SENSIBILISATION - FARITRA ATSIMO ANDREFANA đČđŹđż
Taorianâny andro maro nisianâny fifanakalozana, fihaonana, famelabelaran-kevitra ary fizarana traikefa tany aminâireo faritra atsimonâi Madagasikara, dia tonga aminâny dingana farany eto Toliara isika momba ny Plateforme de Services IntĂ©grĂ©s des PME
Fandaharam-potoana :
âFahatakarana ny entrepreneuriat vert sy bleu ao anatinâny tontolo malagasy : hevitra, fanamby ary maha maika azyâ (tsy avadika teny gasy)
Hisy vahiny hifampizara traikefa sy fahaiza-manao momba ny fanavaozana, ny tontolo iainana ary ny fandraharahana maharitra.
đ Fresque du Business :Lalao natao manokana ho anâireo liana aminâny business model, proposition de valeur sy ny tontolonâny fandraharahana.
Ity iraka ity dia nahafahana nihaona taminâireo tanora mazoto, mpandraharaha manentana, fikambanana mavitrika ary ireo mpisehatra eny ifotony vonona hanangana hoavy tsaratsara kokoa ho anâny faritra misy azy ireo.
Rahampitso ary ny fotoana farany sy famaranana ofisialy!
đ Amazone HĂŽtel - Manomboka aminâny 10 ora maraina
Tongava maro!!Tsy misy vidim-pidirana
PNUD Madagascar Maison de l'Entrepreneuriat
đżCLĂTURE DE LA MISSION DE SENSIBILISATION - RĂGION ATSIMO ANDREFANA đż
AprĂšs plusieurs jours dâĂ©changes, de confĂ©rences, de rencontres et de partage dans les rĂ©gions du Sud de Madagascar, la mission de sensibilisation du CEERE Ă lâentrepreneuriat du projet de la Plateforme de Services IntĂ©grĂ©s des PME (DSP) initiĂ© par PNUD Madagascar arrive Ă sa derniĂšre Ă©tape Ă TulĂ©ar.
Au programme :
"Comprendre lâentrepreneuriat vert et bleu dans le contexte malgache : concepts, enjeux et urgence"
đ€ Avec des intervenants engagĂ©s et expĂ©rimentĂ©s autour des questions dâinnovation, dâenvironnement et dâentrepreneuriat durable.
đ Fresque du Business : La fameuse jeu signĂ© CEERE, spĂ©cialement pour les curieux du business modĂšle
Cette mission aura permis de rencontrer des jeunes motivĂ©s, des entrepreneurs inspirants, des associations engagĂ©es et des acteurs locaux dĂ©terminĂ©s Ă construire un avenir meilleur pour leur rĂ©gion. đ
Ă demain pour le dernier rendez-vous et clĂŽture!!
đAmazone HĂŽtel Ă partir de 10h00
Venez nombreux!!Entrée libre