Ank'Izy - Team Sabotsy Namehana

Ank'Izy - Team Sabotsy Namehana L'association veut aider les enfants malgaches à travers les activités éducatives intéressantes

Alefa foana Ank'izy✨❤️Ho taona feno fahombiazana sy fivoarana ity 2024 ity!
10/01/2024

Alefa foana Ank'izy✨❤️

Ho taona feno fahombiazana sy fivoarana ity 2024 ity!


27/12/2023

Fantatrao ve fa?

👉 Mety hoe akanjo iray efa tsy nanaovanao intsony anie no hahatonga tsiky mandravaka tarehin'ankizy anakiray eh✨

Tsy tena manana fahefahana loatra ireny ankizy eny an-dalambe sy zareo ao amin'ny Centre Mangatany.

Tsarovy anefa fa iray isika 🇲🇬

Ka ndao ary hifanome tanana eh!

Sady izay foinao dia raisina am-pitiavana be 🥰 Mety hoe akanjo, kiraro, bonbon, stylo, cahier,...

Koa manentana antsika rehetra handray anjara.

Efa manomboka ny fanangonana amin'izao ary hifarana ny 19 janoary 2024.

Toerana fanangonana: siège Association Ank'izy Ilanivato, afaka manatona mpikambana ihany koa!
Mvola: 034 64 948 90 Mirayhantana

Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso mivantana ny 034 52 454 47.

"Donner, c'est recevoir" ary misaotra mialoha ❤️


Faly be izahay mizara aminareo ny Assemblée Générale anay omaly🥰Ny mpikambana dia nandray anjara be daholy ary nisy mihi...
10/12/2023

Faly be izahay mizara aminareo ny Assemblée Générale anay omaly🥰

Ny mpikambana dia nandray anjara be daholy ary nisy mihintsy aza ny famolavolana tetikasa sy rafitra ahafahana manatsara ny fikambanana😉

Misaotra betsaka antsika rehetra 🙏 ho soa hatrany ity fikambanana.

Kopatanana ho an'ny team Sabotsy Namehana 07 nisolotena tany☺️



Andro iraisam-pirenena ho an'ny mpirotsaka an-tsitrapo ve⁉️Tena izahay mihintsy izany☺️Ny antom-pisian'ny Association An...
05/12/2023

Andro iraisam-pirenena ho an'ny mpirotsaka an-tsitrapo ve⁉️

Tena izahay mihintsy izany☺️

Ny antom-pisian'ny Association Ank'Izy dia ho an'ny ankizy eny amin'ny EPP sy eny andalambe izay mifantoka amin'ny:

- renforcement de capacité
- développement personnel

Miara misalaha hanao izay ahatotosa an'izany tanjona izany ny team rehetra manerana ny Madagasikara ka "arabaina daholy isika🎊ho soa hatrany anie"

Kopatanana be koa ho an'ny team Sabotsy Namehana!

Ary fisaorana mitafotafo ihany koa ho an'i zoky Ranoelimanana Dimby izay manome sehatra ahafahanay mivaotra hatrany☺️




Aleo ireto izahay mba hitantara kely ah🥺Tamin'ny Asabotsy 02 desambra lasa teo dia nisy hetsika niarahana tamin'ny One W...
04/12/2023

Aleo ireto izahay mba hitantara kely ah🥺

Tamin'ny Asabotsy 02 desambra lasa teo dia nisy hetsika niarahana tamin'ny One Way for Change "Volunteers Expo Mada" 2nd edition 🤩

Anisan'ny nandray anjara tamin'izany ny Association Ank'Izy

Nanazava ny fikambanana izahay no sady nandray ireo mpisoratra anarana hirotsara an'tsitrapo.

Ny tena nahafinaritra indrindra anefa?

👉 Ny fiarahana 🥺 fotoana mamy be foana miaraka amin'ireto ekipa ireto ✨

Misaotra be anareo foana amin'ireo fotoana mamy be❤️



Efa hifanarana tsy ho ela ny volana novambra⏳Ndao ary isika hijery ny zava-bita eh! 📌 Nisy ampahany tamin'ny team sabots...
28/11/2023

Efa hifanarana tsy ho ela ny volana novambra⏳

Ndao ary isika hijery ny zava-bita eh!

📌 Nisy ampahany tamin'ny team sabotsy namehana nanampy tamin'ny fikarakarana ny "événement national Zazakely Sambatra" vao niandoha ny volana.

📌 Tao aorian'izay dia 03 Asabotsy no niarahana tamin'ny ankizy teny anivon'ny EPP nanaovana ny DFC.

📌 Tsy hadinoina ihany koa ny fahavitrihan'ny ekipa miray hina amin'ny fanomanana ny stand atao eny amin'ny St Michel Amparibe ny Asabotsy 02 desambra sy ny AG ny 09 desambra.

📌 Nisy koa ireo ankizy mpiandatra nakany amin'ny Fokontany Sabotsy Namehana

📌 Ny hamaranana ity volana ity? Handeha hakany amin'ny Maire ny ampahany aminnny ankizy.

Fintina an-tsary vitsivitsy 🤩 maneho karazana fihetsehampo sy ny niainana iny volana iny

👉 Manaraha tsy tapaka ny pejy fa efa hanomboka hitantara tsara ny hetsika ataon'ny Team Sabotsy namehana ao amin'ny EPP Soaniedanana isika!

Mahasoava daholy ✨



"La responsabilisation des enfants est un élément clé de leur développement, car elle leur permet de prendre conscience ...
27/11/2023

"La responsabilisation des enfants est un élément clé de leur développement, car elle leur permet de prendre conscience de leurs actions et de leurs conséquences."

Dans le cadre du DFC ✨ la team Sabotsy Namehana, au sein de l'EPP Soaniedanana a pu guider les élèves à choisir leur fonction respective pour l'atteinte de leur objectif.

Après dispatching:

👉 On vous présente la première vague du vendredi 24 novembre 2023 auprès du" Fokotany Sabotsy Namehana".

Pour faire quoi ? Et la prochaine vague c'est pour quand ?

Euhhh... Restez connecté 😉

Tantarainay eo ihany⏳



Ho an'ny ankizy hatrany hatrany🤗 'izy✊✨
21/11/2023

Ho an'ny ankizy hatrany hatrany🤗
'izy✊✨

📍Ny fisitrahan'ny ankizy eto Madagasikara ny zony no hiompanan'ny anio alina.

Ndao ho fantarintsika amin'ny antsipirihiny mandritra ity herinandro ity ireo zo fototra dimy ananan'ny zaza e🤔Nisy foto...
20/11/2023

Ndao ho fantarintsika amin'ny antsipirihiny mandritra ity herinandro ity ireo zo fototra dimy ananan'ny zaza e🤔

Nisy fotoana izao izahay nanao hetsika tao amin'ny EPP Soaniedanana dia ireo ny hitan'ny ankizy.

Mbola misy hafa eh⁉️

𝚉𝚘 𝚑𝚘 𝚜𝚊𝚕𝚊𝚖𝚊,
𝚣𝚘 𝚑𝚘 𝚊𝚛𝚘𝚟𝚊𝚗𝚊,
𝚣𝚘 𝚑𝚊𝚗𝚊𝚗𝚊 𝚊𝚗𝚊𝚛𝚊𝚗𝚊 𝚜𝚢 𝚏𝚒𝚛𝚎𝚗𝚎𝚗𝚊,
𝚣𝚘 𝚑𝚊𝚗𝚍𝚛𝚊𝚢 𝚊𝚗𝚓𝚊𝚛𝚊
𝚣𝚘 𝚑𝚒𝚊𝚗𝚊𝚝𝚛𝚊.




Saviez-vous qu'il y a une volonté qui nous fait carburer ?C'est cette envie de se mettre au service de la collectivité p...
05/11/2023

Saviez-vous qu'il y a une volonté qui nous fait carburer ?

C'est cette envie de se mettre au service de la collectivité par un engagement individuel désintéressé 🎯

L'acte de bénévolat étant l'une des plus nobles🥰 nous avons aussi gagner en termes de connaissance, d'expérience et surtout de dépassements de soi.

Un grand merci à la team👌

L'aide pour l'organisation de l'événement national Design for change a été l'une des meilleures expériences qui puissent être ❤️

"Tanora mitondra fiovana"





✨Together, let’s create a world where everyone can express themselves and be heard in a safe environment✨Thus, we extend...
28/10/2023

✨Together, let’s create a world where everyone can express themselves and be heard in a safe environment✨

Thus, we extend our sincere thanks to Leap Africa, Dow-Seek together, Youth day of service, Association of Disabled Women of Madagascar.

And also at our places of intervention and all members❣️








Miezaka hatrany ireo zoky manampy ireo traikefa hananany🤓 hanatsarana ireo tolotra omena ireo zandry💌
12/09/2023

Miezaka hatrany ireo zoky manampy ireo traikefa hananany🤓 hanatsarana ireo tolotra omena ireo zandry💌

Address

Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ank'Izy - Team Sabotsy Namehana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ank'Izy - Team Sabotsy Namehana:

Share