01/12/2025
1 ère décembre , manomboka eto dia hiova ny fiainanao.Tafiditra tanteraka ao anatin'ny herinandro tsara hidiovana sy tsara hanomezanao tso drano ny taranakao ary hanomboanao asa vaovao isika izao.
Tanterahako eto ny ahy ny fanomezako tso drano ho antsika mpanaraka ny pejy Namana Gilberto , ka hoy aho hoe : HO HAMBINIM-BOLA , HO AMBININ- SOA AMAN- KARENA IANAO , HO LAVITRIN'NY RATSY SY NY MAIZINA NY FIAINANAO ARY HOTAHIN'NY ZANAHARY AMIN'IZAY ATAO REHETRA.
♥️ Ho anao izay mizara ity publication ity amin'ny hafa ka manindry ♥️ dia tombony lehibe ho anao izany. MATOKISA ZANAHARY, ARY MANANA FINOANA.
Namana Gilberto offisialy.